
16/11/2023
Aza adino ny maka ny Kara-pifidianana eny amin'ny biraom-pokontany misy anao.
Zonao ny mifidy.
Mandraisa andraikitra.
Madagasikara tsy maintsy mandroso!✌️✌️✌️✌️✌️✌️
ANDRY RAJOELINA PREZIDA
Andry Rajoelina