T-Aratra

T-Aratra 🌞🌱Rien ne se perd rien ne se crée tout se transforme⚡🌱
034 38 090 03☎️

Vokatra efa niadrasany maro Tonga ilay izy Auto pompe solaireKarazany roa be izao 15m3/h 25m3/hU 48V DCP 750WFanazavana ...
31/03/2025

Vokatra efa niadrasany maro
Tonga ilay izy

Auto pompe solaire

Karazany roa be izao 15m3/h 25m3/h

U 48V DC
P 750W

Fanazavana fanampiny mp na miantso 038 13 770 65/032 40 207 16

STABILISATEUR SERVOMOTEUR MONOPHASÉE sy TRIPHASÉE MONOPHASÉE : (70v Umin 250Umax)3kva  5kva  7,5kva  10kva 15kva 20kva 3...
06/09/2024

STABILISATEUR

SERVOMOTEUR

MONOPHASÉE sy TRIPHASÉE

MONOPHASÉE : (70v Umin 250Umax)
3kva 5kva 7,5kva 10kva 15kva 20kva 30kva 50kva

TRIPHASÉE : (260Umin 430Umax)
10kva 15kva 20kva 30kva 50kva

Livraison manerana ny nosy
Fanazavana fanampiny MP/0342966153,0326282481

13/07/2024

SURPRESSEUR ELECTRIQUE INVERTER 220V AC

Ny afahany mampiakatra rano 25m - 45m
Ny rano tafiakany 2m3/h - 4m3/h
Ny tosikiny rano kosa dia 1bar - 5bar

1-Tsy mandany jiro nefa mahavita be
2-Efa avolenta ny komandy aminy (électrorique)
3-Tsy mitabataba

MP raha mila fanazavana fanampiny
Na koa tonga dia miantso mivantana 032 62 824 81 / 034 29 661 53

Manao livraison
Afaka mandefa aminy faritra

Manatitra ny arahaba ho antsika rehetra Ireto indray ny vokatra manaraka 💡Projecteur solaire (vaovao)🌞25w40w60w100w200w ...
30/04/2024

Manatitra ny arahaba ho antsika rehetra

Ireto indray ny vokatra manaraka

💡Projecteur solaire (vaovao)🌞
25w
40w
60w
100w
200w
300w

Misy panneaux solaires🌅,télécommande🕹️,piles 🔋ary ny fixation🛠️ miaraka aminy izy ireo

Manao livraison sy mandefa aminy'ny faritra ihany

Fanazavana fanampiny antsoy ny 📞034 29 661 53 na ny 032 62 824 81 na miditra mp 📩avy atrany

T-ARATRA
« Angovo lovain-jafy »

Salama tompoko ôTsy mitsahatra manome zava-baovao ho anareo izahay eto Koa indro ary izato izy Batterie Lithium 12v 200A...
25/03/2024

Salama tompoko ô
Tsy mitsahatra manome zava-baovao ho anareo izahay eto
Koa indro ary izato izy
Batterie Lithium 12v 200Ah
Miavaka raha samy batterie satria azonao jerena (monitoring par Bluetooth ) ny zavatra mandalo aminy
Koa raha mahaliana anao
Tongava aingaina mp 📩na miantso mivantana 📞034 29 661 53 /032 62 824 81

Salama daholo Mankasitraka sahady ho anareo izay efa naka sy naneho ny fahafamponareo Ho antsika izay mbola tsy nahazo n...
22/03/2024

Salama daholo

Mankasitraka sahady ho anareo izay efa naka sy naneho ny fahafamponareo

Ho antsika izay mbola tsy nahazo na manana vina ny ampiasa azy tongava aingana fa efa madiva lany ny andiany voalohany

Batterie tubulaire (acide) 12v 180ah sy 230 ah

Vaovao daholo ny entana

Mp na miantso avy atrany 034 29 661 53

T-ARATRA
"Angovo lovain-jafy "

Manatitra ny arahaba ho antsika rehetra indray Tonga ny batterie « TUBULAIRE » 180Ah 12v230Ah 12vEla niandrasantsika azy...
06/03/2024

Manatitra ny arahaba ho antsika rehetra indray

Tonga ny batterie « TUBULAIRE »
180Ah 12v
230Ah 12v

Ela niandrasantsika azy izay ka indro ary ny vokatra manaraka
Fanazavana fanampiny mp 📩 na miantso avy atrany📞 032 62 824 81 / 034 29 661 53

Miarahaba antsika rehetra  panaraka ny pejy nahatratra ny taona vaovao 2024Itondra fahobiazana amin'ny izay rehetra atao...
15/01/2024

Miarahaba antsika rehetra panaraka ny pejy nahatratra ny taona vaovao 2024
Itondra fahobiazana amin'ny izay rehetra atao anie izany ary ao anatiny fahasalamana tanteraka ☀

T-Aratra 032 40 207 16 / 034 29 661 53

Salama daholoBetsaka ny tsy nahazo ary betsaka no nangataka ka indro ary ilay vokatraBATTERI LITHIUM BSLBATT :-Power lin...
13/12/2023

Salama daholo
Betsaka ny tsy nahazo ary betsaka no nangataka ka indro ary ilay vokatra

BATTERI LITHIUM BSLBATT :
-Power line 100Ah 48v
-B-LFP 100Ah 48v

Entana vaovao ,misy garentie

Manao livraison Tana ary mandefa ihany koa

Mp avy atrany na miantso 034 29 661 53

Miarahaba antsika rehetraBetsaka ny mbola tsy nahazo sy nangataka ny fiverenany ka tonga indray izy iretoBox (convertiss...
26/10/2023

Miarahaba antsika rehetra
Betsaka ny mbola tsy nahazo sy nangataka ny fiverenany ka tonga indray izy ireto

Box (convertisseur chargeur ,régulateur ,batterie lithium) izay no mandrafitra azy

Box Powerness:

1-1500wh ny batterie,1500w ny convertisseur ary mazak 200w ny regulateur

2-1000wh ny batterie ,1000w ny convertisseur ,mazaka 120w ny régulateur

Marihina fa azo chargéna si*****te anatiny fiara ny alalany be sy ny maro azy ary misy (wirless) chargeur phone tsy mila cable

Box must:
1-1000w ny tanjany 1000wh ny batterie ao aminy ,60a ny régulateur

2-3000w ny convertisseur ,3000wh ny batterie ary 60a ny regulateur ao anatiny

Box Oukitel:
2200w ny convertisseur ,5120wh ny batterie,1000w ny panneaux solaire zakany

Marihina fa hybride daholo ireo box ireo
Raha mila fanazavahana fanampiny manasa anareo iditra mp na ihantsy avy atrany ny 💪032 62 824 81

Tonga ihany koa ny Batterie gel 12v natokana ho any tontolo ny solaireMarika NGL -40Ah-65Ah-80Ah-100Ah-120Ah-200Ah-250Ah...
09/10/2023

Tonga ihany koa ny Batterie gel 12v natokana ho any tontolo ny solaire

Marika NGL
-40Ah
-65Ah
-80Ah
-100Ah
-120Ah
-200Ah
-250Ah
-300Ah

RITRA DG
150Ah
200Ah

Ritar OPZV
200Ah

Ary misy Batterie OPZS (plomb+acide) 2v 1500Ah sy 1000Ah ihany koa

MP avy atrany na miantso 0326282481

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 12:00
14:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 12:00
14:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 12:00
14:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 12:00
14:30 - 16:30
Friday 08:30 - 12:00
14:30 - 16:30
Saturday 08:30 - 12:00

Telephone

+261324020716

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T-Aratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to T-Aratra:

Share