Actualités Economiques - Madagascar

  • Home
  • Actualités Economiques - Madagascar

Actualités Economiques - Madagascar Les informations économiques, sociales, politiques les plus marquantes à Madagascar et dans le monde.

𝐕𝐨𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓–𝟐𝟎𝟐𝟖 𝐚𝐧’𝐧𝐲  #𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐟𝐚 𝐡𝐢𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚, 𝐤𝐚  #𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚...
24/06/2025

𝐕𝐨𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓–𝟐𝟎𝟐𝟖 𝐚𝐧’𝐧𝐲 #𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐟𝐚 𝐡𝐢𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚, 𝐤𝐚 #𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 #𝟏𝟎𝟑𝟕 𝐧𝐨 #𝐡𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐦𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚. Tanjon’io fepetra io ny hanitsy ny rafitra araka ny fivoaran’ny teknolojia sy hanamafisana ireo asa manan-danja, amin’ny alalan’ny fanamafisana ny 70 %-n’ny mpiasa amin’ny asa teknika, ary 30 % amin’ny lafiny fitantanana. Ho lasa 3 505 ny isan’ny mpiasa amin’ny taona 2029 raha toa ka 4 542 izany tamin’ny faran’ny taona 2024.

🟦Tamin’ny taona 2024, mbola maro ny mpiasa niasa tamin’ny sampandraharaha. Asongadin’ilay drafitra ny maha-zava-dehibe ny fanavaozana eo amin’ny fitantanana ny mpiasa ho an’ny filaminan’ny orinasa, ary tanjona ny hahatanora ny ekipa sy hitsinjara tsara ireo traikefa min’ny asa samihafa. Efa manomboka ny fifampidinihana amin’ny ambaratonga anatiny sy miaraka amin’ny fitantanana ny solontenan’ny sendikà ao amin’ny JIRAMA, hiresahana bebe kokoa ity fanavaozana ity.
----
𝐋𝐚 #𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐩𝐫𝐞́𝐯𝐨𝐢𝐭 𝐝𝐞 #𝐫𝐞́𝐝𝐮𝐢𝐫𝐞_𝐬𝐨𝐧_𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐞𝐥 𝐝𝐞 #𝟏𝟎𝟑𝟕 𝐞𝐦𝐩𝐥𝐨𝐲𝐞́𝐬 𝐬𝐮𝐫 𝐜𝐢𝐧𝐪 𝐚𝐧𝐬, 𝐬𝐞𝐥𝐨𝐧 𝐬𝐨𝐧 𝐏𝐥𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐫𝐞𝐝𝐫𝐞𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟖. Cette compression vise à adapter les effectifs à l’évolution technologique et à renforcer les métiers à forte valeur ajoutée, en concentrant 70 % du personnel sur les fonctions techniques contre 30 % pour l’administratif. Le nombre des agents passe donc de 4 542 fin 2024 à 3 505 d’ici 2029.

🟦En 2024, la majorité des employés travaillaient encore dans l’administration. Le plan insiste sur l’importance des réformes en ressources humaines pour la stabilité de la société, avec un objectif de rajeunissement des équipes et de meilleure répartition des compétences. Les syndicats de la JIRAMA ont engagé des discussions internes et avec la direction pour aborder cette restructuration.

𝐌𝐢𝐤𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚     𝐢  #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟖, 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐨𝐚 𝐤𝐚 𝟑𝟏𝟓 𝟎𝟎𝟎 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’...
23/06/2025

𝐌𝐢𝐤𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢 #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟖, 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐨𝐚 𝐤𝐚 𝟑𝟏𝟓 𝟎𝟎𝟎 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐢𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐢𝐭𝐫𝐚. Nanambara ny governemanta fa hanangana hotely kintana dimy miisa dimy tsy ho ela izy, amin’ny sehatra izay efa mandray anjara amin’ny 14,9% amin’ny harin-karena faobe (PIB) sy miteraka asa mivantana ho an’ny olona miisa 350 000 araka ny namabaran’ny governenmanta. Manodidina ny 15 000 ny fandriana ao amin’ireo hotely amin’izao fotoana izao, ary mila manampy 10 000 ny firenena raha te hahatratra ny tanjony.

