Mah Gasy Iray Ihany

Mah Gasy Iray Ihany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mah Gasy Iray Ihany, Antananarivo.

🇲🇬 By Marinah Mdg 🇲🇬

😄BONNE HUMEUR | 😌CONFIANCE | 🙏RESPECT | 🥰POSITIVE VIBES

✅ DM pour une collab, partenariat/publicités 🤝✅ Vente de divers articles en gros et au détails
✅ Appel/Whatsapp: +261348361764
✅ Tanà, livraison partout: Mada/Maurice

15/10/2025

Iza tsara hoe no mialaaaa? 🤣🤣🤣

Mah Gasy Iray Ihany by Marinah Mdg

🇲🇬 FREE MADAGASCAR 🇲🇬🔹 Directoire militaire = Fotoana hanarenana ny firenena sy handinihana lalina ny fitantanana 💪🔹 Fit...
14/10/2025

🇲🇬 FREE MADAGASCAR 🇲🇬

🔹 Directoire militaire = Fotoana hanarenana ny firenena sy handinihana lalina ny fitantanana 💪

🔹 Fitsaharan’ny famatsiam-bola = Famporisihana hanangana hery anatiny sy hampiroborobo ny famokarana eto an-toerana 💰🌾

🔹 Tanjona = Fahaleovantena ara-toekarena sy firenena miorina amin’ny hery sy harena eo am-pelatanana 🇲🇬

👉 Ny tena zava-dehibe dia ny firaisankina, ny fahitsiana ary ny fitiavan-tanindrazana ❤️🤝

Ka ekena sa tsy ekenaaaa? 😏🔥

💪🇲🇬✨

Empaky, kajo, leo vandivandy e! 😤💔Koa manoloana ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena izao 🇲🇬🙄 dia tsy maintsy asia...
14/10/2025

Empaky, kajo, leo vandivandy e! 😤💔

Koa manoloana ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena izao 🇲🇬🙄 dia tsy maintsy asiako fihinanana hamburger mihintsy aloha hanalako ny foko 🙄🍔😩

Samy manana ny hamburger-ny koa io azafady e 🥺

😅🍔💆🏽‍♀️

Zah aza adalaina aaaa 🕰️🌍🇲🇬
13/10/2025

Zah aza adalaina aaaa 🕰️🌍🇲🇬

13/10/2025

Elabe izany live izany...Fa na izany aza tsy maintsy ho toy izao indray ny miainga eo: 👇

🎙️ Ry vahoaka malagasy 💬🇲🇬
Efa reko, ary tsapako ny fitarainanareo 😌
Izany indrindra no antony nahatonga ahy hitafa aminareo androany hariva 😎

Miezaka izahay mitady vahaolana faran’izay haingana ho an’ny olana rehetra mahazo antsika…🎶😅

Tohizo àry 🤣👇

by Marinah Mdg

😅 Mahita atao rangah nareo a, marina e! 👇🏼🤣🤣🤣Efa hoe OUTFIT GREVABLE entina 🥴, fa E E E E 👟👞🎩🔥💨😂💥🎶                 😎🎉
13/10/2025

😅 Mahita atao rangah nareo a, marina e! 👇🏼🤣🤣🤣

Efa hoe OUTFIT GREVABLE entina 🥴, fa E E E E 👟👞🎩🔥💨😂💥🎶


😎🎉

Sanglier ou Pluriel 🐗 = Kasongo yeyee 🎉 mobalinanga 💥Kasongo bonawewo 🌀 sangalibala oooyeyee 🎶Kasongo wonawewo mobalinan...
13/10/2025

Sanglier ou Pluriel 🐗 = Kasongo yeyee 🎉 mobalinanga 💥
Kasongo bonawewo 🌀 sangalibala oooyeyee 🎶
Kasongo wonawewo mobalinangayeeee 😎🔥

🤝 Firaisankina: Tsipaipaika ho fanampiana ny fianakavian’ilay miaramila namoy ny ainy izay ho alevina any Mahanoro 🕊️🇲🇬_...
12/10/2025

🤝 Firaisankina: Tsipaipaika ho fanampiana ny fianakavian’ilay miaramila namoy ny ainy izay ho alevina any Mahanoro 🕊️🇲🇬
________________________________________

🇲🇬 Tena mampihetsi-po ny mahita antsika Malagasy miray fo sy saina indray 🤝💖
Enga anie hitohy hatrany io firaisankina sy fifankatiavana io, mba hahafahantsika manandratra an’i Madagasikara, nosy mamintsika ity 🙏❤️

Satria rehefa mitambatra isika, dia hihena ho azy ny mpandroba, ny dahalo, ny mpanendaka ary ny mpangataka…
Fa ny mpamorona asa sy fivelomana kosa no hihamaro 💪🇲🇬

🙌 Mankasitraka antsika rehetra tamin’ny ezaka sy fandraisana andraikitra, ary Andriamanitra anie hamaly fitia amin’izay fo nanampy sy niombom-po tamin’ny fanampiana ireo tra-boina.

🕊️ Na izany aza, tsy adino ireo rehetra niaram-boina sy namoy havana hatramin’ny 25 Septambra.
🙏 Miondrika am-panajana sy miara-ory amin’izy ireo, ary mirary fahasitranana haingana ho an’ireo naratra 🤍

🇲🇬✨

❤️ Tena nitolona tokoa izy…🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏 Chapeau be ho an'ilay mahery fo antsika ity: Soa de Valiha https://www.facebook.com/s...
12/10/2025

❤️ Tena nitolona tokoa izy…🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🙏 Chapeau be ho an'ilay mahery fo antsika ity: Soa de Valiha https://www.facebook.com/share/16HsoDMFRf/
👉🏼 Athlète ao amin’ny COSPN, mpanao BOXE 🥊💪, ary Artiste.

👏 Rehefa ny vehivavy izay no tapa-kevitra dia tsy misy mahasakana azy 💪👊🙏🏽

🇲🇬💖

🇲🇬 Andro fandresena ho an’i Madagasikara ity anio ity! 🎉      nahazo ny amboara tamin’ny Our Generation 2025 tany   🏆🎶👉 ...
11/10/2025

🇲🇬 Andro fandresena ho an’i Madagasikara ity anio ity! 🎉

nahazo ny amboara tamin’ny Our Generation 2025 tany 🏆🎶
👉 Nahazo ny Safidin’ny Jury sy ny Vote Public koa ry zareo! 🔥👏

🇲🇬💫

🧢 Béret noir : Gendarme🩶 Béret gris : Police🟢 Béret vert & 🔴 Béret rouge : Miaramila🔵 Béret bleu : MarineDia raha gougou...
11/10/2025

🧢 Béret noir : Gendarme
🩶 Béret gris : Police
🟢 Béret vert & 🔴 Béret rouge : Miaramila
🔵 Béret bleu : Marine

Dia raha gougoule no anaovany fa tsy béret... dia inona izy azafady? 🤔😅

11/10/2025

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah Gasy Iray Ihany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share