30/10/2025
📣 Antso ho an’ny rehetra mpitia baolina kitra rehetra 🇲🇬⚽
Tongava amin’ny Sabotsy 1 Novambra ao Mahamasina, eo anoloan’ny Stade Barea 🏟️ amin’ny 11h00 maraina!
Tongava daholo koa isika mpisehatra rehetra baolina Kitra
🔸mpilalao,
🔸mpitsara
🔸dirigeants
🔸clubs - École de foot
MILA BAOLINA KITRA MADIO 💯
😤 Tsy manaiky intsony, ampy izay! 🚫
Aleo handeha baolina, tsy misy tsindry! ⚽
Loharano: Faneva Ima