🟦Araka ny filazan’i Johann Pless, filohan’ny Fédération des hôteliers et restaurateurs, tsy hiditra amin’ny famatsiam-bola ireo mpampiasa vola raha tsy afaka mandray sidina iraisam-pirenena ny seranam-piaramanidina, satria tena ilaina amin’ny nosy tahaka an’i Madagasikara ny fitaterana an’habakabaka. Mbola sakana lehibe amin’ny fampandrosoana ny fizahantany ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa amin’ny lalana sy ny seranam-piaramanidina, na dia misy aza ny fitomboan’ny fahalianana amin’ity sehatra ity.
----
#𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 𝐚𝐦𝐛𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐝’𝐚𝐭𝐭𝐞𝐢𝐧𝐝𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐞𝐧 𝟐𝟎𝟐𝟖, 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝟑𝟏𝟓 𝟎𝟎𝟎 𝐞𝐧 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐞𝐧 𝐫𝐞𝐧𝐟𝐨𝐫𝐜̧𝐚𝐧𝐭 𝐬𝐨𝐧 𝐨𝐟𝐟𝐫𝐞 𝐡𝐨̂𝐭𝐞𝐥𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐡𝐚𝐮𝐭 𝐝𝐞 𝐠𝐚𝐦𝐦𝐞. Le gouvernement a annoncé la construction prochaine de cinq hôtels cinq étoiles, dans un secteur qui représente déjà 14,9 % du PIB national et 350 000 emplois directs selon la présidence. Le parc hôtelier actuel compte près de 15 000 lits, mais le pays devra en ajouter 10 000 pour atteindre ses objectifs.

🟦Selon Johann Pless, président de la Fédération des hôteliers et restaurateurs, les investisseurs ne s’engageront que si les aéroports permettent l’arrivée de vols internationaux, le transport aérien étant vital pour une île comme Madagascar. Le manque d’infrastructures routières et aéroportuaires reste un obstacle majeur au développement touristique, malgré l’intérêt croissant pour le secteur.

𝐍𝐚𝐧𝐤𝐚𝐭𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐧𝐲  , 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚̀𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 ( #𝐈𝐃𝐀), 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐫𝐨𝐚 𝐚...
20/06/2025

𝐍𝐚𝐧𝐤𝐚𝐭𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐧𝐲 , 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚̀𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 ( #𝐈𝐃𝐀), 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐫𝐨𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐢 #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚. Natao hanohanana ny fanavaozana amin’ny sehatry ny angovo, ny fifandraisan-davitra ary ny harena an-kibon’ny tany Ity vola ity. Ampahany lehibe amin’ity famatsiam-bola ity no natokana ho an’ny JIRAMA, ho fanatsarana ny fotodrafitrasa sy ny fahazoan’ny mponina herinaratra, izay sakana lehibe amin’ny fandrosoan’ny firenena.

🟦Nanatanteraka fanavaozana maromaro ny manampahefana hahafahana misitraka io fanampiana io, indrindra eo amin’ny fitantanana ny JIRAMA sy ny fampivelarana ny fahafahana mamokatra herinaratra. Efa voafaritra koa fa misy asa 18 laharam-pahamehana tokony mbola hotanterahin’ny fanjakana, mikasika ny nomerika, ny angovo, ny hetra ary ny fitantanam-bolam-panjakana.
-----
𝐋𝐚 , 𝐯𝐢𝐚 𝐥’𝐀𝐬𝐬𝐨𝐜𝐢𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐝𝐞́𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐩𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 ( #𝐈𝐃𝐀), 𝐚 𝐚𝐩𝐩𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞́ 𝐮𝐧𝐞 𝐝𝐞𝐮𝐱𝐢𝐞̀𝐦𝐞 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐜𝐡𝐞 𝐝𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫, 𝐝𝐞𝐬𝐭𝐢𝐧𝐞́𝐞 𝐚̀ 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐫𝐞́𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞𝐬 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐥’ #𝐞́𝐧𝐞𝐫𝐠𝐢𝐞, 𝐝𝐞𝐬 #𝐭𝐞́𝐥𝐞́𝐜𝐨𝐦𝐦𝐮𝐧𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐞𝐭 𝐝𝐞𝐬 #𝐦𝐢𝐧𝐞𝐬. Une part importante de ce financement est allouée à la JIRAMA afin d’améliorer la fiabilité et l’accessibilité de l’électricité, frein majeur au développement du pays.

🟦Pour obtenir ce soutien, les autorités ont mis en œuvre plusieurs réformes, notamment sur la gouvernance de la JIRAMA et le développement de l’autoproduction d’électricité. Dix-huit actions prioritaires doivent encore être réalisées par l’État dans les domaines du numérique, de l’énergie, de la fiscalité et de la gestion des finances publiques.

