Ny zava-misy androany

Ny zava-misy androany Mizara ny vaovao marina sy zava-misy mitranga isan'andro eto Madagasikara

17/09/2026

๐Ÿ›‘ ๐—˜๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ถ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐—ท๐—ผ๐—ฒ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฏ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ

โฉ Hafa kely fa ao anaty ๐Ÿญ๐Ÿต ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ity Vehivavy Malagasy no mitondra vohoka , Araka ny nambarany ary tsy ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ ihany koa ny tenany

๐Ÿ˜…๐Ÿ˜ Izy zany no vehivavy bevohoka 19 volana voalohany teto ambonin'ny tany, hatramin'izay nisian'ny olombelona

๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡ Araka ny nambarany dia 18 volana izy no bevohoka ny zanany voalohany, ary 19 volana no bevohoka ny zanany manaraka.

โฉNoho i Jesosy izay nandeha teny ambony rano hono no nahatonga an'izao .

Ny hevitrao ary โ‰๏ธ

๐Ÿ“ท Indrana

17/09/2026

โ€ผ๏ธNirodana ny fefy nandritra ny savika

Abonneo ny pagentsika

15/09/2026

Ny tena boto tsy mijanona rehefa sakanana๐Ÿ˜‚

15/09/2026

โ€ผ๏ธ FASANKARANA
Raikitra ny fitokonana

Abonneo ny pagentsika

15/09/2026

๐Ÿ‘‰๐ŸฝTsy misy atoriana vao maraina ry William sy Nantenaina๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Abonneo ny pagentsika

14/09/2026

Ity rangahy ity miafina eo Ankady Tavimena Alasora, eo amin'ny fasana.

Rehefa misy mpianatra mandalo dia enjehiny. Izy amin'io miboridana be !

Rehefa hitany hoe mangingina dia vehivavy ihany koa no enjehiny.

Ilay mpianatra no mampalahelo mitaintaina handeha hianatra sy rehefa hirava.

Ilay lalana mangina be, sady fasana daholo ny manodidina !

ยฉNah Nah Bouta

14/09/2026

โ€ผ๏ธFASAN-KARANA
Manoy ny fitokonana tsy manaiky hifindra any Amoronakona ny mpitatitra sy mpivarotra ety amin'ny Fasan'ny karana

Abonneo ny pagentsika

ยซ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜†, ๐—ฑรฉ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐˜ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐Ÿฎ ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—™๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐—ฟร ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ยป, ๐—ต๐—ผ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ป๐—ฎ...
14/09/2026

ยซ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜†, ๐—ฑรฉ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐˜ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐Ÿฎ ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—™๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐—ฟร ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ยป, ๐—ต๐—ผ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

Ao anaty fihetsiketsehana izy sy ireo mpitatitra eny amin'ny Fasan'ny Karร na, milaza fa tsy hiala eo amin'io toby fiantsonan'ny taksibrosy io.

Afaka rahampitso, 16 septambra, ny daty voatondro hanakatonana tanteraka ny Fasan'ny Karร na, ka tsy hisy fiara hiainga intsony eny an-toerana, araka ny tapaky ny fanjakana.

Sary indrana

๐ŸŸข๐—ง๐—ฎ๐˜…๐—ถ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐˜‚๐˜€๐˜€๐—ฒ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฐ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ: ๐Ÿญ ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜†, ๐Ÿฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—œ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎLozam-pifamoivoizana nitranga io mara...
14/09/2026

๐ŸŸข๐—ง๐—ฎ๐˜…๐—ถ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐˜‚๐˜€๐˜€๐—ฒ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฐ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ: ๐Ÿญ ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜†, ๐Ÿฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—œ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

Lozam-pifamoivoizana nitranga io maraina io tao Masomanga, Ranomafana Ifanadiana. Taxibrousse avy any Mananjary ho any Fianarantsoa no nifandona taminโ€™ny kamiao.

Olona 1, mpanampin'ny mpamily, no namoy ny ainy, ary 2 hafa naratra mafy ka efa nentina notsaboina. Mbola anaovana fanadihadiana ny antony nahatonga ny loza.

๐Ÿ“ธ Martinot

14/09/2026

โ€ผ๏ธ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† MAMO ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฎฬ€ ๐—ณ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜†

โฉ Lehilahy Nisahondrahondra teo anelanelan'ny Ambanitsena sy Ambohimalaza

Mitandrema ihany fa lahy tokana ny ainy ry namanko isany ooo

๐Ÿ“ท Razafindrakoto Haingonirainy Vonitatamo

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny zava-misy androany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share