Malaza Vaovao

Malaza Vaovao Politics, Social, Culture...

โš ๏ธ๐—ง๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ : ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฅ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†Ny zoma 21 Aogositra 2026 n...
24/08/2026

โš ๏ธ๐—ง๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ : ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฅ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†

Ny zoma 21 Aogositra 2026 no nanao antso ombay mitady teto amin'ny tambajotra ny fianakavian'i ๐‘บ๐’•๐’†ฬ๐’‘๐’‰๐’‚๐’๐’Š๐’† sy ๐‘ฏ๐’‚๐’Š๐’๐’ˆ๐’๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ noho ny tsy fahitana azy roa vavy , indrisy anefa fa vatana mangatsiaka sisa no novantanin'ny fianakaviana androany, tany anaty hantsana teny Ambohimanga Rova.

Tsy mandry FAHALEMANA ny vahoaka Malagasy ๐Ÿ˜ฅ๐Ÿ˜ฅ

Izahay eto amin'ny pejy Miteny dia maneho fiaraha-miory amin'ireo fianakaviana
Abonne-vous!

TEO AMBOHIBAO AKAIKIN'NY TOTAL....MOTO NIFANOROKA๐Ÿซ‚TSS AINA NAFOY FA ILAY ZOKY 1 AVY ANY AMBONY NARATRAAbonne-vous!
22/08/2026

TEO AMBOHIBAO AKAIKIN'NY TOTAL....MOTO NIFANOROKA๐Ÿซ‚
TSS AINA NAFOY FA ILAY ZOKY 1 AVY ANY AMBONY NARATRA
Abonne-vous!

๐Ÿ“Œ Efa hatramin'ny omaly 21 Aogositra tamin'ny 11 ora alina no tapaka ny lalana teny Mandraka RN2 hatramin'ny maraina teo...
22/08/2026

๐Ÿ“Œ Efa hatramin'ny omaly 21 Aogositra tamin'ny 11 ora alina no tapaka ny lalana teny Mandraka RN2 hatramin'ny maraina teo mbola tsy nisy vahaolana.

Misy kamiao siterina roa taraiky teo am-pifanenana ka niteraka izao fikorotanan'ny fifamoivoizana izao.

๐Ÿ“ท Rodman Rodman
Abonne-vous!

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ ๐—ก๐—ผ๐—ฑ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐—ป๐˜†_๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ, ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎNodorana tao Fenoarivo Atsinana...
16/08/2026

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ ๐—ก๐—ผ๐—ฑ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐—ป๐˜†_๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ, ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
Nodorana tao Fenoarivo Atsinanana ireo entana voamarina fa sy tsy manaraka ny fenitra, izay avy aminโ€™ny Distrikanโ€™i Sainte-Marie, Soanierana Ivongo, Fenoarivo Atsinanana ary Vavatenina.
๐Ÿ“ŒNahitana โ€™entana maro tao anatinโ€™izany, toy ny vatomamy, ranom-boankazo ary entana fanadiovana, izay nahatratra 150 kg teo ho eo.
โ™ฆ๏ธAnkoatra izay, nodorana ihany koa ireo entana lany daty sy tsy manara-penitra tao aminโ€™ny Distrikanโ€™i Tsaratanร na. Anisanโ€™izany ny isan-karazany, , ary sakafo toy ny , vatomamy ary biscuits.

๐Ÿ“ธIndrana
Abonne-vous!

Aleo mba mitsiky ๐Ÿ˜ kely alohHita tany ho any ๐Ÿ˜œ๐Ÿคฃ
15/08/2026

Aleo mba mitsiky ๐Ÿ˜ kely aloh
Hita tany ho any ๐Ÿ˜œ๐Ÿคฃ

โ€ผ๏ธ๐Ÿค—   #๐—ง๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ,  , ๐—ถ ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฒ๐—ธ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ  #๐—ง๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ, ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜† ...
15/08/2026

โ€ผ๏ธ๐Ÿค— #๐—ง๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, , ๐—ถ ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฒ๐—ธ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ #๐—ง๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ, ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†.

๐Ÿ“ธIndrana
Abonne-vous!

๐Ÿ”ด MANANJARY : MANDRAVARAVA NY RANOMASINA, TANDINDON-DOZA NY TRANO AMORON-DRANOMASINATahakโ€™izao ny zava-misy ao  . Trano ...
12/08/2026

๐Ÿ”ด MANANJARY : MANDRAVARAVA NY RANOMASINA, TANDINDON-DOZA NY TRANO AMORON-DRANOMASINA

Tahakโ€™izao ny zava-misy ao . Trano maro miorina -dranomasina no efa voakasiky ny fiparitahanโ€™ny , ka kaonโ€™ny ranomasina tsikelikely ny fototrโ€™ireo .