𝐄𝐨 𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐋𝐨𝐢 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝𝐬 𝐢𝐧𝐯𝐞𝐬𝐭𝐢𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐞𝐫𝐬 ( #𝐋𝐆𝐈𝐌) 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐤𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐢𝐧𝐲, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 ...
18/06/2025

𝐄𝐨 𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐋𝐨𝐢 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝𝐬 𝐢𝐧𝐯𝐞𝐬𝐭𝐢𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐞𝐫𝐬 ( #𝐋𝐆𝐈𝐌) 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐤𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐢𝐧𝐲, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐨𝐢 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 𝐝’𝐞𝐱𝐩𝐥𝐨𝐢𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐞̀𝐫𝐞 ( #𝐋𝐆𝐏𝐄𝐌), 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐇𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐛𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲. Nampahafantarina nandritra ny tatitra momba ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana nataon’ny Praiminisitra teo anatrehan’ny Antenimieram-pirenena io fanovana io.

🟦Handrindra ireo tetikasa lehibe amin’ny ho avy eto Madagasikara ny LGPEM ary tanjony ny hanatsarana ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana sy ireo mpandraharaha. Kasaina ihany koa ny hampidirana ireo zava-misy marina ankehitriny eo amin’ny sehatra, ary anisan’ny tanjona amin’ny fanatanterahana izany ny hanokafana tetikasa miisa 20 mandritra ny dimy taona ho avy. Marihina fa Ambatovy irery ihany no tetikasa voasokajy ho ao anatin’ny LGIM amin’izao fotoana izao, raha efa naneho ampahibemaso ny fahavononany hiditra amin’ity rafitra ity kosa ny orinasa Base Resources.
----
𝐋𝐚 𝐋𝐨𝐢 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝𝐬 𝐢𝐧𝐯𝐞𝐬𝐭𝐢𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐞𝐫𝐬 ( #𝐋𝐆𝐈𝐌) 𝐞𝐬𝐭 𝐞𝐧 𝐜𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐫𝐞́𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬 𝟐𝟎𝟐𝟒 𝐞𝐭 𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐩𝐫𝐨𝐜𝐡𝐚𝐢𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐫𝐞𝐦𝐩𝐥𝐚𝐜𝐞́𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐥𝐞́𝐠𝐢𝐬𝐥𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐧𝐭𝐢𝐭𝐮𝐥𝐞́𝐞 𝐋𝐨𝐢 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 𝐝’𝐞𝐱𝐩𝐥𝐨𝐢𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐞̀𝐫𝐞 ( #𝐋𝐆𝐏𝐄𝐌), 𝐬𝐞𝐥𝐨𝐧 𝐥𝐞 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞𝐬 #𝐌𝐢𝐧𝐞𝐬. Cette réforme a été présentée lors du bilan de la mise en œuvre de la Politique générale de l’État par le Premier ministre devant l’Assemblée nationale.

🟦La LGPEM visera à encadrer les futurs grands projets miniers à Madagascar, avec pour objectif de développer des partenariats plus bénéfiques entre l’État et les opérateurs miniers. La réforme entend intégrer les réalités actuelles du secteur et contribuer à l’ouverture de vingt projets majeurs dans les cinq prochaines années. À ce jour, seul le projet Ambatovy est éligible à la LGIM, tandis que Base Resources a exprimé publiquement son intérêt pour ce régime spécial.

𝐌𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚  #𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲   𝐧𝐲  #𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀, 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲   𝐧𝐚𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲, 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫...
17/06/2025

𝐌𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 #𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐧𝐲 #𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀, 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲, 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚, 𝐑𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐛𝐚𝐫𝐢𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐬𝐨𝐧, 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐞𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐞𝐧𝐢𝐦𝐢𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚. Mihoatra ny 4 000 ankehitriny ny isan’ny mpiasa ao aminy, ary tafiditra ao anatin’ny paikady fitantanana ny mpiasa izany fanapahan-kevitra izany.

🟦Ahitana tetikasa famokarana herinaratra azo avy amin’ny rano (hydroélectricité), fanatsarana sy fanitarana ny tambajotra famatsiana sy fizarana herinaratra, ary fampiakarana ny vidin’ny herinaratra koa ny drafitra fanarenana, izay nekena tao anatin’ny fandaharan’asa FEC miaraka amin’ny FMI. Eo am-panavaozana ny satan’ny JIRAMA ihany koa amin’izao fotoana, izay mikendry ny hanazava bebe kokoa ny andraikitra sy ny fepetra fanombanana ho an’ny fitantanana ankapobeny sy ny filankevi-pitantanana.
----
𝐋𝐚 #𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐩𝐫𝐞́𝐯𝐨𝐢𝐭 𝐮𝐧𝐞 #𝐫𝐞́𝐝𝐮𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐧 #𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐞𝐥, 𝐜𝐨𝐧𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞́𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚̀ 𝐬𝐨𝐧 𝐩𝐫𝐞́𝐬𝐞𝐧𝐭𝐞́ 𝐩𝐚𝐫 𝐬𝐚 𝐝𝐢𝐫𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐢𝐪𝐮𝐞́ 𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐄́𝐜𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐞 𝐞𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐞𝐬, 𝐑𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐛𝐚𝐫𝐢𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐬𝐨𝐧, 𝐝𝐞𝐯𝐚𝐧𝐭 𝐥𝐞 𝐒𝐞́𝐧𝐚𝐭. L’entreprise compte actuellement plus de 4 000 salariés et cette compression de personnel s’inscrit dans une stratégie de gestion des ressources humaines.

