15/03/2025
Inona no antony tokony hafantarana ny karazam- bolonao ? 🤔💇♀️
👉Arakarakarany karazam-bolonao no ijerena ny soins adapte amin'ilay volonao 🤷
🧐 Ireto avy ary ireo karazana volo :
✔️ Volo normal : Malefaka, manjelatra, mitovy tsara 🌟
✔️ Volo maina (sec) : Matroka, mora tapaka, misy tapatapaka ❌
✔️ Volo matavy (gras) : Maloto haingana, tsy misy volume, mitera-menaka 🚫
✔️ Volo mifangaro (mixte) : Ny fototry ny volo gras fa ny tendrony maina
Rahoviana sy ahoana no ahafantarana ny endriky ny boucles ?
Rehefa avy manasa volo amin’ny shampooing doux sans sulfates, dia diniho ny volonao rehefa mbola lena : amin’izay ianao mahita sahady ny endriny.
Fa raha te hahita ny tena endriky ny volonao, dia avelao ho maina ho azy, tsy hikasihana ary tsy asiana vokatra (produits) manavesatra azy. Rehefa maina tanteraka izy dia amin’izay ianao mahita ny tena endriny voajanahary ! ✨
karazan’ny boucles🧑🦱
💆♀️ Lisses (Type 1) : Mahitsy, tsy misy volume
💁♀️ Ondulés (Type 2) : Misy onja kely miendrika “S”
🌀 Bouclés (Type 3) : Miforitra tsara sy mirindrina
🌿 Crépus (Type 4) : Tena miforitra, na miendrika spirale na “Z”
💬 Lazao eto amin’ny commentaire ny karazan’ny volonao.
Raha manana fanontaniana ianao, aza misalasala manontany. 👇💖
📢 Aza adino ny manasa namana sy havana hanaraka ny pejintsika ho an’ny toro-hevitra mahakasika ny fikarakarana volo ! 💕