Amish 67ha nord ouest

Ity sary maneho ny hakanton'ny gasikara  antsika ity ndray no entinay iarahabana anareo eto amin pejy👋Bisous be daholo💋💋...
29/10/2025

Ity sary maneho ny hakanton'ny gasikara antsika ity ndray no entinay iarahabana anareo eto amin pejy👋
Bisous be daholo💋💋💋

28/10/2025
Bonjour❤️Faly ndray zahay miarahaba antsika rehetra ato am pejy tratry ity andron Talata ity👋 talata  gorobaka ozy ny fi...
28/10/2025

Bonjour❤️
Faly ndray zahay miarahaba antsika rehetra ato am pejy tratry ity andron Talata ity👋 talata gorobaka ozy ny fitenintsika malagasy zay😁 itondra fanambinana sy fahasoavana hoantsika ity androany ity❤️❤️ Bonne journée ⚘️
Tsidiho ny pejy fa arrivage mantra be ny antsika ato an😍😍

Nouvelle semaine, nouveau défi❤️❤️Izay tsara vintana 10000ar ndray👌 Efa hainareo condition antsika👇👉 abonné ny pejy👉j'ai...
27/10/2025

Nouvelle semaine, nouveau défi❤️❤️

Izay tsara vintana 10000ar ndray👌

Efa hainareo condition antsika👇
👉 abonné ny pejy
👉j'aimeo ny pub rehetra ambany2 ao
👉mentionnéo namana 5 farafahakeliny handray anjara sy hanaraka antsika ihany koa👌👌
👉 ary farany partage ataovy be dia be

Mirary herinandro sambatra hoantsika mpanaraka ny pejy hatrany😍😍

Bonne journée⚘️

Ireo tsara vintana omaly😃Midira Mp avy hatrany miaraka amin num andefasana credit an👌👌Bonne dimanche♥️♥️♥️
26/10/2025

Ireo tsara vintana omaly😃
Midira Mp avy hatrany miaraka amin num andefasana credit an👌👌
Bonne dimanche♥️♥️♥️

Pointure disponibleBleue 26 27 31 31 Violet 27 28 Rose 30 30  31 Chaussé normal Prix 40000ar monja🫨🫨🫨Liquidation be tsis...
25/10/2025

Pointure disponible
Bleue 26 27 31 31
Violet 27 28
Rose 30 30 31
Chaussé normal

Prix 40000ar monja🫨🫨🫨
Liquidation be tsis otranty ry lay an♥️♥️♥️

Salama daholo ve tsika ato ry lay😍😍Ndao ndray ary  ze 2 tsara vintana am commentaires ndray omentsika crédit😁😁Abonneo  a...
25/10/2025

Salama daholo ve tsika ato ry lay😍😍

Ndao ndray ary ze 2 tsara vintana am commentaires ndray omentsika crédit😁😁

Abonneo aloha ny pejy an, aza adino iany koa ny partage sy miantso namana hanampy antsika👌👌
Bonne chance❤️❤️

Tsara maraina aby ee❤️Voatery kely aho nividy anty chocolat dubai ty😄 satria niteny tamiko ishrah oe tsika hono am vacan...
24/10/2025

Tsara maraina aby ee❤️
Voatery kely aho nividy anty chocolat dubai ty😄 satria niteny tamiko ishrah oe tsika hono am vacance tsy maintsy andeha an dubai😁 refa nanontaniko izy oe fa maninona tsika no hoany de tsy taitra akory izy namaly anah sady nanao nampalahelo kely oe > 🤣🤣
Ndao oa vidianako ndry raha zay no manahirana andry sady mbola varina kely oe inona zany zavatra teneniny zany😄

Bonne journée namako aby ee❤️❤️❤️

Cou2 les filles❤️Inona ndray zao ny arrivage andrasanareo amzao😍Mankasitraka foana anareo izay manjifa sy matoky anay fo...
23/10/2025

Cou2 les filles❤️
Inona ndray zao ny arrivage andrasanareo amzao😍
Mankasitraka foana anareo izay manjifa sy matoky anay foana⚘️⚘️

Eny na ianareo manaraka anay ihany koa na dia tsy manjifa ary fa manohana anay foana eto😘😘
Omenay cadeau foana👌👌
Bonne journee❤️💋♥️

Cou2👋Aza tara fa mbola misy amreto an, veuillez nous contacter en Mp vite👌👌Tena oe manja ka manja sady mafy tsara❤️❤️Bon...
22/10/2025

Cou2👋
Aza tara fa mbola misy amreto an, veuillez nous contacter en Mp vite👌👌

Tena oe manja ka manja sady mafy tsara❤️❤️
Bonne journée

21/10/2025

Iza ko nareo no efa olon ravatomanga ato🤣🤣

Tsara maraina o❤️❤️❤️Inona ndray ny vao2 androany any😄😄Bonne journée lay an😘😘😘
21/10/2025

Tsara maraina o❤️❤️❤️

Inona ndray ny vao2 androany any😄😄

Bonne journée lay an😘😘😘

Address

67ha Nord Ouest
Antananarivo
101

Telephone

+261347717275

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amish posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Amish:

Share