RADIO Antsiva

RADIO Antsiva Contact : Redaction 034 03 615 11
Commercial 034 23 223 19

07/08/2026

🔥❗️ VAOVAO ATOANDRO MIVANTANA
AMIN'NY 12 ORA SY 45 MINITRA ❗️🔥

♦️ZOMA 07 AOGOSITRA 2026 ♦️

©️: ANTSIVA RADIO 97.6 FM


07/08/2026

✨ Aza tsaraina amin’ny endrika ivelany ny olona iray ✨

🤝 Ilaina foana ny mifanaja ary ny fahalalam-pomba.

©️: Antsiva Radio 97.6 FM 📻


_________________

Aza adinoina ny manaraka tsy tapaka ny pejy Antsiva Radio, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

07/08/2026

🔥❗️ VAOVAO MARAINA MIVANTANA
AMIN'NY 07 ORA SY 15 MINITRA ❗️🔥
♦️ZOMA 07 AOGOSITRA 2026 ♦️
©️: ANTSIVA RADIO 97.6 FM

🔥❗DINIKA FIFANAKALOZAN-KEVITRA MOMBA NY RAHARAHAM-PIRENENA. ANISAN'NY NAKA-KEVITRA SY NANEHO NY FANOHANANY NY FANAVAOZAN...
06/08/2026

🔥❗DINIKA FIFANAKALOZAN-KEVITRA MOMBA NY RAHARAHAM-PIRENENA. ANISAN'NY NAKA-KEVITRA SY NANEHO NY FANOHANANY NY FANAVAOZANA NORBERT LALA RATSIRAHONANA❗️🔥

🚩 Dinika fanadihadiana sy fifanakalozan-kevitra momba ny raharaham-pirenena sy ny fizotry ny fanatanterahana ny dinika pôlitika, indrindra ny fomba hahatongavana amin'ny vahaolana maharitra ho an'ny Firenena. Noraisin'ny Filohan'ny Fanavaozana, ny Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël, ireo tompon'andraikitry ny Antoko Asa Vita no Ifampitsarana (AVI).

🚩 Nandray ny delegasionan'ny antoko AVI ny Filohan'ny Fanavaozana, notarihin'Andriamatoa Norbert Lala Ratsirahonana, Filoha mpanorina ny AVI sady Filoham-panjakana teo aloha, niaraka tamin'ny Dr Andriamiharivolamena Zavamanitra, Filoha nasiônalin'ny Antoko.

Nilaza ny fahavononany handray anjara amin'ny dingana rehetra mikendry ny fanamafisana ny fihavanam-pirenena, ny fitoniana ara-pôlitika ary ny fampandrosoana an'i Madagasikara izy

Nambaran'ny solontenan'ny AVI fa manohana ny Fitondrana Fanavaozana izy ireo. Nomarihin'izy ireo fa ilaina ny fifampidinihana sy ny fifanakalozan-kevitra mivelatra eo amin'ireo hery pôlitika rehetra, mba hahafahana mamolavola vahaolana iombonana hiatrehana ireo fanamby sedrain'ny Firenena.

©️: Antsiva Radio 97.6 FM 📻



_____________________

Aza adinoina ny manaraka tsy tapaka ny pejy Antsiva Radio, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

🔥❗ Atoa NORBERT LALA RATSIRAHONANA NORAISIN'NY FILOHAN'NY FANAVAOZANA NY KOLONELY MICHAËL RANDRIANIRINA ❗️🔥🚩  Noraisina ...
06/08/2026

🔥❗ Atoa NORBERT LALA RATSIRAHONANA NORAISIN'NY FILOHAN'NY FANAVAOZANA NY KOLONELY MICHAËL RANDRIANIRINA ❗️🔥

🚩 Noraisina teny amin' ny lapa-panjakana Ambohitsirohitra ny filoham-panjakana teo aloha, Norbert Lala Ratsirahonana androany 6 Aogositra 2026.

©️: Antsiva Radio 97.6 FM 📻


________________________

Aza adinoina ny manaraka tsy tapaka ny pejy Antsiva Radio, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

06/08/2026

🔥❗️ VAOVAO ATOANDRO MIVANTANA
AMIN'NY 12 ORA SY 45 MINITRA ❗️🔥

♦️ALAKAMISY 06 AOGOSITRA 2026 ♦️

©️: ANTSIVA RADIO 97.6 FM


06/08/2026

🔥❗️ VAOVAO MARAINA MIVANTANA
AMIN'NY 07 ORA SY 15 MINITRA ❗️🔥

♦️ALAROBIA 05 AOGOSITRA 2026 ♦️

©️: ANTSIVA RADIO 97.6 FM


05/08/2026

🔥❗️ VAOVAO ATOANDRO MIVANTANA
AMIN'NY 12 ORA SY 45 MINITRA ❗️🔥

♦️ALAROBIA 05 AOGOSITRA 2026 ♦️

©️: ANTSIVA RADIO 97.6 FM


05/08/2026

🔥❗️ VAOVAO MARAINA MIVANTANA
AMIN'NY 07 ORA SY 15 MINITRA ❗️🔥

♦️ ALAROBIA 05 AOGOSITRA 2026 ♦️

©️: ANTSIVA RADIO 97.6 FM 📻


04/08/2026

🔥❗️ VAOVAO ATOANDRO MIVANTANA
AMIN'NY 12 ORA SY 45 MINITRA ❗️🔥

♦️TALATA 04 AOGOSITRA 2026 ♦️

©️: ANTSIVA RADIO 97.6 FM


Address

Ankorondrano Enceinte SITRAM
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RADIO Antsiva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RADIO Antsiva:

Shortcuts

Share