π‘π‘Ž π‘–π‘Žπ‘›π‘‘π‘¦

π‘π‘Ž π‘–π‘Žπ‘›π‘‘π‘¦ π΄π‘π‘œπ‘›π‘›π‘’ π‘‘π‘œπ‘–πŸ™

No comment😢
01/07/2025

No comment😢

‼️πŸ”₯π— π—”π— π—£π—œπ—₯π—˜π—›π—œπ—§π—₯𝗔  #π—”π—™π—’π—žπ—”π—¦π—’π—žπ—” 𝗑𝗬  #π—Ÿπ—”π—¦π—˜π—₯Nanao andrana nampirehitra Afokasoka tamin'ny Laser maintso i Florent Pagny tao am...
21/06/2025

‼️πŸ”₯π— π—”π— π—£π—œπ—₯π—˜π—›π—œπ—§π—₯𝗔 #π—”π—™π—’π—žπ—”π—¦π—’π—žπ—” 𝗑𝗬 #π—Ÿπ—”π—¦π—˜π—₯
Nanao andrana nampirehitra Afokasoka tamin'ny Laser maintso i Florent Pagny tao amin'ny pejiny ary hita fa nampirehitra ilay izy.
‼️𝐓𝐬𝐲 #π¦πšπ§π’π¦π›πš 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐑𝐨 𝐑𝐨𝐲 𝐒𝐳𝐲 𝐟𝐚 #𝐦𝐚𝐦𝐩𝐒𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 π‘πšπ² 𝐚𝐦𝐚𝐧-ππ‘πžπ§π² π¦π›πš 𝐑𝐒𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐒𝐭𝐬𝐒π₯𝐨 𝐭𝐚𝐫𝐞𝐑𝐚𝐧'𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 π‹πšπ¬πžπ«.

πŸŽ₯MC et Animateur Florent Pagny

Sourc:za hianty

Raha te hahomby, dia tsy maintsy miasa mafy Tsy misy zavatra lehibe azo mora fotsiny.Ao ambadik’ilay hoe "nahomby", dia ...
21/06/2025

Raha te hahomby, dia tsy maintsy miasa mafy

Tsy misy zavatra lehibe azo mora fotsiny.

Ao ambadik’ilay hoe "nahomby", dia misy ora maro nianarana, alina tsy natoriana, fanoloran-tena, tsy fahombiazana nahatonga lesona, ary herim-po tsy manaiky ho resy.

Ny fahombiazana dia tsy vintana no mitondra azy, fa ny faharetana sy ezaka atao tsy mivadika.

Izay tsy miala amin’ny ezaka na dia sarotra aza no mahavita zavatra matanjaka sy maharitra.

πŸ’‘ Na aiza na aiza toerana misy anao rehefa mbola ao anatinao ny finihavana izay te hanantanteraka nofinofinao, dia ho tonga sy ho azo ny vokatrao.

πŸ”₯ Tsarovy foana nefa : ny mora tonga dia mora lasa. Fa izay mafy hatrehina no mapaharitra.

"Ny mora tonga dia mora lasa" :
Izay zavatra azo mora foana, tsy nisy ezaka na fikatsahana be, dia tsy mateza matetika :

Vola azonao tampoka dia mety lany tampoka koa.

Toerana azonao noho ny vintana fa tsy amin’ny herinao, dia tsy maharitra.

Fahombiazana haingana nefa tsy manana fototra mafy, dia mety ho resy vetivety.

Izany hoe aza mifantoka amin’ny haingana sy ny mora, satria mety vetivety sy tsy maharitra ny vokatra azo avy amin'izany .

"Fa izay mafy atrehina no maharitra" :

Rehefa : nanao ezaka be ianao, niaritra olana sy sedra, nandalo fahasahiranana,

Dia mahazo zavatra matotra sy voaorina mafy ianao.

➑️ Izay nahavita nanangana zavatra tamim-pahendrena sy faharetana no afaka mitana izany ela, satria fantany ny lanjany, niasa mafy izy, ary tsy ho mora foana ny hiala amin'izany.

Izahay dia manamafy fa ny ezaka sy ny fijerena lavitra ary hetsika atao no lalana mankany amin’ny fahombiazana.



Sary tsy misy idirany 😁

❌❌Nisy namaky ny  trano famokaran'ny CAS-D PROD Madagascar omaly alina ary lasan'ireo olon-dratsy avokoa ny fitaovana fa...
20/06/2025

❌❌Nisy namaky ny trano famokaran'ny CAS-D PROD Madagascar omaly alina ary lasan'ireo olon-dratsy avokoa ny fitaovana famokarana horonantsary maro sy ny solosaina tao.

β­• Ny ekipa sy ny namana rehetra moa dia niandry faty teny amin'i Keitch Maminiaina, no nararaotin'ny olon-dratsy nalaina ny entana rehetra tao amin'ny studio.

𝐁𝐔𝐒 𝐞π₯𝐞𝐀𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐦𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐚π₯𝐨𝐑𝐚𝐧𝐲Efa tonga eto Madagasikara ao amin'ny Port Toamasina ny Bus mandeha fahana, anke...
20/06/2025

𝐁𝐔𝐒 𝐞π₯𝐞𝐀𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐦𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐚π₯𝐨𝐑𝐚𝐧𝐲

Efa tonga eto Madagasikara ao amin'ny Port Toamasina ny Bus mandeha fahana, ankehitriny. Mankasitraka ny filoha Andry Rajoelina mijery mandrakariva izay hahasoa an'ny malagasy.
Tsara ny manamarika fa ireo Bus ireo dia hiasa eto andrenivohitra sy hitatitra maimaim-poana an'ireo olona hijery afomanga, show drone, jeu d'eau, sns eny amin'ny Lac Iarivo ny, 25 jona ho avy izao.

π‘€π‘–π‘‘π‘–π‘Ÿπ‘Ž π‘šπ‘ 𝑓𝑑𝑠𝑛 𝑧𝑒 π‘™π‘–π‘Žπ‘›π‘ŽπŸ₯°
20/05/2025

π‘€π‘–π‘‘π‘–π‘Ÿπ‘Ž π‘šπ‘ 𝑓𝑑𝑠𝑛 𝑧𝑒 π‘™π‘–π‘Žπ‘›π‘ŽπŸ₯°

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π‘π‘Ž π‘–π‘Žπ‘›π‘‘π‘¦ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share