Roliah Boutique•

Roliah Boutique• Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Roliah Boutique•, Antananarivo.

Mivarotra karazana vokatra maro samy hafa✅maro zavatra mahasoa Zaraina maimaimpoana ato fa tsndrio loha ny j'aime etsy ambony 💪👆
Asio j'aime ny pejy Roliah Boutique•
TEL 0342179185

16/10/2025

Mirary tontolo andro mahafinaritra hoanao sy ny ankohonanao, mirary ny soa sy ny tsara , ho tahian'Andriamanitra 🥰

15/10/2025

Mino ve Ianao fa io Andriamanitra io manao zavatra tsy takatriny saina ☺️👋🌈

15/10/2025

🟢Hisotro rano madio maloto sa hisotro rano maloto madio?? Sa aleo misotro ny aleoko maty🤣

✅🇲🇬Zanahary ô, tahio ny TanindrazanayHandroso lalandava, handry fehizay;Enga anie hanjaka ao ny saina sy fo mahay miray,...
15/10/2025

✅🇲🇬Zanahary ô, tahio ny Tanindrazanay
Handroso lalandava, handry fehizay;
Enga anie hanjaka ao ny saina sy fo mahay miray,
Dia ho tany sambatra 'lay Madagasikaranay.

✅Reo mpitondra anay arovy lalandava koa,
Tolory saina hendry, kinga sy mahay;
Ka ny marina anie no mba hanjaka ao tokoa,
Dia ho tany sambatra 'lay Madagasikaranay.

✅Ny taranakay tahio, ho vanona tokoa,
Ireo no solofo, dimby rahatrizay,
Mba ho tena mahatoky, feno fahendrena koa,
Dia ho tany sambatra 'lay Madagasikaranay.

Roliah Boutique•

15/10/2025

Ho ento ambavaka ny fanombohana ny tontolo andro anio 🥰❤️

14/10/2025

Fanambarana ⚠️ Miverina misokatra tontolo andro ny boutique rahampitso! Tsy haiko hoe an'iza ilay boutique fa miverina fotsiny 🙄

14/10/2025

NORAISIN' NY « CAPSAT » NY FAHEFANA ARY NORAVAINY ny HCC, ny SENAT, ny CENI, ny HCJ ary ny HCDDED.

14/10/2025

MIARAHABA ANAREO MPANARAKA NY PEJY, MBOLA ATO DAHOLO VE SA LASA NITOLONA ✅ MANAOVA CC🥰

🟢Ireo karazana aretin-koditra manimba ny fahamanjana ✅Soraty hoe mila vahaolana raha misy aretin-koditra ianao fa omena ...
14/10/2025

🟢Ireo karazana aretin-koditra manimba ny fahamanjana ✅

Soraty hoe mila vahaolana raha misy aretin-koditra ianao fa omena ny hulle calophyllum, amongotra ny aretina, Tel 0342179185

14/10/2025

Bonjour makafokiny torimaso aho zareo ah🥰

Mirary tontolo andro feno tsiky ho anao 🥰

13/10/2025

SAODY MBA EFA NOFY ARY ZAO HIAINAKO ZAO TOA EFA HO 22H00😭

13/10/2025

🟢MIROSO MIHEMOTRA OTRANY LELONJAZA 🥱

Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Roliah Boutique• posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Roliah Boutique•:

Share