Bébé69

Bébé69 💌[email protected]

☎️Contact direct via WhatsApp: +261 32 89 259 99
(3)

08/10/2025

Jp + détails Soambola 🛍️✨

Coucou mon bébé Petit69✨😍
08/10/2025

Coucou mon bébé Petit69✨😍

03/10/2025

Jerry-Jei

01/10/2025

💔💔

Ndao ifagnampy ✊🏽
30/09/2025

Ndao ifagnampy ✊🏽

Koa satria tsy afaka mitolona eny an-kianja izahay dia nanapa-kevitra izahay fa hanohana ireo tanora izay mila fanampiana eny am-pitolomana.

Ireo vola voaangona dia alefa hanohanana azy ireo, rano, SSI, sakafo maivana, kit de secours, fitsaboana izay maratra.

Ianao koa raha te-hanohana azy ireo dia afaka mandray anjara.
- Cagnotte : https://www.leetchi.com/fr/c/aider-mon-pays-5827051
- Mvola : 038 44 569 90 ( Julien )
- Orange Money : 032 94 730 33 ( Julien )

Mangataka ireo ankizy afaka hikarakara point de relais hiditra MP. Raha misy efa miandraikitra izany dia afaka miditra MP ihany koa.

30/09/2025

Azalaaa eh trop ai

Hummmm trop
29/09/2025

Hummmm trop

29/09/2025

Na dia ao anatin’ny alina maizina indrindra aza, misy fo mbola manantena 😪✊🏽

Stay strong and don’t lose hope Top Tech Génération Le Colisée Ampasanimalo 😪✊🏽 mangataka tolotagnana avy amntsika zareo...
27/09/2025

Stay strong and don’t lose hope Top Tech Génération Le Colisée Ampasanimalo 😪✊🏽 mangataka tolotagnana avy amntsika zareo amn commentaire liens sy capture MISAOTRA

💔 Top Tech Génération Le Colisée Ampasanimalo 💔

Hier, notre boutique a été victime d’un pillage et de dérobage.
Derrière ces vitres brisées, il n’y a pas seulement du matériel perdu… mais aussi le fruit de nos efforts, de nos rêves et de notre travail acharné.

🙏 Nous remercions du fond du cœur tous ceux qui nous envoient des messages de soutien en ce moment difficile. Votre solidarité est notre plus grande force.

➡️ Si vous entendez parler ou voyez la revente de smartphones neufs (encore scellés), merci de nous en informer. Chaque geste compte.

✨ Ensemble, nous croyons que Top Tech Génération renaîtra plus fort.



-------------------------------------------------

💔 Top Tech Génération - Le Colisée Ampasanimalo💔

Omaly dia lasibatry ny fandrobana sy fanimbana ny fivarotanay.
Tsy entana sy fitaovana very fotsiny no ao ambadik’ireto fitaratra vaky ireto… fa nofinofy, ezaka, an-taonany maro.

🙏 Misaotra manokana anareo rehetra izay nanome teny feno fankaherezana sy firaisankina. Ny fitiavanareo no herinay amin’izao fotoan-tsarotra izao.

➡️ Raha sendra mahita na mandre fivarotana smartphone vaovao amin’ny vidiny hafahafa ianareo, mba ampahafantaro izahay azafady. Zava-dehibe aminay izany.

✨ Mino izahay fa mbola hitsangana indray ny Top Tech Génération ka ho mafy o***a kokoa noho teo aloha.

TAMATAVE ‼️
27/09/2025

TAMATAVE ‼️

Address

Antananarivo

Telephone

+261325977137

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bébé69 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bébé69:

Share

Category