17/03/2026
MISOKATRA HO ANAO IZAY TE HANAFATRA ENTANA ETY CHINE NY PAGE 🇨🇳
🛑Izay afaka manampy anao amin’ny achat anao ary mandefa ny colis anao any Madagascar 🇲🇬
✅AZONAO HIPAMPIRESAHANA
✅AZONAO HIFAMPITOKISANA
———————————————————————
🛑MISY JEUX ARY KARAKARAIN’NY PAGE KA AZA TARA FA MANDRAISA ANJARA🎁🧧
❌ 10,000 Ar no ho azon’izay mandresy amin’ity lalao ity❌
IRETO AVY NY CONDITIONS ANTSIKA DIA MBA HARAHO TSARA ARY :🥹
✅Abonné-o ny page Mi-Shop China Service
✅Alefaso eto amin’ny commentaire ny capture manamarina fa efa abonné tokoa ianao
✅Hasao ny amis anao rehetra hanaraka ny Page (ataovy tout sélectionner ary halefa ao amin’ny commentaire ihany koa ny capture manamarina izany)
✅Zarao any amin’ny groupe publique telo (03) ity publication ity (alefaso ihany koa ny capture manamarina fa nanao partage tokoa ianao)
✅Zarao ao amin’ny mûr anao ihany koa ity publication ity
❌24 Mars ny tirage no hataontsika ❌
Izay fa 😘💜