Bonsh 👋 Tongasoa !🇲🇬 C'est Bonsh !!

11/08/2026

🔴Fiainana efa michaondraondra ity mbola misy olona célibataire ihany😔🙄

12/06/2026

izay koa aho vao taitra 😂
Saika very asa aho hoy ilay zoky mpisera groupe misy sarany kely 🤦‍♂️🙄

08/05/2026

Rehefa mandalo eo amin'ny Parking 67 ha ihany elah vao misy miteny hoe ‘‘ Bôgôsy ’’ 😭👀

07/05/2026

ity ary misy solution 🤝🥲

02/05/2026

Ny Zavatra hitanao rehefa tonga aty Ambohipo 🤧🤣
Bonsh
Iza koa efa tratra an'zao?🤭

28/04/2026

IREO MPANAO VENTE EN LIVE 💔🤧
Bonsh
jp jp e🤣🤣
Aza adino mi s'abonner page ntsika😊

23/04/2026

Tsy haiko raha any aminareo koa ve misy sary Bôgôsy be??🤫🤧
Bonsh

10/04/2026

Ireo karazana mpivarotra 🤧😂
Bonsh
Ary ny mpivarotra any aminareo karakory?

Inona no ataonao raha mahita ny ex'nao mampiaraka eo ambadiky ny tranonareo ?🫢🤣Bonsh
09/04/2026

Inona no ataonao raha mahita ny ex'nao mampiaraka eo ambadiky ny tranonareo ?🫢🤣

Bonsh

05/04/2026

REHEFA TONGA NY PÂQUE 💔🤧🇲🇬

Joyeux pâque daholo e🎉 maro Zavatra hita rehefa tonga ny pâque fa sombiny ihany ity 🤣
Aza adino mi-partage sy mi-s'abonner fa kely sisa dia 50K isika 🥹
Bonsh

Address

Antananarivo

Telephone

+261327458730

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bonsh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bonsh:

Shortcuts

Share

Category