Fit's ๐“๐ฏ

Fit's ๐“๐ฏ Service Publicitaire - Spot - Voix Off

๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’†๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’†๐’”๐’”๐’‚๐’ˆ๐’† ๐‘ท๐’“๐’Š๐’—๐’† ๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’“๐’†๐’”๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐‘ซ๐’‚๐’ ๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐Ÿฅบ
02/08/2026

๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’†๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’†๐’”๐’”๐’‚๐’ˆ๐’† ๐‘ท๐’“๐’Š๐’—๐’† ๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’“๐’†๐’”๐’‚๐’Œ๐’‚
๐‘ซ๐’‚๐’ ๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐Ÿฅบ

01/08/2026

๐’€๐’๐’– ๐‘น๐’Š๐’”๐’† ๐’Ž๐’† ๐’–๐’‘

Androany zoma 24 Jolay 2026
24/07/2026

Androany zoma 24 Jolay 2026

Firy aminy tanora amizao no sahy manao hoe tsia
14/07/2026

Firy aminy tanora amizao no sahy manao hoe tsia

12/07/2026

Aza ampijaliana mou less izy iny

I Korintiana 13 : 13Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana๐˜๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐—™๐—ถ๐˜๐—ถ...
12/07/2026

I Korintiana 13 : 13
Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana
๐˜๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐—™๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฃ๐˜ฆ ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ข

๐˜๐˜ช๐˜ต'๐˜ด ๐˜›๐˜ท ๐˜๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ช๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ญ

08/07/2026

You rese me up
Cover

Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra omaly Talata fa handraisana fepetra hanakanana ireo tranonkala maneho sy ...
08/07/2026

Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra omaly Talata fa handraisana fepetra hanakanana ireo tranonkala maneho sy manaparitaka sary sy sarimihetsika mamoafady izay voamarika fa manohintohina ny filaminam-bahoaka, mifandraika amin'ny fitondran- tena mendrika amin'ny fiainana andavanandro.

Voalaza tao anatinโ€™izany fa mahatonga ny firoboroboan'ny karazana tsy fandriam-pahalemana mitranga eto amin'ny Firenena ny fisian'ireo tranonkala ireo.


Indrana Gazetiko

๐—ง๐—ผ๐—น๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ :๐Ÿ”ฅ๐—›๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป'๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ฎ. ๐Ÿ”นHita tao anaty ranon'i Mantasoa androany maraina ...
08/07/2026

๐—ง๐—ผ๐—น๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ :

๐Ÿ”ฅ๐—›๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป'๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ฎ.

๐Ÿ”นHita tao anaty ranon'i Mantasoa androany maraina ny vatana mangatsiakanโ€™i Tolotra (20 taona) sy Ravo (15 taona), samy mpianatra sady monina ao amin'ny Kaominina Mantasoa. Raha ny fantatra dia tsy hita popoka nanomboka ny marainan'ny 3 Jolay 2026 teo izy roa ireto.

๐Ÿ”นMarihina fa efa nametraka taratasy izy ireo talohan'ny nanjavonany, taorian'ny nandrarร na ny fifankatiavany, sy ny nandraisan'izy ireo izao fanapahan-kevitra izao, araka ny voasoratra.
____________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

Indrana KOLO TV FM Ofisialy

07/07/2026

Address

Androndrakely
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fit's ๐“๐ฏ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category