20/10/2025
Plus que quelques jours✨
Manao zavatra hono tsy mora sa manao mora tsy zavatra😳😄
Vazivazy izany fa mahafaly anay ny manolotra anareo ny affiche officiel Moonlight Team Mdg mankalaza ny faharoa taonany🥰
Otran'izao roa taona katrotra no nivondronan'ireo olombanona maromaro nisian'izao agence izao🤗
Ka mendrika ankalazaina e??😍
Toizao ary ny fandaharapotoana e:✊🏾
🍀Amin'ny asabotsy 25 octobra hoavy izao
🍀Eny amin'ny Jao's Pub ambohipo ny fotoantsika
🍀hisy défilé hiarahanao amin'ireo mpikambana (au grand complet ) hoy ny vazaha😁
🍀Hisy fampiratiana akanjon'ireo styliste miaramiasa aminay atramin'izay ihany koa😎
🍀Hanarahanao ilay fifaninana andiany faharoa CHIC RETRO izay loka maro no ho zaraina
🍀Atombokay amin'ny 2 ora tolakandro ny fety amin'io🥳🇲🇬
🍀Fankalazana amin'ny fomba miavaka ny faharoa taona🍰🍾
🍀Ny vidimpidirana dia natao amin'ny vidiny 10.000ar monja
Koa fanentanana no ataonay mameno harona fa dia tsy hoatrizao ny moonlight raha tsy teo ianareo mpankafy mpanaraka anay fona🤗
Tongava maro🥺🙏