🟦Le plan de redressement, validé dans le cadre du programme FEC avec le FMI, inclut aussi une augmentation de la production à travers des projets hydroélectriques, une amélioration des réseaux de transport et de distribution pour réduire les pertes, ainsi qu’une hausse des tarifs. Une réforme des statuts de la JIRAMA est également en cours, visant une clarification des rôles et des critères d’évaluation pour la direction générale et le conseil d’administration.

𝐌𝐢𝐬𝐲  #𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐞𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐛𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲   𝐧𝐲  ...
16/06/2025

𝐌𝐢𝐬𝐲 #𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐞𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐛𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐧𝐲 , 𝐡𝐢𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚, 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚. Anisan’ny fototra ijoroan’izany ny Centrale de l’Or de Madagascar, ary faritra stratejika efatra no voatondro amin’izany : Mananjary, Maevatanàna, Ambilobe ary Miandrivazo. Ankoatra izay, nanolotra ny fepetra noraisina amin’ny fanaraha-maso ny fitrandrahana volamena teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny Praiminisitra Christian Ntsay tamin’ny 12 jona 2025.

🟦Tamin’ny taona 2024, volamena mihoatra ny 75 kg no voasambotra tamin’ny ady amin’ny fanondranana tsy ara-dalàna. Fahazoan-dalana fikarohana 66 sy fahazoan-dalana 100 ho an’ny mpitrandraka madinika no nohavaozina. Faritra fanaraha-maso (zone d’encadrement) miisa 300 koa no noforonina hanomezana sehatra ara-dalàna an’ireo mpitrandraka an’arivony.
-----
𝐃𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬 𝐣𝐮𝐢𝐥𝐥𝐞𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐮𝐧𝐞 #𝐫𝐞́𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 ̀𝐫𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐞𝐧 𝐜𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐦𝐢𝐞𝐮𝐱 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐨̂𝐥𝐞𝐫 𝐥’ #𝐨𝐫 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚𝐢𝐭, 𝐥𝐮𝐭𝐭𝐞𝐫 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐥’𝐞𝐱𝐩𝐥𝐨𝐢𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐥𝐥𝐞́𝐠𝐚𝐥𝐞 𝐞𝐭 𝐨𝐫𝐠𝐚𝐧𝐢𝐬𝐞𝐫 𝐥𝐚 𝐜𝐨𝐥𝐥𝐞𝐜𝐭𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐫𝐞𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞𝐬. La Centrale de l’Or de Madagascar joue un rôle central et quatre zones stratégiques ont été désignées : Mananjary, Maevatanàna, Ambilobe et Miandrivazo. Par ailleurs, le 12 juin 2025, le Premier ministre Christian Ntsay a présenté à l’Assemblée nationale des mesures prises pour encadrer l’exploitation aurifère.

🟦En 2024, plus de 75 kg d’or ont été saisis dans le cadre de la lutte contre l’exportation illégale. 66 permis de prospection et 100 permis pour petits exploitants ont été renouvelés. 300 zones d’encadrement ont également été créées pour légaliser l’activité de milliers orpailleurs.

𝐍𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 «   » 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐛𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐆𝐞𝐧𝐞̀𝐯𝐞 𝐢  ...
12/06/2025

𝐍𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 « » 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐛𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐆𝐞𝐧𝐞̀𝐯𝐞 𝐢 #𝐄𝐭𝐚𝐳𝐨𝐧𝐢𝐚 𝐬𝐲 𝐢 #𝐒𝐢𝐧𝐚. Natao ny fanambarana mahakasika io fifanarahana io roa andro taorian’ny dinika tany Londres, izay natrehan’ny tompon’andraikitra ambony an’ireo firenena roa tonta io, anisan'izany ny lefitry ny praiministra sinoa He Lifeng sy ny sekreteram-panjakana amerikana misahana ny Varotra, Howard Lutnick.

🟦Niresaka an-tariby ny filoha Donald Trump sy Xi Jinping herinandro talohan’izany mba hampandry ny fifandonana. Anisan’ny votoatin’ny fifanarahana ny fampiatoana vonjimaika ny haban-tseranana mihoatra ny 100 % mandritra ny 90 andro. Tafiditra ao anatin’ny fifanakalozan-kevitra ihany koa ny lohahevitra toy ny « semi-conducteurs avancés », ny famerana ireo « visas » an’ny mpianatra, ary ny « terres rares ».

