Io ny zava-misy

Io ny zava-misy Raha samy miezaka manao ny marina, tsy ho ela isika dia tafarina

๐Ÿ˜ฑโ€ผ๏ธ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿฐ๐Ÿฎ ๐—ก๐—ข  #๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก'๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ง๐—œ๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ญ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—ข๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐—”๐—ข  #๐—œ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—” Miantso ny Minisiteranโ€™ny Fahasalamana ...
18/09/2026

๐Ÿ˜ฑโ€ผ๏ธ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿฐ๐Ÿฎ ๐—ก๐—ข #๐— ๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก'๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ง๐—œ๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ญ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—ข๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐—”๐—ข #๐—œ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—”
Miantso ny Minisiteranโ€™ny Fahasalamana handray momba ny valanโ€™aretina mahazo ny mponina ao Ifanadiana ny Manantena Hajanirina Dinah. Araka ny fanazavany, olona 42 no efa namoy ny ainy, ka zaza ny ankamaroany, ary mihoatra ny 60 kosa ireo marary aminโ€™izao fotoana izao.
๐Ÿ“Œ Voalaza fa mbola mazava ny antony sy ny niavianโ€™ity aretina ity. Vao maika sarotra ny toe-draharaha noho ny tsy fahampianโ€™ny eny aminโ€™ny hopitaly, indrindra ao aminโ€™ny Kaominina Ampasinambo, Distrikanโ€™ , izay ahitana zaza maro voakasikโ€™izany.

ยฉ๏ธNy vaovaontsika


๐Ÿ˜ฒโ€ผ๏ธ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ฉ๐—”๐——๐—ฌ   ๐—ก๐—ข๐—›๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐——๐—œ๐—ก'๐—œ๐—ญ๐—ฌ ๐—ฅ๐—ข๐—” ๐—ง๐—”๐—ข   Mpivady tamin'ny   iray tao Androndra   no voalaza fa nisy disadisa ka nitarika ...
17/09/2026

๐Ÿ˜ฒโ€ผ๏ธ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ฉ๐—”๐——๐—ฌ ๐—ก๐—ข๐—›๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐——๐—œ๐—ก'๐—œ๐—ญ๐—ฌ ๐—ฅ๐—ข๐—” ๐—ง๐—”๐—ข
Mpivady tamin'ny iray tao Androndra no voalaza fa nisy disadisa ka nitarika ny fahafatesan'izy androany. Voalaza fa efa nisy olana izy ireo omaly alarobia 16 septambra, saingy taorian'ny fanelanelanan'ny mpiara-monina. Ny androany maraina kosa dia hita tao an-tranony izy mivady efa samy daholo.
๐Ÿ“ŒRaha ny loharanom-baovao dia voalaza fa namono ny ilay lehilahy talohanโ€™ny namoizany ny ainy ihany koa.

ยฉ๏ธ Marino Rajaonina

Tena tsara kosa izany an
17/09/2026

Tena tsara kosa izany an

15/09/2026
Raha hidina viollon amin'izao ialahy isany dia ohatrany hoe ny fanjakana no diso ๐Ÿ˜ก๐Ÿฅบ
15/09/2026

Raha hidina viollon amin'izao ialahy isany dia ohatrany hoe ny fanjakana no diso ๐Ÿ˜ก๐Ÿฅบ

๐ŸŸข๐—ง๐—ผ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—๐—ผ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฃ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ถ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฆ๐—ฝ๐—ผ๐—ฟ๐˜๐˜€ ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ...
15/09/2026

๐ŸŸข๐—ง๐—ผ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—๐—ผ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฃ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ถ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฆ๐—ฝ๐—ผ๐—ฟ๐˜๐˜€ ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ผ.

Izany hoe toe-tsaina malagasy mihitsy ilay izy fa tsy vitan'ny hoe mahantra na mpanankarena.

