Taf's Raha mahafantatra ianao fa tsy Tonga lafatra Dia tokony hiezaka hanao ny tsara hatrany ✨

29/06/2025

Mafy ianao raha mahavita miborosy nify sy mibango volo miaraka 😁💪

05/05/2025

Aza mba manao ratsy ny olona nahitanao soa izany 🌹✨
Tolory fanomezana izy 💐

02/05/2025

"Ny nofinofy lehibe indrindra dia azo tanterahina raha manomboka amin'ny dingana kely sy maharitra isika."

02/05/2025

Efa nanenina tamin'ny soa nataonao ve ianao 🥺.

Eh! Tandremo fa tsy mety izany an 👎

22/04/2025

Inona ny vaovao ry zareo an 😄📻

Mba ilazao aloha fa tsy maharaka mihitsy 😅

18/04/2025

🙂 mahazo mitomany, mahazo kivy, fa tsy mahazo milavo lefona 💪🥰

30/12/2024

Vaovao izao ny taona , ☺️ andao isika mba hifampizara teny mamy kely e 😁😘

26/12/2024

🌄 Mino kosa aho oe, hivaha ny olana rehetra amin'io taona vaovao io

Address

Dubai

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taf's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share