🟦Mieritreritra ny hanalefaka ireo sakana amin’ny famoahana ireo akora ireo i Sina, raha toa ka mangataka fahazoana ireo teknolojia amerikanina kosa i Pekin. Milaza anfea i Donald Trump fa tsy hisy fifanarahana raha tsy misokatra amin’ny vokatra amerikana ny tsena sinoa.
-----
𝐋𝐞𝐬 #𝐄́𝐭𝐚𝐭𝐬_𝐔𝐧𝐢𝐬 𝐞𝐭 𝐥𝐚 #𝐂𝐡𝐢𝐧𝐞 𝐨𝐧𝐭 𝐜𝐨𝐧𝐯𝐞𝐧𝐮 𝐝’𝐮𝐧 « ́𝐧𝐞́𝐫𝐚𝐥 » 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐚𝐩𝐩𝐥𝐢𝐪𝐮𝐞𝐫 𝐥’𝐚𝐜𝐜𝐨𝐫𝐝 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐢𝐚𝐥 𝐞́𝐭𝐚𝐛𝐥𝐢 𝐮𝐧 𝐦𝐨𝐢𝐬 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐭𝐨̂𝐭 𝐚̀ 𝐆𝐞𝐧𝐞̀𝐯𝐞. Cette entente a été annoncée après deux jours de discussions à Londres, en présence de hauts responsables des deux pays, dont le vice-premier ministre chinois He Lifeng et le secrétaire américain au Commerce Howard Lutnick.

🟦Le président Donald Trump et Xi Jinping avaient échangé par téléphone la semaine précédente pour apaiser les tensions. La trêve en vigueur concerne la suspension des droits de douane supérieurs à 100 % pour une durée de 90 jours. Les discussions portent également sur des sujets sensibles comme les semi-conducteurs avancés, les restrictions de visas étudiants et les terres rares.

🟦La Chine envisage un assouplissement de ses restrictions à l’exportation sur ces matériaux, tandis que Pékin réclame un accès à la technologie américaine. Donald Trump conditionne tout accord à une ouverture du marché chinois aux produits américains.

𝐍𝐚𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥 𝐒𝐞𝐜𝐮𝐫𝐢𝐭𝐲 𝐏𝐚𝐫𝐭𝐧𝐞𝐫𝐬𝐡𝐢𝐩 ( #𝐌𝐒𝐏) 𝐅𝐨𝐫𝐮𝐦 𝐢  #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 ...
10/06/2025

𝐍𝐚𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥 𝐒𝐞𝐜𝐮𝐫𝐢𝐭𝐲 𝐏𝐚𝐫𝐭𝐧𝐞𝐫𝐬𝐡𝐢𝐩 ( #𝐌𝐒𝐏) 𝐅𝐨𝐫𝐮𝐦 𝐢 #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐢 𝐄𝐭𝐚𝐳𝐨𝐧𝐢𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐨𝐛𝐨𝐫𝐨𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐨𝐣𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 « #𝐦𝐢𝐧𝐞́𝐫𝐚𝐮𝐱_𝐜𝐫𝐢𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 ». Nankatoavin’ny Fanjakana nandritra ny Filankevitry ny Minisitra izany fidirana izany, izay ahitana tombontsoa ho an’ny firenena, toy ny fivelarana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny fandraisana anjara amin’ireo hetsika samihafa ary ny fisarihana mpampiasa vola.

🟦Ahafahana mampivelatra ny fiaraha-miombon’antoka stratejika ny MSP amin’ny alalan’ny fifampizarana vaovao eo amin’ireo mpikambana, vondrona miandraikitra ny resaka ara-bola, ary sehatra tsy miankina. Mandrakotra ny rojom-pihariana amin’ny sehatry ny angovo madio ny MSP — miainga amin’ny fitrandrahana hatramin’ny fanodinana — ary mikendry ireo akora manan-danja toy ny lithium, cobalt, nikela, graphite, terres rares ary varahina.
----
#𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 𝐚 𝐞́𝐭𝐞́ 𝐨𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐢𝐧𝐯𝐢𝐭𝐞́ 𝐚̀ 𝐫𝐞𝐣𝐨𝐢𝐧𝐝𝐫𝐞 𝐥𝐞 𝐌𝐢𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥 𝐒𝐞𝐜𝐮𝐫𝐢𝐭𝐲 𝐏𝐚𝐫𝐭𝐧𝐞𝐫𝐬𝐡𝐢𝐩 ( #𝐌𝐒𝐏) 𝐅𝐨𝐫𝐮𝐦, 𝐮𝐧𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐭𝐞𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞́𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐄́𝐭𝐚𝐭𝐬-𝐔𝐧𝐢𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐩𝐫𝐨𝐦𝐨𝐮𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐚𝐢̂𝐧𝐞𝐬 𝐝’𝐚𝐩𝐩𝐫𝐨𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐫𝐞𝐬𝐩𝐨𝐧𝐬𝐚𝐛𝐥𝐞𝐬 𝐞𝐧 . L’État a approuvé cette adhésion en Conseil des ministres, soulignant des avantages comme la visibilité internationale, la participation à des événements et l’attraction d’investisseurs.

