
28/07/2025
📍 Hisy fidinana ny mari-pana manomboka amin’ity alatsinainy ity ho an’ny faritra afovoan-tany sy ny faritra atsimon’ny Nosy.
❌ 4°C hatramin’ny 11°C ny maripana ambany indrindra amin’ny afovoan-tany.