KOBOY

  • Home
  • KOBOY

KOBOY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KOBOY, News & Media Website, .
(4)

13/07/2025
NY IDOLOGIE NY MALAGASY FAHINY DIA NANGATAKA FITAHIANA TAMINY ZANAHARY , FA TSY TAMINY JESOSY SY JEHOVAH , NAHERY NY SAM...
27/06/2025

NY IDOLOGIE NY MALAGASY FAHINY DIA NANGATAKA FITAHIANA TAMINY ZANAHARY , FA TSY TAMINY JESOSY SY JEHOVAH , NAHERY NY SAMPINY ,NIJORO NY HASINY , MAFY NY FIANDRIANANY ..

Fa rehefa novetavetaina sy nosimbaina ,ka nitondrana Andriamanitra vahiny tsy fatatry zay razany izy ,dia simba ny kolontsainy , maty ny hasiny , ka na nilaza aza ny gasy hoe Zanahary ô tahio ny tanindrazanay.
Tahianao ry zanahary, ity nosindrazanay ity.
Hiadana sy ho finaritra ,e ho sambatra tokoa izahay , dia tsy nisy intsony izany fahasambarana izany, satria ilay madagasikara any Zanahary efa nafoiny vahoaka ao aminy hoany Kristy ,ka dia aleo i Jesosy akalaizany sy hirahirainy no hamonjy azy aminy fahoriana mahazo azy, satria na ny razambeny malagasy aza any zao mino aho fa mitomany izy mahita antsika ankehitriny..

©G-M Ramanantsoavina

Ny zanakareo ividiananareo an'reny laser laser reny, Teneno Ts itarataratra olona, Fa manomboka zao za, de ivatsy flesy,...
24/06/2025

Ny zanakareo ividiananareo an'reny laser laser reny,
Teneno Ts itarataratra olona,
Fa manomboka zao za, de ivatsy flesy, tifiriko amn'iny, ra za no mbola taratarafana anreny...
Amzay eny ambony terrasse Eny, mieritreritra ny tsy ho tratra...
Tratrany tsara an...

De ny zanakareo manapôpôka reny KO, asevo ataony ao atranonareo, Ts hanelingelina ny hafa...
Fa Bdb ny ol misy areti-po,
Ka hahatapaka tsy lera ny adidy miandry azy eo, apianaro fahaiza-miaina sy fahalalam-pomba ny zaza, fa aza jerijerena fotsny amzao ny hadalany, sô idiran'andro...

A bon entendeur

Fa nga enao rery Roger a😂
23/06/2025

Fa nga enao rery Roger a😂

TSY LALAO NY Manambady na misara-panambadiana. Ny Dani na Ndani dia vondron'olona avy any Nouvelle-Guinée Andrefana, ao ...
20/06/2025

TSY LALAO NY Manambady na misara-panambadiana.

Ny Dani na Ndani dia vondron'olona avy any Nouvelle-Guinée Andrefana, ao amin'ny faritanin'i Papouasie Indonezia.

Raha te hangataka vehivavy iray ianao, dia tsy maintsy asehonao ny fitiavanao azy amin'ny alalan'ny fanapahana ny rantsantananao iray.

Raha te hisaraka ianao aorian'ny fanambadiana, dia tsy maintsy mampiseho ny fahavononanao hisaraka amin'ny alalan'ny fanapahana ny rantsan-tànanao roa.

Raha misy lehilahy maty alohan’ny vadiny, dia tsy maintsy manapaka ny rantsantanany dimy ho mariky ny fanajana sy fampanantenana ny tsy fivadihany Ravehivavy.

Tena masina tokoa ny fanambadiana eo amin’izy ireo.


Abonneo ny Pejy

Address


Telephone

+261344797332

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KOBOY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KOBOY:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share