๐Ÿ“ท Andriamalala Sabrina

๐Ÿ›‘ ๐—ก๐—ฎ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—ณ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป"๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐˜† โฉ Mikasika ny...
14/09/2026

๐Ÿ›‘ ๐—ก๐—ฎ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—ณ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป"๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐˜†

โฉ Mikasika ny Raharaha Lozam-pifamoivoizana Tetsy Ambohidahy ๐Ÿ‘‡

๐Ÿ’ฅNaiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora androany ilay mpamily taksibe 186 nahavoadona olona maromaroka niteraka fahafatesan'olona miisa 4 teo ambany tonelina Ambohidahy.

Roddy Jupiter

๐Ÿ”ฅ๐——๐—ผ๐—ฟ๐—ผ-๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.โ–ช๏ธDoro-tanety mitranga manodidina ny tampotananโ€™Ambatomang...
13/09/2026

๐Ÿ”ฅ๐——๐—ผ๐—ฟ๐—ผ-๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.

โ–ช๏ธDoro-tanety mitranga manodidina ny tampotananโ€™Ambatomanga, ao aminโ€™ny Kaominina Ambatomanga, Distrikanโ€™Arivonimamo amin'izao Ora izao.

โ–ช๏ธMihitatra ny afo ka ilaina ny fandraisana andraikitra sy ny fanampiana haingana avy aminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra sy ny mponina eny an-toerana.

ยฉ๏ธRadio Fivoarana

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ž๐—ข๐—”? ๐—ก๐—ฌ  #๐—ž๐—œ๐——๐—ก๐—”๐—ฃ๐—ฃ๐—œ๐—ก๐—š ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ข๐—›๐—œ๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—œ  Namoaka ranty i   tao amin'ny pejiny mikasika...
13/09/2026

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ž๐—ข๐—”? ๐—ก๐—ฌ #๐—ž๐—œ๐——๐—ก๐—”๐—ฃ๐—ฃ๐—œ๐—ก๐—š ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ข๐—›๐—œ๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—œ
Namoaka ranty i tao amin'ny pejiny mikasika ny fananganana ny Komity Teknika Nasionaly hikarakara ny ny 25 Septambre 2025 voalohany, izay daty nanombohan'ny tolona nahatonga ny teto Madagasikara.
๐Ÿ“Œ Nambarany fa ny ร ry tsy hita tohiny, ny olona maty ohatra ny voalavo ka fahatsiarovana inona koa ? Ny sรฉcuritรฉ-nay aza tsy hay intsony na ho faty amin'ny accident, na ho faty hisy hangalatra taova, na ho faty noana. Nilaza izy fa tsy ho aho fa aza antsoina akory.

ยฉ๏ธAllisa Vallรฉrey

โœจโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—š๐—ฅ๐—ข๐—จ๐—ฃ๐—˜ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ง๐—˜๐—ซ  #๐—๐—œ๐—ฅ๐—ข ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ  #๐—ฅ๐—ข๐—ฉ๐—” Natao ny 11 Septambra ny fitokanana ny jiro vaovao m...
12/09/2026

โœจโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—š๐—ฅ๐—ข๐—จ๐—ฃ๐—˜ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ง๐—˜๐—ซ #๐—๐—œ๐—ฅ๐—ข ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ #๐—ฅ๐—ข๐—ฉ๐—”
Natao ny 11 Septambra ny fitokanana ny jiro vaovao manazava ny Tokotaninโ€™ny eto Antananarivo. Angovo avy aminโ€™ny masoandro no ampiasaina, ka mahaleo tena ary natao hanamafisana ny fiarovana ny toerana aminโ€™ny alina.
๐Ÿ“Œ Voalaza fa sy tsy manimba ny endrikโ€™ilay toerana manan-tantara no napetraka. Mety ihany koa ny fanokafana fitsidihana ny Rova ho anโ€™ny besinimaro aminโ€™ny hariva ity tetikasa ity, ka hampitombo ny olona ho hitsidika ny Rova izany.

Address

Ntsiad
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Io ny zava-misy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share