Gasyfoot

Gasyfoot GASYFOOT | Média Kitra Malagasy🇲🇬

05/10/2026

Stade Barea Mahamasina 🇲🇬

➡️ Barea Ladies 🇲🇬: mizotra araka ny tokony ho izy ve ny préparation ?Andro vitsivitsy sisa dia hiatrika ny dingana faha...
05/10/2026

➡️ Barea Ladies 🇲🇬: mizotra araka ny tokony ho izy ve ny préparation ?

Andro vitsivitsy sisa dia hiatrika ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana ho an’ny Lalao Olympika Los Angeles 2028 any Afrika Atsimo ny Barea Ladies. 🇿🇦

🗓️ 9 Oktobra 2026
🗓️ 13 Oktobra 2026
📍 Bloemfontein, Afrika Atsimo 🇿🇦

➡️ Albiceleste 🇦🇷📍Efa tonga any Argentine  i Lionel Messi 🇦🇷, hiatrika ny lalao hihaonany amin'i Bénin 🇧🇯 ho fanaovam-be...
05/10/2026

➡️ Albiceleste 🇦🇷

📍Efa tonga any Argentine i Lionel Messi 🇦🇷, hiatrika ny lalao hihaonany amin'i Bénin 🇧🇯 ho fanaovam-beloma azy, izay hatao ao amin’ny Monumental, ny talata alina hifoha alarobia ho avy izao.🗓️

04/10/2026

➡️Mankasitraka ny Fanjakana amin’ny fandraisana andraikitra . 👏🏼🇲🇬

✊🏼 Football Madio ho an’ny mpitia Kitra Malagasy.

04/10/2026

➡️ Nisaraka ady sahala 1-1 tamin’i Algérie U23 🇩🇿 ny Afrique du Sud U23🇿🇦, tao amin’ny Dr Petrus Molemela Stadium, Bloemfontein. Taorian’ilay fandresena 3-1 tamin’ny fihaonana teo aloha.

➡️ Selection moramanga vs Barea U23 🇲🇬
04/10/2026

➡️ Selection moramanga vs Barea U23 🇲🇬

➡️ ✅ Nandresy 4-1 ny Sélection Moramanga ny Barea U23 tamin’ity lalao fanomanana ity.
04/10/2026

➡️ ✅ Nandresy 4-1 ny Sélection Moramanga ny Barea U23 tamin’ity lalao fanomanana ity.

04/10/2026

➡️ 🇲🇬 Tonga soa aman-tsara any Moramanga ny Barea U23 sy ny staff technique!

👉 Aiza ilay Air-Bus Barea manidina 😂

📹 Sandra Colombe

➡️ Lalao ara-pirahalahiana ho an’ny Barea U23.👉 Sélection Moramanga vs Barea U23 🇲🇬📅 Alahady 4 Oktobra 2026⏰ 14h00🏟️ Mor...
03/10/2026

➡️ Lalao ara-pirahalahiana ho an’ny Barea U23.

👉 Sélection Moramanga vs Barea U23 🇲🇬

📅 Alahady 4 Oktobra 2026
⏰ 14h00
🏟️ Moramanga

📣 Ry mpankafy baolina kitra ao Moramanga sy ny manodidina, tongava maro hanohana sy hanome hery ny Barea U23 🇲🇬.

02/10/2026

➡️ 🇲🇬 Faly sy mirehareha ireo mpikarakara ny sélection Malagasy ao La Réunion noho ny fihetsika sy ny fahavononan’ireo mpilalao, na teny an-kianja na teny ivelany.

👉 Araka ny nambaran’izy ireo, mbola maro ireo talenta Malagasy ao La Réunion mendrika hahazo sehatra, ary mety hanana toerana amin’ny Barea na amin’ny Jeux des Îles. Hitohy noho izany ny fanomanana mba hanomezana fahafahana ireo tanora haneho ny talentany.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasyfoot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share