Mih Mie

Mih Mie 我不会晚的❤️🇲🇬


MANDEFA ENTANA: CHINE -MADA 🇨🇳🇲🇬
AFAKA MANAMPY ANAO AMIN’NY ACHAT KOA RAHA MISY ZAVATRA TIANAO HO VIDIANA🥰

Aza misalasala mandefa MP ♥️

26/08/2025

Merci rangah Barea aa 🙏🏽🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Matoa ianao mbola anisan’ny nomen’Andriamanitra fofon’aina amin’ity androany ity…dia tsarovy fa mbola manana plan ho ana...
21/08/2025

Matoa ianao mbola anisan’ny nomen’Andriamanitra fofon’aina amin’ity androany ity…dia tsarovy fa mbola manana plan ho anao izy ❤️🙏🏽
Izany hoe tsy mbola vita hatreo ny momba anao 😊🥰

Mety mafimafy ny adinao fa mandehana amim-pahatokisana azy nefa 💚🤍

💗
💗
💗

28/07/2025
Hey ❤️
25/07/2025

Hey ❤️

22/07/2025

Pelika kely sady tsy mahay tononkira 😆🥰 🇲🇬

🛍️ TE HIVIDY ENTANA ETY CHINE VE ? 🇲🇬🇨🇳👉 TE HIVIDY ARTICLE AVY AMIN’NY:Taobao – 1688 – na Site maro hafa ve kanefa tsy a...
20/07/2025

🛍️ TE HIVIDY ENTANA ETY CHINE VE ? 🇲🇬🇨🇳

👉 TE HIVIDY ARTICLE AVY AMIN’NY:
Taobao – 1688 – na Site maro hafa ve kanefa tsy afaka manao commande?

Aza manahy fa izahay dia afaka manampy anao manao achat izay articles ilainao ☺️
Azonao hitokisana sy azonao hifampiresahana tsara 😍

✅ SERVICE ATOLOTRAY:

♦️Mikaroka ny entana ilainao ary manao ny fividianana izany
♦️Mijery sy mampitaha ny prix ary manoro izay prix tsara indrindra ho an’ny Clients
♦️Manoro hevitra anao amin’izay articles tsara
♦️Mandefa ny Colis anao hatrany Madagascar 🇲🇬

NB: Marihiko fa tsy maka tombony na dia kely amin’ny vidin’ny entana izahay ☺️

✅💲 FRAIS DE SERVICE: Sady mora no mazava

✅HAFIRIANA NO FAHATONGAVAN’NY COLIS? 📦 🇨🇳

♦️Raha alefa avion: 5 à 15 jours
♦️Raha alefa sambo : 45 à 60 jours

Raha misy mahaliana anao ary na mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa MP eto amin’ny pejy ihany 🥰🇲🇬🇲🇬

📧E-mail : [email protected]📍 Facebook: Mih Mie
Tél: +8615629181579

Tiko kely reto sarinay ireto ❤️🥰   🇨🇳🇨🇳
11/07/2025

Tiko kely reto sarinay ireto ❤️🥰

🇨🇳🇨🇳

Nahafinaritra kely kosa ny androany ☺️🥰Mba nadeha nivoaboaka kely nanala stress aloha fa tena reraka ny saina 🥹❤️ #东湖海洋世...
30/06/2025

Nahafinaritra kely kosa ny androany ☺️🥰

Mba nadeha nivoaboaka kely nanala stress aloha fa tena reraka ny saina 🥹❤️

#东湖海洋世界 🇨🇳 🇨🇳

Coucou daholo 😊🥰Tsisy vaovao fa izao mahia kely izao ee 🙄😞❤️Izany eo ihany fa ity ny compte tik tok de mba abonnéo ho an...
12/04/2025

Coucou daholo 😊🥰

Tsisy vaovao fa izao mahia kely izao ee 🙄😞❤️

Izany eo ihany fa ity ny compte tik tok de mba abonnéo ho an’izay mpanao tik tok 😊😘
Hitareo any koa zah manao live indraindray ho an’izay te hitafatafa ❤️🇲🇬
www.tiktok.com/

Address

Amparafara
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mih Mie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share