
31/07/2023
Entreprise de construction Honenantsoa dia manolotra anao fanampiana eo amin'ny lafiny fandokona trano izay atao amin'ny vidiny mirary dia mirary , marihina fa peinture à l'eau lavable no vokarinay ary mahazo matoky isika amin'ny qualité ny loko, ary manana mpandoko ihany koa izahay izay efa manana traikefa manokana mikasika izany asa izany, ary ny payement dia afaka atao arakizay fahafahan'ny mpanjifa (2 ou 3 payement)
Indreto ary misy santionany amin'ny asanay ka raha mahaliana anao dia midira mp na miantso aminity laharana ity avy hatrany na koa mila fanazavana fanampiny
-0349046409
Toerana ahitana anay: -Ankadikely Ilafy
-Ambohitrazaka Alasora