Tania Avanamiarantsoa

Tania Avanamiarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tania Avanamiarantsoa, Antananarivo.
(1)

25/07/2025

Tratran'ny Poizement ko angamba Ilay Jiro ka tady tsy hoe velona intsony !

24/07/2025

Marary fo ny mpanenjika satria Mahasoa ny vahoaka Ilay fampiofanana.

☺️ Efa hitsoka Ilay Rivo-baovao 💚💚

Aujourd’hui, Je refuse de rester silencieuse face aux larmes des familles brisées.Les victimes ne sont pas que des chiff...
18/07/2025

Aujourd’hui,
Je refuse de rester silencieuse face aux larmes des familles brisées.

Les victimes ne sont pas que des chiffres, ce sont des vies, des noms, des visages.

Nous exigeons justice.
Nous réclamons vérité.

Le peuple ne se laissera plus piétiner en silence.
Soutien total aux familles des victimes.

La justice ne dort pas, elle attend le courage.

Happy Birthday Dreamin !  Que cette belle aventure continue encore pendant de nombreuses années, remplie de succès, d’in...
14/07/2025

Happy Birthday Dreamin !

Que cette belle aventure continue encore pendant de nombreuses années, remplie de succès, d’inspiration et de passion ! 🎉🎂✨

Souhaitons tous nos vœux de réussite à Dream’in. 💚

Dia misy manao Vava hoe ataonareo inona ny hahafantatra Ilay singa mahery vaika?!  Tsy aiko ooo, a votre avis atao inona...
13/07/2025

Dia misy manao Vava hoe ataonareo inona ny hahafantatra Ilay singa mahery vaika?!
Tsy aiko ooo, a votre avis atao inona Ilay izy?

paraît-il que vous êtes hyper intelligent...
ça ne doit pas être difficile à comprendre 😮‍💨

🤔 Raovina ary izy itony vao handeha, fa efa io mihitsy izao no tena ilaina sy mbola tsy ampy amin’ny fiainantsika Malaga...
09/07/2025

🤔 Raovina ary izy itony vao handeha, fa efa io mihitsy izao no tena ilaina sy mbola tsy ampy amin’ny fiainantsika Malagasy.

Un soi-disant élu du peuple ... 😮‍💨
09/07/2025

Un soi-disant élu du peuple ... 😮‍💨

NAIVO RAHOLDINA - TSY TOKONY OMENA TSINY AMIN'NY JIRO TAPAKA NY FITONDRANA

“ Tsy tokony hanomezana tsiny ny fitondram-panjakana ny Jiro sy Rano tapaka fa isika no tsy tokony fampirina sakafo anaty frigidaire ”

26/06/2025

Une chose est certaine : on fera mieux que vous, et de loin 😉

22/06/2025

Ndri Ory anie re olona ireo namoy zanaka, vady, zoky, havana, namana e 💔
tsy nisy na dia Andro 1 Ary vé natao fisaonana ho azy ireo?
na dia fiaraha-miory natao

18/06/2025

Niampy indray ny Laza ratsy ho an'ny Malagasy .. MPAMOSAVY ..

17/06/2025

Tsy Misy hiainana intsony eto Madagasikara 😔

Misotro ny aleoko Maty ny vahoaka 😔
15/06/2025

Misotro ny aleoko Maty ny vahoaka 😔

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tania Avanamiarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share