Gdf play

Gdf play Salle de jeux video avec Volant
Salle de simulation automobile virtuelle

TOLOTR'ASA GOAVANA BE ARY METY HIFARANA AFAKA FOTOANA FOHY 😱 👉Tanora ve ianao? manana diplaoma BACC + ? 👉25 taona no mia...
30/10/2024

TOLOTR'ASA GOAVANA BE ARY METY HIFARANA AFAKA FOTOANA FOHY 😱

👉Tanora ve ianao? manana diplaoma BACC + ?
👉25 taona no miakatra ?
👉Tia manatratra tanjona sy tia fivoarana ?

Misy opportunités ireto ahafahanao maneho fahaizanao 🤓

tsotra kely :
▶️Commercial : mila ianao mahay mivarotra 'ny technique 😉
▶️secrétaires :
-1 ans d'expérience
-mahay SAGE Compta
-Mahafehy ny logiciel de bureau (EXCEL sy WORD )
▶️Magasinier (Lehilahy )
-Manana 1 ans d'expérience

afaka miantso ny laharana fiday izay misoratra etsy ambany ianao raha mila fanazavana fanampiny

Mr Ranto: 038 13 697 46
Mme Ony : 038 76 076 05

26/09/2024

Manomboka ny 2em Course amin'ito grand final ito.

Ankafizo sy ho fantarintsika ny nandresy amin'ito course faha roa ito.

25/09/2024

Miala sasatra kely ny pilote.
Hitatsika ao ny valin'ny lalao voalohany.
Andao hijery mpanakanto,
Andao hanal'Azy,
Anisan'ny tanjona apetrak' i Esport Racing Mada

24/09/2024
23/09/2024

Hanomboka tsy ho ela ny Course!

Andao fa entinay ianao hakafy ny Havoria,
Andao fa entinay ianao hiresaka amin'ireo Pilote.
Andao fa entinay ianao hijery ny fanomanana ny course.

Ho antsika rehetra mandray anjara amin'ny grande finale:Ao amin'ny commentaire n'y piste sy véhicule.
28/08/2024

Ho antsika rehetra mandray anjara amin'ny grande finale:
Ao amin'ny commentaire n'y piste sy véhicule.

Teo an-tokontanin'ny Havoria Anosy, tolakandro teo ! 🏍🏍
25/08/2024

Teo an-tokontanin'ny Havoria Anosy, tolakandro teo ! 🏍🏍

Ianareo koa ve mankafy Cosplay ? 🙃
25/08/2024

Ianareo koa ve mankafy Cosplay ? 🙃

 Joy teto amin'ny Esport Racing Mada ! 🔥🔥
25/08/2024

Joy teto amin'ny Esport Racing Mada ! 🔥🔥

Mpihira, mpandihy, cosplayers 😋 Izany rehetra izany dia hitanao ety aminay avokoa 👊
25/08/2024

Mpihira, mpandihy, cosplayers 😋 Izany rehetra izany dia hitanao ety aminay avokoa 👊

Address

Rasalama
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00

Telephone

+261348974601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gdf play posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gdf play:

Share

Category