Lakroa Media

Lakroa Media Lakroa Media - Endrika vaovao entina hamaliana Antso sy Iraka manoloana ny vaninandro ankehitriny.

17/09/2026

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ...

๐Ÿ‘‡ Ahoana no hiatrehantsika ireo olana manoloana ny vanin'andro ankehitriny ?

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ... Anio hariva amin'ny 06 ora sy sasany ny fotoanantsika, miaraka amin'i Mompera RATOVOMANANARIVO Prospรจ...
17/09/2026

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ...

Anio hariva amin'ny 06 ora sy sasany ny fotoanantsika, miaraka amin'i Mompera RATOVOMANANARIVO Prospรจre.

11/09/2026

๐—ฆ๐—˜๐—ž๐—ข๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—ก๐—” : ๐— ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ท๐˜† ๐—”, ๐—–, ๐——

10/09/2026

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ...

๐Ÿ‘‡ Fifandraisan'ny fanavaozana ny fampianarana sy ny krizy hiainantsika.

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ... Rahariva amin'ny 06 ora sy sasany indray ny fotoanantsika, miaraka amin'i Mompera RATOVOMANANARIVO Pr...
10/09/2026

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ...

Rahariva amin'ny 06 ora sy sasany indray ny fotoanantsika, miaraka amin'i Mompera RATOVOMANANARIVO Prospรจre.

09/09/2026

๐ŸŽ™๏ธ | ๐—›๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐—น๐˜† ๐—น๐—ฎฬ€๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ.

Very anaty fihodinkodinana ny Fanavaozana. Mihamanalavitra ny tena vahaolana ny fanavaozana rafitra.

โ–ถ๏ธ Matoan-dahatsoratra, Feon'ny Lakroa, 08 Septambra 2026

๐ŸŸก Manaraka fiofanana any Roma ny eveka telo mirahalahy avy eto Madagasikara. Mgr isany : Marek Ochlak, Evekanโ€™i Fenoariv...
08/09/2026

๐ŸŸก Manaraka fiofanana any Roma ny eveka telo mirahalahy avy eto Madagasikara. Mgr isany : Marek Ochlak, Evekanโ€™i Fenoarivo Atsinanana, sy Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana, Eveka mpanampy Antananarivo, ary Jeannot Martial Andrianandrainy, Eveka mpanampy Morondava.

Nanomboka taminโ€™ny 2 septambra ary hifarana ny 10 septambra io fiofanana omenโ€™ny ao Vatikana ho anโ€™ny eveka vao nohamasinina io. Taminโ€™ity taona ity dia miisa 147 izy ireo, avy aminโ€™ny kontinanta dimy maneran-tany.

Karazana โ€œmini-masterโ€ ity fiofanana ity ka sehatra maro no halalinina : ny litorjia, ny iraka (mission), ny fanararaotana (abus), ny sekta vaovao, ny fitantanana, ny rariny sy ny fangaraharana. Eo koa ny fiarahan-dia (synodalitรฉ), ny fanavakavahana ara-poko, ny fiomanana ho pretra, ny krizy sy ny fitsipi-pifehezana ho anโ€™ny pretra, ny fifampiresahanโ€™ny samy hafa finoana, ny fanamby ara-kolontsaina.

Taminโ€™ny taona 2000 ny Papa Joany Paoly II no nanomboka nampanao anโ€™ity fiofanana ity isaky ny volana septambra. Sehatra hifanakalozan-kevitra sy anovozana fahalalana ho anโ€™ireo eveka vao notendrena nandritra ny taona izy ity. Sehatra hahafahanโ€™izy ireo mandray torolalana ho anโ€™ny fanatanterahanโ€™izy ireo ny andraikiny aminโ€™ny maha mpiandry ondry azy ireo.

๐ŸŸก Taorian'ny fanendrena azy ny 19 Aogositra lasa teo dia fantatra fa atao ny alahady 08 Novambra 2026, ny fanamasinana h...
07/09/2026

๐ŸŸก Taorian'ny fanendrena azy ny 19 Aogositra lasa teo dia fantatra fa atao ny alahady 08 Novambra 2026, ny fanamasinana ho eveka an'i Monsenera , Eveka Mpanampy ho an'ny Arsidiosezin'i Toamasina.

28/08/2026

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ...

๐Ÿ‘‡ Manasa antsika handinika sy hamakafaka.

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ... Manome fotoana anao izahay eto amin'ny Lakroa Media, rahariva amin'ny 06 ora sy sasany.
28/08/2026

๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—˜ ...

Manome fotoana anao izahay eto amin'ny Lakroa Media, rahariva amin'ny 06 ora sy sasany.

Address

Amparibe
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lakroa Media posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share