11/06/2026
🔥 MIANATRA JAVASCRIPT – EPISODE 1 (PART 2) 🔥
🟨 alert(), document.write() ary console.log()
Salama daholo 👋
Amin'ity lesona ity dia hianatra fomba 3 ahafahan'ny JavaScript mampiseho hafatra sy valiny isika.
📌 alert() ➡️ Mampiseho hafatra amin'ny Popup.
JavaScript
alert("Salama JavaScript!");
📌 document.write() ➡️ Manoratra mivantana ao amin'ny pejy HTML.
JavaScript
document.write("Salama JavaScript!");
📌 console.log() ➡️ Mampiseho valiny ao amin'ny Console (F12).
JavaScript
console.log("Salama JavaScript!");
🎯 Rehefa vita ity lesona ity dia ho afaka :
✅ Mampiasa alert()
✅ Mampiasa document.write()
✅ Mampiasa console.log()
✅ Mahafantatra ny maha samy hafa azy ireo
💡 Tsarovy : 👉 alert() = Popup Message 👉 document.write() = Soratra ao amin'ny pejy 👉 console.log() = Soratra ao amin'ny Console
🚀 Episode manaraka : Variables sy Data Types