Mafatifatie 2.0

Mafatifatie 2.0 Entana mora be ❤️💕

Iza daholo ireo mitady corset, haut stylé na bodysuit ato? ❤️🥰 Ireto no disponible ato aminay @ sarany mirary atrany ane...
23/08/2026

Iza daholo ireo mitady corset, haut stylé na bodysuit ato? ❤️🥰 Ireto no disponible ato aminay @ sarany mirary atrany anefa 🥰❤️

Modèle unique atrany fa friperie daholo ny article❤️

Tena hoe ny eo tsy lany ny eo tonga iany😅 ato indray ny arrivage + article disponible 🥰❤️ prix à partir de 3000 ar atran...
17/08/2026

Tena hoe ny eo tsy lany ny eo tonga iany😅 ato indray ny arrivage + article disponible 🥰❤️ prix à partir de 3000 ar atrany ❤️ misy ho any rehetra fa taille xxs atramin'ny xl ny article antsika ka anotanio aza izay mety 🥰

Efa ho avy ny lalao 10K hahazoana loka maromaro. Raha cliente ianao dia mbola mahazo cadeau surprise akotran'ilay cadeau ❤️🥰

Raikitra indray ny arrivage eto @ pejy ❤️🥰 prix à partir de 3000 ar atrany ❤️🥰 Friperie daholo ny article antsika Tsy mi...
14/08/2026

Raikitra indray ny arrivage eto @ pejy ❤️🥰 prix à partir de 3000 ar atrany ❤️🥰 Friperie daholo ny article antsika

Tsy misy stock fa 1 isakin'ny modèle ka tandremo aza tara😊

Izay mivoka dia bombe atrany ❤️🥰 ireto indray ny arrivage ato aminay. Stylé fona oa miaraka aminay (corset, haut stylé, ...
10/08/2026

Izay mivoka dia bombe atrany ❤️🥰 ireto indray ny arrivage ato aminay. Stylé fona oa miaraka aminay (corset, haut stylé, robe, bodysuit,...) ❤️🥰

Modèle unique daholo iany ireo ❤️🥰

Arrivage arivariva fa stylé be fona ❤️🥰 prix manomboka 3000 ar atrany an ❤️🥰 feno corset, haut stylé, ensemble, robe,......
06/08/2026

Arrivage arivariva fa stylé be fona ❤️🥰 prix manomboka 3000 ar atrany an ❤️🥰 feno corset, haut stylé, ensemble, robe,... ❤️🥰

Modèle unique atrany. Afaka manotany raha misy mahaliana ❤️🥰

Matsiro anie zany arrivagintsika zany ry zareo 😘🥰 na crop, na pant flare, na corset, na combi,.... Article mamy Kely dah...
01/08/2026

Matsiro anie zany arrivagintsika zany ry zareo 😘🥰 na crop, na pant flare, na corset, na combi,.... Article mamy Kely daholo no entinay aminareo 🥰😘

Prix tsy miova fa manomboka 3000 ar atrany ny crop sy bodysuit. Ny corset manomboka 5000 ar ary ny robe manomboka 10 000 ar 🥰❤️ anotanio aza izay mety fa modele unique daholo ireo.

Arrivage partie 2 ❤️🥰 stylé atrany ny ato aminay sady abordable be atrany fa à partir de 3000 ar atrany dia mahazo❤️🥰Mod...
27/07/2026

Arrivage partie 2 ❤️🥰 stylé atrany ny ato aminay sady abordable be atrany fa à partir de 3000 ar atrany dia mahazo❤️🥰

Modèle unique atrany ka tandremo ara tara ❤️🥰

Raikitra indray ny arrivage eto @ pejy 🥰🤩 stylé be araky ny nahafataranareo anay ary abordable atrany fa 3000 ar fona di...
24/07/2026

Raikitra indray ny arrivage eto @ pejy 🥰🤩 stylé be araky ny nahafataranareo anay ary abordable atrany fa 3000 ar fona dia mahazo ato aminay 🥰❤️

Anotanio aza izay mety fa modèle unique Oreo ❤️🥰

Alohaloha Kely ny arrivagentsika androany fa tena tsy mahandry fa bombe lotra ❤️🥰 combi pant, corset, bodysuit, pant,......
20/07/2026

Alohaloha Kely ny arrivagentsika androany fa tena tsy mahandry fa bombe lotra ❤️🥰 combi pant, corset, bodysuit, pant,... Tena hoe tsara daholo ❤️🥰

Modèle unique daholo ny article ka tandremo aza tara❤️ Izay tsy matotra t@ jp teo aloha tena ialana tsiny fa tsy omenay entana intsony 🙏🏽🙏🏽

Efa betsaka nareo no nanotany tamin'ny mp hoe rovina ny arrivage ka ireto aza ❤️🥰 mirary sady stylé atrany fa 3000 ar di...
16/07/2026

Efa betsaka nareo no nanotany tamin'ny mp hoe rovina ny arrivage ka ireto aza ❤️🥰 mirary sady stylé atrany fa 3000 ar dia mahazo ❤️🥰

Anotanio aza izay mety o. Modèle unique daholo❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mafatifatie 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share