Miteraka ahiahy lehibe ho anโ€™ireo ny fahasimbanโ€™ny , indrindra ho anโ€™ireo trano tena manakaiky ny .

๐Ÿ‘‰๐ŸพAraho hatrany ny


Abonne-vous!

12/08/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Randriamahavita Victor Tsiresy, Raymonde Herimoelina, Mih Arisoa Mih, Darme Rafierenantsoa, Aub Ram, Nony Andrรฉa, Syeffy Lauren Lythiih Anyah, Anja Rahalivelo, Bryan Walter, Narovana Arison, Mamhisoa Tsiky, Martin Razafimahefa, Angelca Nouvelle Vie, Razarivo Domoina, Emmanuel Miora, Francica Nantenaina, Rinah Rakoto, Zoly Rhl, Georges Wilson Jao, Gaby Vakiniadiana, Munara Ram, Wรฏllรญance Riฤkรฏฤฏ, Vazo Idealy, Hery Randrianarison, Kฤ™nnฤฏฤ™ Hokฤฏng, Matavy Vinta, Lovatiana Razafindrakoto, Zo Lovasoa Andriamiarisoa, Heryzo Rivo, Ny Antsa Valรฏh Faherezantsoa, Renรฉ Valentin Rakoto, Ny Aina Noudyah, Et Ruffine Jerimanana, Francia Santatriniaina, Aron Fehizoro, Christine Malala, Asu Asu, Mamy Niaina Ratianarisoa, Mer Auriance, Marc Joseph, Miohen Miora, Razafindrabe Pierrot Herve, Fathoma Lyha, Adrien Eugรจne, Mohamede Zitha, Techy Noelette, Fity Voasedra Mf, Bio To, Hmj Najirah, Niaina Ramananandro

RN2: Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo  aminโ€™ny fiolahana, 12 km mialoha anโ€™i Moramanga ny alinโ€™ny 10 hi...
11/08/2026

RN2: Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo aminโ€™ny fiolahana, 12 km mialoha anโ€™i Moramanga ny alinโ€™ny 10 hifoha 11 Aogositra 2026, kamiao mpitatitra entana nivarina tany anaty hantsana tao Antsirinala.

Araka ny vaovao voaray, ny mpamily irery no tao anaty fiara ary namoy ny ainy. Tsy mbola fantatra ny tena antony nahatonga ny loza, ka misokatra ny fanadihadiana ataonโ€™ny mpitandro filaminana.

๐Ÿ™ Mirary fiononana ho anโ€™ny fianakavianโ€™ny namoy ny ainy.
Abonne-vous!

๐ŸšจVONJY AINA MAIKA ๐ŸšจMangataka vavaka vavaka ho an'i Sarindra Kely ๐Ÿ™ tovovavy kely, 4 taona, marary mafy izy izao Mivonto ...
10/08/2026

๐ŸšจVONJY AINA MAIKA ๐Ÿšจ
Mangataka vavaka vavaka ho an'i Sarindra Kely ๐Ÿ™
tovovavy kely, 4 taona, marary mafy izy izao Mivonto be ny ila-kibony mivonto koa ny fe-any. Mivoaka ra ny maha-vehivavy azy amin'izao.

Niditra Hopitaly izy ireo tsy maintsy ho didiana Tena efa lany ny eo ampelatana na dia fa niezaka nanao ny ala-nenina rehetra. mila fanafody mitentina eo amin'ny 800.000 ar maika dia maika izy ireo tompoko koa manao antso fa fianakaviana sahirana izy ireo

Mitomany foana izy ๐Ÿ˜ญ, ary miantso mafy ... marary aho Neny .. Ontsa dia ontsa ny fo, latsaka ny ranomaso miaino ny tomaniny sy ny tolokony ๐Ÿ’”
Mavesatra loatra ho an'ny fianakaviana ny fandaniana ka miangavy ny fon'olona tsara sitrapo izahay. Na 500 Ar monja aza dia efa fanampiana lehibe rehefa miray hina isika rehetra.
๐Ÿ™ Koa raha tsy afaka manampy ara-bola ianao dia mba zarazarao ity antso ity ary ento am-bavaka i Sarindra kely๐Ÿ™.
ITY NO LAHARANA AFAKA ANDEFSANA FANAMPINA , MANDRAY Dร‰Pร”T ๐Ÿ™๐Ÿ™
037 38 845 35 ( Reniny - RASOANIRINA )
Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly soa ho antsika tsirairay avy.
Abonne-vous!

Address

Madagascar ๏ฟฝ
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malaza Vaovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category