CAS-D PRO Madagascar

CAS-D PRO Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CAS-D PRO Madagascar, Music Producer, Antananarivo.

https://youtube.com/-dprodmd3424?si=qmRIiA4Jx-9Bi-mw
🎹🎙️🎬
▶️ MEDIA LOOK ◀️
▶️ studio de production Audio&Visuel,
Avec MADA B.U & Vanitha'Music ◀️
⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️

12/10/2025

BAREA en Grève ✊🏿🇲🇬

Mirary fahasalamana ho an' i VAHATRA mpanakanto tia tanindrazana 🇲🇬.Tena efa tsy rariny tanteraka izao. 🚑🚨CAS-D PRO Mada...
03/10/2025

Mirary fahasalamana ho an' i VAHATRA mpanakanto tia tanindrazana 🇲🇬.
Tena efa tsy rariny tanteraka izao. 🚑🚨
CAS-D PRO Madagascar

Tamin'ny taona 2009 dia efa nanjàka teto d**o ny Robot sy ny herin-maizina.Mila " délivrance " mihitsy ty raharaha ty.
03/10/2025

Tamin'ny taona 2009 dia efa nanjàka teto d**o ny Robot sy ny herin-maizina.
Mila " délivrance " mihitsy ty raharaha ty.

Hiantso ireo miaramila any @ Fanjakan-Lanitra ndray mba hitifitra sy hamely  ireo mpino sy mpianatra sekoly alahady ny f...
03/10/2025

Hiantso ireo miaramila any @ Fanjakan-Lanitra ndray mba hitifitra sy hamely ireo mpino sy mpianatra sekoly alahady ny fiangonana. 🇲🇬

Amin'ny " Fo " tsy miangatra fa aleo ty.Ry Madagascar 🇲🇬 . Misy sasany maniry ny fandrosoana ho any Madagascar nefa ny  ...
02/10/2025

Amin'ny " Fo " tsy miangatra fa aleo ty.
Ry Madagascar 🇲🇬 .
Misy sasany maniry ny fandrosoana ho any Madagascar nefa ny ampiasainy eto de mbola io ary mihebo.
Tsy midika tsy fitiavana any Frantsa izany io fa mila mametraka ny atao hoe lanja ho any firenena isika.
Lasa fototra fifandraisana ny samy tanora sy ny orinasa teny frantsay ankehitriny eto " **o ".
Tsy ratsy ny mahay fiteny samihafa fa omeo lanja ny an-tena raha mifampiresaka samy Malagasy.
CAS-D PRO Madagascar & fans

IZY ILAY " MAHERY FO " 🇲🇬🕯️Omeo ny Titre raha atao film 🎬CAS-D PRO Madagascar &  fans
28/09/2025

IZY ILAY " MAHERY FO " 🇲🇬🕯️
Omeo ny Titre raha atao film 🎬
CAS-D PRO Madagascar & fans

🚨 🚨 TANDREMO ry MALAGASY 🚨🚨❗Mila mailo isika rehetra ❗ - Mba tsy hidirana @ Crise totale dia aleo ho tapitra ny mandat d...
26/09/2025

🚨 🚨 TANDREMO ry MALAGASY 🚨🚨
❗Mila mailo isika rehetra ❗

- Mba tsy hidirana @ Crise totale dia aleo ho tapitra ny mandat dia mba tsy hahafahany zareo hilatsaka tsony satria izay no lalàna.

- Raha miditra tetezamita isika dia mbola voa maika ho mafy ny crise économique, Ka hijaly lavitra noho izao ny Malagasy. 🇲🇬
CAS-D PRO Madagascar 🎬✊🏿

Entanina isika    rehetra eran'i    mba tsy hanimba zavatra na hamaky ireo mangasin mivarotra ireo zava-maneno fa mbola ...
26/09/2025

Entanina isika rehetra eran'i mba tsy hanimba zavatra na hamaky ireo mangasin mivarotra ireo zava-maneno fa mbola hilaitsika ireo, Fananatsika, ary hoavin'ireo zanatsika 🚫.
Fandresena madio no tanjona ho any ✊🏿
CAS-D PRO Madagascar ✒️🇲🇬

Aoka zalah marina fa tena victime fona ty TVM ty isak'izay grève mandalo 🙏🏿🙏🏿.Aleo ilamina raha zao fatifatin' ny Champi...
25/09/2025

Aoka zalah marina fa tena victime fona ty TVM ty isak'izay grève mandalo 🙏🏿🙏🏿.
Aleo ilamina raha zao fatifatin' ny Champion League mandany jiro zao no hanimbana ity fananatsika ty.
Mbol mila manao " MATRAQUAGE " ao ity Artistetsika ity ⤵️⤵
https://www.facebook.com/CasdMadagascar/videos/981658590743412/?app=fbl
Sady mondiale efa @ 2026 io🙏🏿🙏🏿.
Hajao ny fananatsika 🙏🏿🙏🏿.

✊🏿 ZAHAY PRODUCTEUR ✊🏿 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 fans CAS-D PRO Madagascar
25/09/2025

✊🏿 ZAHAY PRODUCTEUR ✊🏿 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
fans
CAS-D PRO Madagascar

ITY ILAY MPANDRESY Vietnamianina 🇻🇳Normal raha tsy nahasahy niakatra ny Amerikanina satria efa zatra mandresy.Mi-Trap be...
21/09/2025

ITY ILAY MPANDRESY Vietnamianina 🇻🇳
Normal raha tsy nahasahy niakatra ny Amerikanina satria efa zatra mandresy.
Mi-Trap be lery
Mi-kata be , Mi-hira be
Mi-vybs be anaty Drill fusion Traditionnel.
Show internalisation totale
Music moderne fa tsy le otrany le zareo Cuba
Tavela any faha-60.

Mivaotra tanteraka ny tontolo ny mozika ankehitriny ka azo atao tsara ny mampifangaro azy amin'ny kolotsain'ny firenena tsirairay.
By respect to Viêtnam🇻🇳.

Address

Antananarivo
401

Telephone

+261325003443

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAS-D PRO Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CAS-D PRO Madagascar:

Share

Category