🟦Le MSP permet le développement de partenariats stratégiques grâce au partage d’informations entre membres, institutions financières et secteur privé. Il couvre toute la chaîne de valeur de l’énergie propre — de l’exploitation minière au recyclage — et cible des minéraux essentiels comme le lithium, le cobalt, le nickel, le graphite, les terres rares et le cuivre.

𝐍𝐢𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐣𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲   𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨𝐭𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐧𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 : 𝐡𝐨 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚...
03/06/2025

𝐍𝐢𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐣𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨𝐭𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐧𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 : 𝐡𝐨 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨, 𝐦𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 #𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚. Nanomboka tamin’ny taona 2019 izany, tamin’ny fanasoniavana fifanarahana mahakasika ny fahombiazana tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina : nisy vokatra hita maso, 85 %-n’ny entana mivoaka latsaky ny 24 ora ary nitombo 25 % ny vola miditra ankoatra ny hetran-tsolika.

🟦Nampiditra amin’ny fomba ofisialy ny vanim-potoana nomerika ny Drafitra Stratejika 2020–2024 : nampiasaina ny amin’ny fanatanterahana ny asa (ERA), nametrahana tahiry angon-drakitra (data warehouse), ary ny fitantanana ny mpiasa amin’ny teknolojia izay notohanan’ny fiaraha-miasa isan-karazany hirosoana amin’ny « digitalisation ».

🟦Mampiseho taratra ny dingana nolalovana ny fananganan ny CEDIA tamin’ny volana mey 2025 amin’ny, izay ivon’ny Drafitra 2025–2029. Lasa mifototra amin’ny IA ny asa : famantarana ho azy ny hosoka, fanombanana mialoha, fanapahan-kevitra miorina amin’ny angon-drakitra.

🟦Ankehitriny, lasa modely aty Afrika ny Fadintseranana Malagasy, ankatoavin’ny FMI, ary hita eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena miaraka amin’ireo orinasa goavana ara-teknolojia. Mitohy hatrany ny fanaparitahana ireo fitaovana ary tanjona ny hahazoana vokatra azo tsapain-tanana amin’ny fangaraharana sy ny fahombiazana.
------
𝐏𝐨𝐫𝐭𝐞́𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐜𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞 — 𝐝𝐞𝐯𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐚𝐝𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐧𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞, 𝐩𝐞𝐫𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐧𝐭𝐞 𝐞𝐭 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐮 𝐝𝐞́𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐩𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 — 𝐥𝐚 𝐚 𝐞𝐧𝐠𝐚𝐠𝐞́ 𝐮𝐧𝐞 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐫𝐨𝐠𝐫𝐞𝐬𝐬𝐢𝐯𝐞 𝐞𝐭 𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞́𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞. Tout commence en 2019 avec les contrats de performance au port de Toamasina : les résultats suivent, avec un dédouanement accéléré (85 % en moins de 24h) et +25 % de recettes hors taxes pétrolières.

🟦Le Plan stratégique 2020–2024 ouvre l’ère numérique : (IA) pour le ciblage des opérations (ERA), entrepôt de données, gestion RH digitalisée — le tout soutenu par des partenariats pour avancer vers cette digitalisation.

🟦En mai 2025, une nouvelle étape décisive est franchie avec la création du CEDIA, centre névralgique du Plan 2025–2029. L’intelligence artificielle devient cœur de métier : détection automatisée des fraudes, analyse prédictive, décisions assistées par les données.

🟦Aujourd’hui, la Douane Malagasy est reconnue comme modèle en Afrique, saluée par le FMI, présente sur la scène internationale aux côtés des géants du numérique. L’administration poursuit le déploiement opérationnel de ses outils, avec pour objectif des résultats concrets en matière de transparence et d'efficacité.

