Jery Manonga

Jery Manonga Vaky bantsilana Pour la passion

13/08/2024

โ€ผ๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFantatrareo ve fa ny fifidianana ben'ny tanร na dia ho tanterahina amin'ny 11 desambra 2024 ho avy izao ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโ€ผ๏ธ

โœ…๐—™๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜†, ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ Je...
28/03/2024

โœ…๐—™๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜†, ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ Jery Manonga ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† Safidy Maharitra :

๐Ÿ“ŒLalao fanabeazana niaraka taminโ€™ireo ankizy
๐Ÿ“ŒFanentanana sy fampianarana ny tanora momba ny fandraisana andraikitra
๐Ÿ“ŒFanabeazana ny olompirenena mahakasika ny fifidianana sy ny zonโ€™ny olompirenena

~~~~~~~~~

โœ…๐—ฅ๐—ฒ๐˜๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฒ๐—ป ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐˜‚๐—ฟ ๐—น'๐—ฎ๐—ฐ๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐˜รฉ ๐—ฑ๐—ฒ ๐˜€๐—ฒ๐—ป๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฒ๐˜ ๐—ฑ'รฉ๐—ฑ๐˜‚๐—ฐ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฐ๐—ถ๐˜๐—ผ๐˜†๐—ฒ๐—ป๐—ป๐—ฒ ๐—ฎ๐˜‚ ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฎ๐˜‚ ๐—น๐—ผ๐—ฐ๐—ฎ๐—น, ๐—ฟรฉ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜€รฉ๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ ๐—น๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ท๐—ฒ๐˜ Jery Manonga ๐—ฒ๐—ป ๐—ฐ๐—ผ๐—น๐—น๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฐ Safidy - Fanaraha-maso ny fifidianana

๐Ÿ“ŒJeux รฉducatifs avec les enfants
๐Ÿ“ŒSensibilisation et apprentissage des jeunes sur la prise de responsabilitรฉ
๐Ÿ“Œร‰ducation des citoyens sur les รฉlections et les droits civiques




๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌOlompirenena, Tanora, Mandray andraikitra๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Ndao iaraka aminay hijery Malok'ila le grand retour ๐Ÿซถ๐Ÿฅณ  ๐Ÿ“… 24 Mars 2024  ๐Ÿ“A...
18/03/2024

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌOlompirenena, Tanora, Mandray andraikitra๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Ndao iaraka aminay hijery Malok'ila le grand retour ๐Ÿซถ๐Ÿฅณ

๐Ÿ“… 24 Mars 2024
๐Ÿ“Ambohimandroso, fkt Ambonga sekoly Ambatomaro

Fotoana ahafantarano be be kokoa ny tetikasa Jery Manonga sy ny Fikambanana Jeunes et Engagรฉs

Hisy fanentanana ho an'ny olompirenena amin'io ah!๐Ÿ˜Š




๐Ÿ“ฃFANAVAOZANA ISAN-TAONA NY LISTRY NY MPIFIDY๐Ÿ“ฃInona avy no tokony atao ?   โœ…- Manantona ny fokontany misy anao  โœ…- Mitond...
10/02/2024

๐Ÿ“ฃFANAVAOZANA ISAN-TAONA NY LISTRY NY MPIFIDY๐Ÿ“ฃ

Inona avy no tokony atao ?
โœ…- Manantona ny fokontany misy anao
โœ…- Mitondra karam-panondro.

๐Ÿ“Œ๐Ÿ“ŒAnisany fanararaotra hanitsiana ny mombamomba anao io fotoana io raha toa ka nisy diso, ary afahana ihany koa misoratra anarana raha toa ka tsy tafiditra tao anatinโ€™ny lisim-pifidianana.

Aza tara ary, ny 15 febroary ho avy izao ny fem-potoana
__________________________________________

๐Ÿ“ฃRร‰VISION ANNUELLE DE LISTE ร‰LECTORALE๐Ÿ“ฃ

โœ…- Vรฉrifiez auprรจs du Fokontany votre nom
โœ…- Et n'oubliez pas d'emmener avec vous votre Carte d'Identitรฉ Nationale.

