Radia Radio Advancea

Hira tahaka ny ahoana no mampazoto anao mihaino azy ?๐Ÿฅฐ๐Ÿ“ป๐ŸŽง
09/03/2026

Hira tahaka ny ahoana no mampazoto anao mihaino azy ?๐Ÿฅฐ๐Ÿ“ป๐ŸŽง

Aiza ho aiza ianao sy ny Embouteillage amin'izao ?๐Ÿฅบ๐ŸฅตInona no vahaolana amin'izay ity ?
06/03/2026

Aiza ho aiza ianao sy ny Embouteillage amin'izao ?๐Ÿฅบ๐ŸฅตInona no vahaolana amin'izay ity ?

Miarahaba anareo izay mitondra ny anarana hoe "Casimir " amin'ity anio ity satria Dia andronareo androany Ny dikan'ny an...
04/03/2026

Miarahaba anareo izay mitondra ny anarana hoe "Casimir " amin'ity anio ity satria Dia andronareo androany

Ny dikan'ny anarana hoe Casimir Dia manambara filaminana sy fitoniana ka mahatonga azy ireo ho Tia mampihavana sy mandamina ๐Ÿฅฐ

Antsoy ary Ilay namanao mitondra io anarana io Dia arahabao izy e๐Ÿฅฐ๐Ÿฅณ

Journรฉe mondiale du compliment androany ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜Antsoy eto hoe Ilay namanao iny Dia Mba dokafy Kely ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿ“ป RADIA FM 90.4๐Ÿฅฐ๐ŸŽค๐ŸŽง๐Ÿ“ป
02/03/2026

Journรฉe mondiale du compliment androany ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜

Antsoy eto hoe Ilay namanao iny Dia Mba dokafy Kely ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ“ป RADIA FM 90.4๐Ÿฅฐ๐ŸŽค๐ŸŽง๐Ÿ“ป

๐Ÿ“MANDRAKA PK 77 ๐Ÿ’ฅ Lozam-pifamoivoizana an-dalamby nanjo ny zotra l'AD 1802 nitranga teo amin'ny PK 77 Mandraka ny marain...
26/02/2026

๐Ÿ“MANDRAKA PK 77

๐Ÿ’ฅ Lozam-pifamoivoizana an-dalamby nanjo ny zotra l'AD 1802 nitranga teo amin'ny PK 77 Mandraka ny maraina teo!

๐Ÿ•Š๏ธ Vokany namoy ny ainy ireo manamory sy mpanampy ary naratra mafy kosa ireo hafa.

Miandry ny fanampim-panazavana avy amin'ny tompon'andraikitra...

๐Ÿ™ Maneho ny fiaraha-miory amin'ny eo anivon'ny mpiasan'ny lalamby sy ireo fianakaviana namoy havana,ary mirary fahasitranana haingana hoan'ny naratra...

๐Ÿ“ท Alain Rajaonarivony

๐Ÿšจ TOVOLAHY TSY AMPY TAONA NIKASA HANOLANA VEHIVAVY LEHIBE ๐Ÿšจ    24 Febroary 2026 - 12 oraSahalombo Fkt Tsivatrinikamo CU ...
25/02/2026

๐Ÿšจ TOVOLAHY TSY AMPY TAONA NIKASA HANOLANA VEHIVAVY LEHIBE ๐Ÿšจ





24 Febroary 2026 - 12 ora
Sahalombo Fkt Tsivatrinikamo CU - Dist Antsirabe I

๐Ÿ“ฑ Nisy olona nampandre ny zandarimaria fa nisy tranga fanolanana tsy tanteraka teo amin'io tanร na io.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Nidina ifotony haingana ny zandarimaria.

โš ๏ธ Niakatra ary tsy tana ny filร na
๐Ÿ”ž Zazalahy iray 17 taona monja no nikasa hanolana vehivavy 34 taona.

๐Ÿ“Œ Raha ny fantatra dia mpiray tanร na ihany izy ireo saingy tao am-pony angamba ilay tovolahy na notsiriritiny hatry ny ela ilay vehivavy.
๐Ÿšจ Tratrany teny amin'ny toera-mangina, feno ala-katsaka ka avy dia nobedainy. Nosemporiny notampenam-bava ary novelesiny ny zaran'angady ary naratra noho izany. Rehefa nalemy dia notanterahiny ny filan-dratsiny.

๐Ÿ“Œ Efa afany ny pataloha, ny takon-kenatra. Teo am-pikasana hampiditra indrindra izy no nisy nahita ka avy dia nirifatra nitsoaka.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Niantso olona ilay nahita izany ary nampandre ny zandary.
๐Ÿš‘ Nentina namonjy toeram-pitsaboana haingana ilay vehivavy noho ny vono sy ratra nahazo azy.

๐Ÿšจ Ilay tovolahy kosa nokarohina ary tratra tao amin'ny trano nisy azy. Naterina haingana tamin'ny fiara mialohan'ny fitangoronan'ny fokonolona.

โš–๏ธ Misokatra ny famotorana ary ho atolotra ny fitsarana ny raharaha.
๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿ˜ฑโœˆ๏ธ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜†  #๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ 7 ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ   ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†  #๐—œ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜†.Raha ny vaovao navoakan'ny   India Today d...
24/02/2026

๐Ÿ˜ฑโœˆ๏ธ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜† #๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ 7 ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† #๐—œ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜†.
Raha ny vaovao navoakan'ny India Today dia nisy fiaramanidina mpitondra marary iray mampitohy an'i amin'i no tra-doza tao Jharkhand Chatra, any Inde omaly alatsinainy.
๐Ÿ“Œ nisy na iray aza ireo olona 7 tao anatin'ity fiaramanidina ity.
โ™ฆ๏ธRaha ny voalaza hatrany dia noho ny 'ny no heverina ho antony ny loza.

๐Ÿ“ทIndia Today

Hira sy Mozika mandravaka ny Tontoloandronao ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜โค๏ธ๐Ÿ“ป๐ŸŽง RADIA FM 90.4 ๐Ÿ“ป
24/02/2026

Hira sy Mozika mandravaka ny Tontoloandronao ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜โค๏ธ๐Ÿ“ป๐ŸŽง RADIA FM 90.4 ๐Ÿ“ป

Inona re ee?๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿ“ป๐ŸŽง
23/02/2026

Inona re ee?๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿ“ป๐ŸŽง

Ianao na Ianareo roa ve efa tratran'ny nandeha tongotra lavitra be fa tsy nisy saran-dalana ohatra ?..๐Ÿฅบ๐ŸฅบMba Tantarao hoe...
21/02/2026

Ianao na Ianareo roa ve efa tratran'ny nandeha tongotra lavitra be fa tsy nisy saran-dalana ohatra ?..๐Ÿฅบ๐ŸฅบMba Tantarao hoe ..Hatraiza ny diatongotra faran'ny Lavitra vitanao ?๐Ÿฅต๐Ÿฅต

โŒRehefa fotoanan'ny Rivo-doza Dia re foana hoe ny Faritra izao mahazo fampirandremana miloko ....andeha ary hofantarints...
30/01/2026

โŒRehefa fotoanan'ny Rivo-doza Dia re foana hoe ny Faritra izao mahazo fampirandremana miloko ....andeha ary hofantarintsika androany hoe inona avy no dikan'ireo loko ireo โŒ

20/01/2026

Aiza no misy anao amin'izao andro Mahamay be izao ?๐Ÿ˜…๐Ÿ˜ฐ๐Ÿ˜ฐ๐Ÿฅต๐Ÿฅต

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340554780

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radia:

Share

Category