𝐍𝐨𝐬𝐨𝐧𝐢𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐓𝐞𝐥 𝐀𝐯𝐢𝐯 𝐧𝐲 𝟐𝟓 𝐦𝐞𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐣𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢  #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲  #𝐈𝐬𝐫𝐚𝐞𝐥𝐲, 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 ...
28/05/2025

𝐍𝐨𝐬𝐨𝐧𝐢𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐓𝐞𝐥 𝐀𝐯𝐢𝐯 𝐧𝐲 𝟐𝟓 𝐦𝐞𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐣𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢 #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 #𝐈𝐬𝐫𝐚𝐞𝐥𝐲, 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐝𝐨𝐥𝐚𝐫𝐚, 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 « #𝐚𝐠𝐫𝐨𝐩𝐨𝐥𝐞 » 𝐧𝐚 𝐢𝐯𝐨𝐧-𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐞𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐢𝐧𝐝𝐨𝐬𝐭𝐫𝐢𝐚𝐥𝐲.

🟦 Hivelatra amin’ny velaran-tany 10 000 hektara ity « agropôle » ity, ary hizara amin’ny faritra efatra : Analamanga, Alaotra Mangoro, Bongolava, ary Vakinankaratra. Tanjona ny hanamafisana ny fizakan-tena ara-tsakafo sy ny hanavaozana ny sehatry ny fambolena amin’ny alalan’ny teknolojia avo lenta : « irrigation solaire », « capteurs satellitaires », ary ny « intelligence artificielle ».

🟦 Hizara toy izao ireo voly : 5 000 ha atokana amin’ny fambolena vary ary hamokatra 50 000 taonina isan-taona, ary fambolena katsaka/soja ny 5 000 ha ambiny ary hamokatra 20 000 taonina. Mpamboly mihoatra ny 10 000 no hahazo tombony mivantana amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa anaty koperativa eny an-toerana, ka hisitraka fampiofanana, fitaovana, fotodrafitrasa fitehirizana, ivon-toerana fikarohana, ary koa fampiroboroboana ny fiompiana akoho. Kendrena amin’ny tetikasa ihany koa ny hanokafana làlana fivarotana maharitra, sy hahatonga an’i Madagasikara ho modely eto Afrika amin’ny fambolena maharitra.
-----
#𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 𝐞𝐭 𝐈𝐬𝐫𝐚𝐞̈𝐥 𝐨𝐧𝐭 𝐬𝐢𝐠𝐧𝐞́ 𝐚̀ , 𝐥𝐞 𝟐𝟓 𝐦𝐚𝐢, 𝐮𝐧𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐯𝐞𝐧𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞́𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐩𝐨𝐫𝐭𝐚𝐧𝐭 𝐬𝐮𝐫 𝐮𝐧 #𝐟𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐜𝐫𝐞́𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝’𝐮𝐧 #𝐚𝐠𝐫𝐨𝐩𝐨𝐥𝐞 𝐚̀ 𝐯𝐨𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐧𝐝𝐮𝐬𝐭𝐫𝐢𝐞𝐥𝐥𝐞.

🟦Il s’agit d’un centre intégré de 10 000 hectares, réparti sur quatre régions agricoles prioritaires : Analamanga, Alaotra Mangoro, Bongolava et Vakinankaratra. L’objectif est de renforcer la souveraineté alimentaire et de moderniser l’agriculture grâce à l’usage de technologies de pointe : irrigation solaire, capteurs satellitaires, et intelligence artificielle.

🟦 Les cultures seront divisées entre riz (5 000 ha, 50 000 tonnes par an) et maïs/soja (5 000 ha, 20 000 tonnes). Plus de 10 000 paysans organisés en coopératives locales bénéficieront directement du projet, avec formations, équipements, infrastructures de stockage, unités de recherche, et élevage de volailles. Ce projet vise également à ouvrir des circuits de commercialisation durables et à positionner Madagascar comme un modèle africain d’agriculture durable et innovante.

𝐕𝐨𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲   𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐧𝐚𝐯𝐨𝐚𝐤𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲 𝐛𝐫𝐢𝐭𝐚𝐧𝐢𝐤𝐚  #𝐖𝐚𝐧𝐝𝐞𝐫𝐥𝐮𝐬𝐭 𝐢  #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚...
27/05/2025

𝐕𝐨𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐧𝐚𝐯𝐨𝐚𝐤𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲 𝐛𝐫𝐢𝐭𝐚𝐧𝐢𝐤𝐚 #𝐖𝐚𝐧𝐝𝐞𝐫𝐥𝐮𝐬𝐭 𝐢 #𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐤𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚̀ 𝐦𝐢𝐡𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝟐𝟓𝟎 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲. Manasongadina toerana miavaka amin’ny sehatry ny fizahan-tany maharitra miisa 50 isan-taona ity lisitra ity.