๐Ÿ“Œ๐Ÿ“ŒC'est aussi l'occasion de rectifier les fausses informations et de vous inscrire sur la liste รฉlectorale si vous n'y รชtes pas encore.

A noter que le dernier jour sera le 15 fรฉvrier 2024, il ne nous reste plus que quelques jours.



Solombava-bahoaka hoe๐Ÿคท๐Ÿพโ€โ™€๏ธ ? Inona marina no tena andraikitra ankinina amin'izy irenyโ‰๏ธ
16/01/2024

Solombava-bahoaka hoe๐Ÿคท๐Ÿพโ€โ™€๏ธ ?

Inona marina no tena andraikitra ankinina amin'izy irenyโ‰๏ธ

๐Ÿ“ขTanora ve ianaoโ‰๏ธInona tokoa no tena fandraisana anjaran'ny Tanora eo amin'ny fiainam-pirenena๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ?โญ•Isika Tanora tokoa no...
27/12/2023

๐Ÿ“ขTanora ve ianaoโ‰๏ธ

Inona tokoa no tena fandraisana anjaran'ny Tanora eo amin'ny fiainam-pirenena๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ?

โญ•Isika Tanora tokoa no ankehitriny sy ho avin'ny ny firenena ary manana andraikitra lehibe amin'ny fampandrosoana maharitra.

Soraty ao amin'ny commentaires ary ny hevitrao๐Ÿ‘‡๐Ÿ˜ƒ.

03/11/2023

๐Ÿค” Vous vous รชtes dรฉjร  demandรฉ pourquoi la dรฉmocratie est si importante, ou ce que signifie รชtre une rรฉpublique ? Cette vidรฉo vous fournira des rรฉponses claires et des exemples concrets pour vous aider ร  saisir ces concepts cruciaux.

๐ŸŒ La dรฉmocratie et la rรฉpublique sont plus que des mots, ce sont des principes qui guident nos vies au quotidien. Si vous souhaitez en savoir plus sur ces notions et leur impact sur notre sociรฉtรฉ, ne manquez pas cette vidรฉo instructive.
๐Ÿ‘ N'oubliez pas de liker la vidรฉo, de vous abonner ร  la chaรฎne si vous souhaitez en voir davantage, et de laisser vos commentaires pour partager vos rรฉflexions sur le sujet.

14/08/2023

Bonjour les Jeuneeeees๐Ÿ˜Ž
รŠtes-vous maintenant prรชt(e) pour l'aventure ๐Ÿ˜ƒ??
Nous allons commencer ๐Ÿƒ๐Ÿผโ€โ™€๏ธ

A l'occasion de la ๐—ฆ๐—˜๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—˜ ๐——๐—˜ ๐—Ÿ'๐—˜๐—จ๐—ฅ๐—ข๐—ฃ๐—˜ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡บA partir du 08 Mai, et ce jusqu'au 12 mai.Le 10 Mai 2023, "Jeunes et Engag...
09/05/2023

A l'occasion de la ๐—ฆ๐—˜๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—˜ ๐——๐—˜ ๐—Ÿ'๐—˜๐—จ๐—ฅ๐—ข๐—ฃ๐—˜ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡บ

A partir du 08 Mai, et ce jusqu'au 12 mai.

Le 10 Mai 2023, "Jeunes et Engagรฉs" auraient un discours qui porte sur ses objectifs et ses engagements envers la jeunesse Malagasy

Le discours sera diffusรฉ en Live ๐Ÿ“ฝ๏ธ sur la Page et le Groupe : "Jery Manonga" ร  partir de 19 heures du Soir.

Marquรฉ vos Agendas et Rester connectรฉ(e)s๐Ÿ“‹

Ny fandraisako andraikitra anio no hiantoka ny ho aviko rahatrizay.
13/03/2023

Ny fandraisako andraikitra anio no hiantoka ny ho aviko rahatrizay.

Tanora mandray an-tanana ny ho aviko aho.
10/03/2023

Tanora mandray an-tanana ny ho aviko aho.

Salama e! ๐Ÿ˜ŠMbola maro isika nanoratra anarana Jery Manonga no tsy tratra antso. Hanomboka tsy ho ela nefa ireo hetsika k...
10/03/2023

Salama e! ๐Ÿ˜Š

Mbola maro isika nanoratra anarana Jery Manonga no tsy tratra antso.

Hanomboka tsy ho ela nefa ireo hetsika ka manasa antsika rehetra hatrany hifandray aminay miafina Jery Manonga na Modรฉrateur Jery Manonga ๐Ÿ™

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jery Manonga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share