Bons Plans Mada

Bons Plans Mada 🔥 Bons plans, jobs, formations & opportunités à Madagascar. Suivez-nous pour ne rien rater !

08/09/2025
🌱✨ Bons Plans miara-miasa amin’i  ! ✨🌱🚜🐔 Ndao hiara-hiasa, ’ndao hiara-hiompy isika!Ny LFL Madagasikara dia mitady mpiom...
08/09/2025

🌱✨ Bons Plans miara-miasa amin’i ! ✨🌱
🚜🐔 Ndao hiara-hiasa, ’ndao hiara-hiompy isika!

Ny LFL Madagasikara dia mitady mpiompy mpiara-miasa amin’ny fiompiana akoho Kômbô amin’ny alalan’ny rafitra Ferme Partenaire.

👉 Fotoana izao hananganana ho avy maharitra, hanatsarana ny fari-piainan’ny fianakaviana ary hampandroso ny fiompiana akoho gasy 🐓

📞 Antsoy maimaimpoana ny laharana maitso raha mila fanazavana fanampiny.
📩 Azonao atao ihany koa ny manoratra mivantana ato amin’ny pejy Madagascar

🍴 Bons Plans Goûter miaraka amin’i Fy art'Lenta 🎒 Efa miditra ny mpianatra, aza misahirana amin’ny goûter isan’andro! Fy...
08/09/2025

🍴 Bons Plans Goûter miaraka amin’i Fy art'Lenta

🎒 Efa miditra ny mpianatra, aza misahirana amin’ny goûter isan’andro! Fy art'Lenta a no mamaha ny olana : matsiro, mora, ary vonona hatrany!

✨ Goûter ho an’ny zaza sy tanora, à petit prix :

🔸 Roulé charcu au fromage – 3000 Ar
🔸 Pain suisse – 3000 Ar
🔸 Pain au chocolat bicolore – 3000 Ar
🔸 Pain au chocolat – 2500 Ar
🔸 Croissant fourré – 2500 Ar
🔸 Croissant nature – 2000 Ar

📍 Toerana: Ampsapito
📞 Contact: 038 81 732 31
🚚 Livraison rapide sy azo antoka
👉 Raha mbola tsy mpanaraka ny Page Plans Mada ianao, j’aime-o avy hatrany! Mbola betsaka ny coin-coin tsara ho hitanao eto

🌱✨ Bons Plans mijery FOIRE AGRICULTURE 2025 ✨🌱🍀 GAB Product  miandry anareo ao amin’ny CCI Ivato ny 4 – 5 – 6 – 7 Septam...
06/09/2025

🌱✨ Bons Plans mijery FOIRE AGRICULTURE 2025 ✨🌱

🍀 GAB Product miandry anareo ao amin’ny CCI Ivato ny 4 – 5 – 6 – 7 Septambra 2025
📍 Espace 08 – STAND DES LAURÉATS CASTEL (manoloana ny scène, mora hita 😉)

👉 Ao no ahitanao :
🌿 Masomboly isan-karazany
🌿 Zanakazo fihinam-boa
🌿 Zezika sy odibiby BIO

🎁 Misy fanomezana sy fihenam-bidy miandry anao – aza tara!

🛒 Zezika BSF – Vidiny & Fonosana
📦 1kg = 3.000 Ar
📦 20kg = 55.000 Ar
📦 25kg = 67.500 Ar

🛒 Insecticide Bio Santatra
💧 1 Litre = 8.000 Ar (afangaro amin’ny rano 10L)

🚛 Livraison manerana ny faritra
📞 Hotline & WhatsApp : +261 38 97 847 51
📱 033 05 011 00 | 034 17 260 01
📧 [email protected]

👉 Zezika BIO BSF – Vahaolana maharitra, mahomby, manaja ny tontolo iainana!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bons Plans Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share