les manas

les manas Cette page rassemble nos souvenirs, nos actions et nos joies.
(1)

Nous partageons de beaux moments pour inspirer, faire le bien autour de nous et rappeler que la vie mérite d’être pleinement vécue. 🌟

Collabs : 💎 Signé les manas 💎 et 🌹 picabou🌹

11/06/2026

Picabou-LES MANAS GROUP 💙❤️🤍

Next level for our lady boss « maman » , go to the next country….. loading …. African Queen ⚜️🇨🇮 Ie mila mihezaka foana ...
10/06/2026

Next level for our lady boss « maman » , go to the next country….. loading …. African Queen ⚜️🇨🇮
Ie mila mihezaka foana ry zareo a ! Tena mila mihezaka dia mahaiza mihaino sy misokatra tsara amin’ny opportunité rehetra tsy ilaozana mijery zavatra tsisy dikany fotsiny ! Averiko foana zay ! Inspirez vous des gens qui aiment évoluer, qui parlent argent, qui parlent business,
Fa tsy olona miresaka fiainana ny hafa foana sy ..ody 🤭🤫 zay fa bonne nuit bisousss

10/06/2026

Mamon le fiainana e !
Miasa ho an tanindrazana marina fa tsy ho an ny tena ! Resaka hetra e !

09/06/2026

Joyeux anniversaire koa Yael bogosy Tonton sy Tatie sy Aziel Sy Ilou sy Tsoutsou 🥰❤️❤️

09/06/2026

Un anniversaire inoubliable pour toi maman 🌹❤️⚜️

Tena hoe hatrizay dri niady foana pour ta famille (papa et mama) ! Dia maintenant indry mbola miady pour ta propre famille (nous) ! Tu es une maman exemplaire , forte 💪 tena inégalable ! Je t’aime 🥰 joyeux anniversaire mon coeur 🌹(dada et picabou)

les manas

Signé Les Manas Picabou

08/06/2026

Mijery film gasy daholo ny ankizy !

Zao ny fahazazanay zao !

07/06/2026

Bonjour la famille ! Mihezaka mamoka zavatra foana fa raha mahatsikaritra nareo tsy dia hoa zavatra interessant be firy satria tena tsy araka be intsony otran taloha ! Eo ny tsy fahasalamana ! Eo ny projet , …. Bref mankasitraka anareo mandrakariva bisou daholo ♥️

06/06/2026

Tena zay vao andehadeha tonga otran’izao izahay mianaka fa faly tonga hatrany amin’ny score nahafinaritra e

Address

Toliara
Antananarivo
601

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when les manas posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share