🟦Manasongadina ny drafitra ity fankasitrahana ity, izay tanterahin’ny vondrom-piarahamonina ao amin’ny tanànan’i Kivalo, akaikin’i Morondava. Ao amin’ity toerana ity no anarenana ny « mangroves » miaraka amin’ny fandraisan’anjaran’ny mponina sy ny fanohanan’ireo mpitari-dalana ara-tontolo iainana (écoguides).

🟦Anisan’ireo tetikasa fito avy aty Afrika voaray ao amin’ny Travel Green List i Madagasikara ary milahatra amin’i Rwanda, Côte d’Ivoire sy Ouganda. Manamafy ny fahavononany amin’ny fizahan-tany miompana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana izao zava-misy izao, ary koa ny fandraisan’anjara ny fiaraha-monina sy ny fanavaozana eo an-toerana.
-----
Madagascar a été sélectionnée parmi plus de 250 candidatures pour figurer dans la Travel Green List 2025 du magazine britannique Wanderlust, qui distingue chaque année 50 destinations exemplaires en matière de tourisme durable.

🟦Cette reconnaissance met en lumière le programme Kivalo Soa Honko, mené dans le village de Kivalo, près de Morondava, où la restauration des mangroves est assurée par la communauté locale avec l'appui de circuits touristiques encadrés par des écoguides.

🟦Parmi les 7 initiatives africaines retenues, Madagascar rejoint des projets phares au Rwanda, en Côte d’Ivoire ou en Ouganda, confirmant son engagement pour un tourisme responsable alliant préservation de l’environnement, implication communautaire et innovation locale.

𝐍𝐚𝐡𝐞𝐦𝐨𝐭𝐫’𝐢   𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟗 𝐣𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟓𝟎% 𝐧𝐲   𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐄𝐨𝐫𝐨𝐩𝐞𝐚𝐧𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐬𝐚𝐢...
27/05/2025

𝐍𝐚𝐡𝐞𝐦𝐨𝐭𝐫’𝐢 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟗 𝐣𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟓𝟎% 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐄𝐨𝐫𝐨𝐩𝐞𝐚𝐧𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐬𝐚𝐢𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝟏 𝐣𝐨𝐧𝐚. Taorian’ny antso an-telefaonina niarahana tamin’i Ursula von der Leyen, filohan’ny Commission européenne, no nisehoan’izany fanapahan-kevitra izany, satria nangataka fanalavam-potoana hanohizana ny fifampidinihana ity farany.

🟦Mifanakaiky tamin’ny ny fiovan-kevitra natao tamin’i Sina ity fanapahan-kevitra ity, ary manaporofo ny fomba hafahafa hitondran’i Trump ny resaka diplaomasia ara-barotra. Tafiditra ao anatin’ilay fe-potoana telo volana manokana izay natomboka ny volana aprily ny fanemorana, mba hifampiraharahana momba ny “haban-tseranana inty sy nday”.

🟦Nanambaran’i Trump fa “tombony manokana” ity fanapahan-kevitra ity. Mampiseho ny fitomboan’ny disadisa eo amin’ny fifandraisana ara-barotra an’i Etazonia sy Eoropa anefa ny zava-misy. Ary azo lazaina mbola mitoetra hatrany ny mety hisian’ny ady ara-barotra na dia nahemotra aza ny fampakarana ny haba.
------
𝐚 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐫𝐭𝐞́ 𝐚𝐮 𝟗 𝐣𝐮𝐢𝐥𝐥𝐞𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐥𝐚 𝐡𝐚𝐮𝐬𝐬𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝟓𝟎 % 𝐪𝐮’𝐢𝐥 𝐦𝐞𝐧𝐚𝐜̧𝐚𝐢𝐭 𝐝’𝐢𝐦𝐩𝐨𝐬𝐞𝐫 𝐚̀ 𝐥’ ́𝐞𝐧𝐧𝐞 𝐝𝐞̀𝐬 𝐥𝐞 𝟏𝐞𝐫 𝐣𝐮𝐢𝐧. Ce recul intervient après un échange téléphonique avec Ursula von der Leyen, présidente de la Commission européenne, qui a plaidé pour un délai supplémentaire afin de poursuivre les discussions.

🟦Cette volte-face survient peu après une autre reculade similaire vis-à-vis de la Chine, illustrant la manière imprévisible dont Trump mène sa diplomatie commerciale. Officiellement, la suspension s’inscrit dans la période de trois mois accordée depuis avril pour négocier des "droits de douane réciproques".

🟦Trump a justifié sa décision comme étant un "privilège". L’épisode souligne les tensions croissantes dans les relations transatlantiques. Malgré le report, le risque de guerre commerciale reste entier.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Actualités Economiques - Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share