Lilo Jhon

Lilo Jhon Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lilo Jhon, IB 244 Bis, Antananarivo.

Force a toi ralah💪Manareta soa lesy.Ho an'ny zanaka amam-para✊✊
09/10/2025

Force a toi ralah💪
Manareta soa lesy.
Ho an'ny zanaka amam-para✊✊

28/09/2025
27/09/2025

Raha fintinina amin'ny teny 02 ny teny noteneniny teto dia hoe:
👉Jiro sy rano no ilain'ny havanay any Madagasikara💡
👉Ary aza hampahoriana ny gasy🤕

Tsy mijanona tsika raha tsy vita ny tolona ✊
Aza misy matoritory fa mifohaza daholo hiady amin'ny tsy rariny ho an'ny firenena malalatsika✊✊

Firaisankina ho an'i Madagasikara✊🤕Aza tapenam-bava ny olona📢.🤕Rano madio sy jiro no ilainay🚿💡.🤕Mila misakafo ny Malagas...
27/09/2025

Firaisankina ho an'i Madagasikara✊

🤕Aza tapenam-bava ny olona📢.
🤕Rano madio sy jiro no ilainay🚿💡.
🤕Mila misakafo ny Malagasy🍚

❌❌Atsaharo ny jadona❌❌

Omeo zo tahaka ny firenena rehetra ny malagasy✊-Mila rano-Mila jiroAza mampijaly vahoaka😠- .....😠
26/09/2025

Omeo zo tahaka ny firenena rehetra ny malagasy✊

-Mila rano
-Mila jiro

Aza mampijaly vahoaka😠

- .....😠

Mitaky ny zonay zahay✊Mitaky ny zonay zahay✊Aza hampijaliana tsy homena rano 🥹,Aza hampijaliana ao anaty haizina 🌑- Ry n...
26/09/2025

Mitaky ny zonay zahay✊

Mitaky ny zonay zahay✊

Aza hampijaliana tsy homena rano 🥹,
Aza hampijaliana ao anaty haizina 🌑

- Ry namana sasany mpitaky zo: aza mandroba sy mangalatra
- Ry mpitandro ny filaminana : izay mangalatra no henjeho 🤕, toa avelanreo malalaka erÿ na dia hitan'ny masonareo eo zao aza. Aoka kosa tsy hisy ambadika zao a, ataovy ny asanareo 👉 miaro ny vahoaka sy ny fananany, fa tsy oe manakana ny olona mitaky ny ZO-ny🤕.
Aza diso mission nareo mpitandro ny filaminana tompoko.

Tokana no ilain'ny malagasy : JIRO sy RANO

Raha atao mahitsy tsy miolakolaka dia oe miala Rajoelina 😤
Satria tsy ho voavaha io. Firy taona izay nijalina 'zay, leo ny malagasy😤 .
Firifiry moa ny fitaovana simba noho ny tsy fisian'ny JIRO sy rano.

MANGETAHETA i Madagasikara iray manontolo🥹
MAIZINA i Madagasikara iray manontolo 🌑

An'ny malagasy i Madagasikara ✊
MIALA RAJOELINA.....😠

👉Tsy politique zany fa leo faharatsiana zahay.

Address

IB 244 Bis
Antananarivo
00102

Telephone

+261340811557

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lilo Jhon posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lilo Jhon:

Share