Oskyz Découverte automobile - Conseils auto - Mécanique

21/08/2026

Endrika, miavaka be ary fitiavana lalina ny tontolon’ny fiara. 🔥🚘
Androany, Oskyz dia mitondra anareo hahafantatra akaiky kokoa ity firy vaovao ity… Ankafizo ary !

———

Du style, du caractère et une bonne dose de passion automobile. 🔥🚘
Aujourd’hui, Oskyz vous emmène à la découverte d’un nouveau modèle… Régalez-vous !

29/06/2026

Vonona hitempo iray amin’ny firohondrohon’ny motera ve ianareo? Andao hiara-hiditra any anatin’ ny sehatry ny rallye androany, mba hihaona amin’ilay kalaza tsy manan-tsahala eo amin'ny familiana! 🏎️💨 Hijery ny tontolo an'ity mpanamory hampihorohoro ny tabilao tamin'ny fotoana tsara indrindra amin'ity taom-pilalaovana ity 🔥

Prêts à vibrer au rythme des moteurs hurlants ? Aujourd'hui, on vous emmène dans les coulisses du rallye à la rencontre de notre prodige du volant ! 🏎️💨 Découvrez le portrait exclusif de celui qui va faire trembler les chronos cette saison 🔥

Misy zava-baovao lehibe ho avy… 🔥Matanjaka be ary tena hafa mihitsy 👀Tsy mbola afaka lazanay aminareo nefa ho gaga ianar...
19/05/2026

Misy zava-baovao lehibe ho avy… 🔥

Matanjaka be ary tena hafa mihitsy 👀

Tsy mbola afaka lazanay aminareo nefa ho gaga ianareo rehefa ho hitanareo ilay izy 😏

🎥 Dinihio tsara ny sary ary fantaro hoe inona ary io fiara io ! 🔥

08/05/2026

⚡️ AIQAR EQ3 : ce SUV électrique d’entrée de gamme va surprendre tout le monde ? 👀🚘🔋

Production : Oskyz Production
Image & Montage : Teddy Wilson

💡DEVINETY: Inona ary ilay fiara miafina io?🔋RDV demain dans la prochaine video! ⚡️
07/05/2026

💡DEVINETY: Inona ary ilay fiara miafina io?🔋

RDV demain dans la prochaine video! ⚡️

06/05/2026

Miheritreritra zay ato hoe ho avoka ve ny video complete an ty ? 🙈🔥

🔥Masiaka be ilay BMW XM! 🔥
05/05/2026

🔥Masiaka be ilay BMW XM! 🔥

04/05/2026

🎉 Ireto avy ireo mpandresy nahazo loka 250 000 Ar avy amin’ny loka roa napetrakay! 🎉

Misaotra betsaka an’ireo olona 500 000 izay nijery ny horonan-tsarinay momba ny Toyota 4Runner 🙌
Ary misaotra ihany koa an’ireo olona 2 600 izay nanao “like” ❤️

Ho avy tsy ho ela ny horonan-tsary vaovao miaraka amin’ny fifaninanana vaovao! 🚀

Rdv le 09 et 10 Mai a Imerintsiatosika pour la premiere manche du championnat!
29/04/2026

Rdv le 09 et 10 Mai a Imerintsiatosika pour la premiere manche du championnat!

🏁🏁la 1ère Manche du Championnat de Madagascar de Karting 2026 arrive à grand pas !!!🏎🏎🏎

🗓09 et 10 Mai 2026 circuit SRK Imertsiatosika

🔥Venez découvrir les toutes dernières générations de karting sur le circuit 🔥

📌Partenaire Officiel : Madazon logistics
📌Partenaire :L'Usine Fitness & Boxing Charcuterie LEWIS Mpro Car Graph X Ankorondrano Oskyz

Sous l’égide Fédération du Sport Automobile de Madagascar (FSAM)








Address

Route Des Hydrocarbures/Ankorondrano
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Oskyz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share