𝕁𝕡 𝕞𝕚 𝕧𝕖𝕟𝕥𝕖 𝕕𝕚𝕣𝕖𝕔𝕥

𝕁𝕡 𝕞𝕚 𝕧𝕖𝕟𝕥𝕖 𝕕𝕚𝕣𝕖𝕔𝕥 VENTE ACCESSOIRES
VENTE 💓💓 VÊTEMENTS HOMME & FEMME
VENTE ❤️❤️ SAC CARTABLE 🥰🥰
VENTE TOUT ARTICLE ♥️♥️
suivez-nous pour savoir les nouveautés

27/09/2025

Bonne nuit 🌃

Zo anay takianay nefa daroka sy herisetra no valiny olona made @ tanana 10 nefa fitaovampiadiana no asetry azy avohay Fi...
25/09/2025

Zo anay takianay nefa daroka sy herisetra no valiny olona made @ tanana 10 nefa fitaovampiadiana no asetry azy avohay Fitiavana Mickaël

lasa herim. pamoretana ve zany izy ity ra mahazo rariny izahay mpitaky samy milamina dhl vahoaka malagasy rhtra avelao i...
25/09/2025

lasa herim. pamoretana ve zany izy ity
ra mahazo rariny izahay mpitaky samy milamina dhl vahoaka malagasy rhtra
avelao izahay hitaky zo anay fa aza ho entina amizao

Tanindrazanay lasa herim. pamoretana

LEO DÉLESTAGE 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

LEO RANO TSY MISY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

MAKAIZA ZO OLOMBELONA

fans

🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
24/09/2025

🥰🥰🥰🥰🥰
🥰🥰🥰🥰🥰

23/09/2025

Bonne nuit😇😴

Bonjour daholo🥰🥰🥰mirary herin'andro vao2 ho antsika rehetra😇😇😇😇
22/09/2025

Bonjour daholo🥰🥰🥰
mirary herin'andro vao2 ho antsika rehetra😇😇😇😇

«Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahaz...
21/09/2025

«Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahazoan'ny mihaino fahasoavana.»
— Efesiana 4:29

Fony isika mbola tao anatin'ny fiainan'izao tontolo izao, tsy nahalala ny Lalana marina, sy ny Fahamarinana ary Fiainana, izany hoe tsy nahalala an'i Jesoa Kristy, no nanao izany teny maloto izany. Ary io teny maloto io tsy ilay teny ratsy na ompa ihany akory, fa na teny feno avonavona, teny manaratsy sy mifosa olona, teny mandratra dia voasokajy ao anatin'izany avokoa.

Rehefa tonga olom-bavao kosa anefa isika, nandray an'i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy antsika, dia voasolo teny vaovao ireo teny maloto ireo dia teny «tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahazoan'ny mihaino fahasoavana.»

Raha Kristiana isika noho izany, aoka ny zavatra rehetra lazaintsika hotsaraina araka izao: mampandroso ny hafa ve ny zavatra resahiko? Mampahery ve? Ahazoan'ny hafa tombontsoa ve? Raha izany, dia lazao ary. Fa raha tsy izany kosa, dia aleo mangina!

Tena marina be
21/09/2025

Tena marina be

Ahoana no atao mba hi-sécurisena ny orinasa?

Anisan'ny teneniko foana amin'ny mpandraharaha eto Madagasikara dia ny hoe: aza maika avadika "groupe na holding" ny orinasanao rehetra... Sur le plan optimisation fiscale sy resaka image manaiky aho fa be dia be ny lafi-tsarany....

Fa raha aty afrika kosa tena aleo hijanona " morcelé société autonome" foana ny orinasa mba hi- sécurisé-na azy amin'ny fikapana faobe ataon'ny fanjakana.
Orinasanao daholo ihany ilay izy saingy aleo atao amin'ny anaran'olona samihafa ny ao anaty carte fiscale.

Aza adino fa eto amin'ity firenena iray ity dia raha vao misy zavatra kely tsy tian'ny fanjakana any aminao dia voakapa hatrany amin'ny fakany ianao; aza manangana groupe. Efa hatramin'ny naha Madagasikara an'i Madagasikara zany zavatra izany: hatramin'izao.

Rehefa tsy groupe io dia: société qui n’a aucun lien capitalistique ou juridique avec d’autres entreprises, sans filiale ni société sœur, elle prend ses décisions seule, sans influence d’un groupe.

Ny mahasosotra an'ilay izy anie dia ilay fanjakana tsy mba manolotra tolotr'asa akory fa mandrava an'izay efa nitsangana foana. Aza manangana groupe mba tsy hibaribary be hoe aiza ny kapaina..

Manangàna Entreprises indépendantes, Entreprises distinctes, Entreprises non affiliées samihafa be dia be ry zareo ah, dia aza manangana groupe

Tsy miresaka an'ilay resaka boîte de nuit sy substances illicites ny tenako eto fa miresaka momban'ny orinasa e-vtc, beepeo, esanandro, etech consuting, Mantasoa Lodge sns... Izay mamelona ankohonana maro amin'ny alalan'ny famoronana asa aman'arivony.

Ry mpandraharaha namana, na dia eo aza izany rehetra izany dia aza kivy manangana. Manantona zoky maka conseil.

Tsara ity alahady ity

18/09/2025

Test live🥰

18/09/2025

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝕁𝕡 𝕞𝕚 𝕧𝕖𝕟𝕥𝕖 𝕕𝕚𝕣𝕖𝕔𝕥 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share