Groupe G.M.F

Groupe G.M.F 🙏Jéhovah no hery fiarovana ho azy🙏

n'y groupe GMf dia faly miarahaba anao @ fanekenao hiaraka hiazakazaka @ fitorina filazan-tsara ho henontsika @ rakin-ki...
30/01/2026

n'y groupe GMf dia faly miarahaba anao @ fanekenao hiaraka hiazakazaka @ fitorina filazan-tsara
ho henontsika @ rakin-kira sy clips n'y feo mangany
deraina mandrakariva ny Tompo🙏🥰

misaotra ny Tompo misaotra ny studio BABA SHAMNY Groupe GMF manomana zava-baovao hoan'ny mpankafy sy ho fanatsarana ny f...
20/01/2026

misaotra ny Tompo
misaotra ny studio BABA SHAM
NY Groupe GMF manomana zava-baovao hoan'ny mpankafy sy ho fanatsarana ny fitorina filazan-tsara an-kira hatrany
voninahitra ho an'Andriamanitra

misaotra ny Tompo 🙏fa izy no namaly antso hanatevin-daharana ny Groupe GMF amin'ny fanitarana ny ambaindain'ny fitorina ...
08/01/2026

misaotra ny Tompo 🙏fa izy no namaly antso hanatevin-daharana ny Groupe GMF amin'ny fanitarana ny ambaindain'ny fitorina Filazan-tsara an-kira 🥰
ho hitanareo amin'ny album manaraka ny feomangany
voninahitra ho an'Andriamanitra🙏

03/11/2025

📖📖Mahandrasa, hoavy ny Tompo🙏🥰

Isaorana Anao Andriamanitra Rainay fa noho ny fitantananao de tontosa ny asa fitoriana🙏🥰
14/10/2025

Isaorana Anao Andriamanitra Rainay fa noho ny fitantananao de tontosa ny asa fitoriana🙏🥰

26/09/2025

Jesoa ô! Milanao ity nosinay🙏🇲🇬🥰,andao isika hitondra ambavaka an'ity Madagascar ntsika ity🇲🇬🇲🇬💔😭😭

Miharahaba anao izay rehetra mpikambana Ato amin'ny groupe GMF izay tarinao amin'izao nahatraranao izao tsingerintaona n...
25/09/2025

Miharahaba anao izay rehetra mpikambana Ato amin'ny groupe GMF izay tarinao amin'izao nahatraranao izao tsingerintaona nahatraranao izao, hiaro anao atrany anie ilay Andriamanitra manakarem-pahasoa🙏🙏, Dia manonona ny fiadanan'ny Tompo ho aminao koa Anie🥰💜

Fiadanana e🙏🥰Andao hiara hidera an'i Tompo hiaraka aminay izay hiarahantsika amin'ny groupe Gasy Tsara Midera 🥰😍🙏, koa a...
22/09/2025

Fiadanana e🙏🥰
Andao hiara hidera an'i Tompo hiaraka aminay izay hiarahantsika amin'ny groupe Gasy Tsara Midera 🥰😍🙏, koa andao ary hidera an'i Tompo e🙏

Misaotra ny Tompo fa vita soamatsara ny concert nataon'ny G M F niaraka t@ Fiangonana Ambodisakoa ny Alahady 04 May 2025...
05/05/2025

Misaotra ny Tompo fa vita soamatsara ny concert nataon'ny G M F niaraka t@ Fiangonana Ambodisakoa ny Alahady 04 May 2025
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

Groupe GMF " Gasy Mitory Filazantsara "' Dia faly miarahaba anao tratran'ny Zoma Masina Tsarovy ary fa Maty ny Tompo noh...
18/04/2025

Groupe GMF " Gasy Mitory Filazantsara "
' Dia faly miarahaba anao tratran'ny Zoma Masina
Tsarovy ary fa Maty ny Tompo noho izaho ,ianao , isika mpanota
Andao hibebaka haingana fa iny fahafatesana sy ny rany latsaka teo amin'ny hazo fijaliana iny no mamafa ny otantsika
Joyeux pâque à tous

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Groupe G.M.F posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share