Gasyfoot

Gasyfoot GASYFOOT | Média Kitra Malagasy🇲🇬

➡️ Nandresy 4-1 an’i Osnabrück ny Bayern Munich ka tafakatra amin’ny fihodinana faharoa amin’ny DFB-Pokal! 🇩🇪⚽⚽ Harry Ka...
03/09/2026

➡️ Nandresy 4-1 an’i Osnabrück ny Bayern Munich ka tafakatra amin’ny fihodinana faharoa amin’ny DFB-Pokal! 🇩🇪

⚽⚽ Harry Kane
⚽️ Michael Olise
⚽️ Tom Bischof

➡️ Harry Kane 🇬🇧 no mpilalao nahatafiditra penalty betsaka indrindra tamin'ity taom-pilalaovana 2025-2026 ity satria efa...
03/09/2026

➡️ Harry Kane 🇬🇧 no mpilalao nahatafiditra penalty betsaka indrindra tamin'ity taom-pilalaovana 2025-2026 ity satria efa PENALTY 21 sahady izao no matiny. 📊

➡️ Lille OSC 🇫🇷 dia manana fomba fiasany manokana! ❌ Tsy voatery mandany vola be izy ireo, fa maka tanora manana talenta...
02/09/2026

➡️ Lille OSC 🇫🇷 dia manana fomba fiasany manokana!

❌ Tsy voatery mandany vola be izy ireo, fa maka tanora manana talenta, mampivoatra azy, avy eo mivarotra rehefa tonga ny fotoana mety amin'izany.

💰 Vokany ? 36 M€ monja no vola nampiasain’ny LOSC tamin’ireo joueurs ireo, nefa nahatratra 381 M€ ny vola azo tamin’ny fivarotana azy ireo.

🌟 Lille = école de talents + machine à plus-values.

➡️ 🗣️« Bonne chance, mon gars ! » 👉 Izay no hafatra fohy nalefan'i Neymar 🇧🇷 ho an'i Gabriel Jesus, taorian'ny nahatonga...
02/09/2026

➡️ 🗣️« Bonne chance, mon gars ! »
👉 Izay no hafatra fohy nalefan'i Neymar 🇧🇷 ho an'i Gabriel Jesus, taorian'ny nahatongavany tao amin'ny FC Barcelona.

➡️ Barea Ladies 🇲🇬 vs Afrique du Sud 🇿🇦! Hiady amin’i Afrique du Sud ny Barea Ladies amin’ny dingana faharoa amin’ny fif...
02/09/2026

➡️ Barea Ladies 🇲🇬 vs Afrique du Sud 🇿🇦!

Hiady amin’i Afrique du Sud ny Barea Ladies amin’ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana ho an’ny JO Los Angeles 2028.

📅 9 Oktobra 2026 : Aller
📅 13 Oktobra 2026 : Retour
🏟️ Toyota Stadium, Bloemfontein 🇿🇦

🔥 Alefa Barea Ladies! 🇲🇬

➡️ Gabriel Jesus 🇧🇷, Rodri 🇪🇸, Cancelo 🇵🇹8 taona lasa izay, niara-nilalao tao amin’ny Manchester City 🔵. Ankehitriny, ta...
02/09/2026

➡️ Gabriel Jesus 🇧🇷, Rodri 🇪🇸, Cancelo 🇵🇹

8 taona lasa izay, niara-nilalao tao amin’ny Manchester City 🔵. Ankehitriny, tafaraka indray izy ireo, saingy amin’ny loko hafa.

➡️✍🏼 Enzo Fernandez 🇦🇷 lasa ao Man City 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿.Transfert: 146 Millions €🎙️ Naneho hevitra i Erling Haaland 🇳🇴 ltaorian’...
02/09/2026

➡️✍🏼 Enzo Fernandez 🇦🇷 lasa ao Man City 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿.
Transfert: 146 Millions €

🎙️ Naneho hevitra i Erling Haaland 🇳🇴 ltaorian’ny nahatongavan’i Enzo Fernández tao Manchester City : « Eny e... Tonga lafatra. Afaka matory am-pilaminana aho izao. »

➡️ Nandresy 3-0 an’i Al Ahli 🇸🇦 ny Al Hilal 🇸🇦 tamin’ny lalao Saudi Pro League. 👏 Nisongadina tamin’ny lalao voalohany n...
02/09/2026

➡️ Nandresy 3-0 an’i Al Ahli 🇸🇦 ny Al Hilal 🇸🇦 tamin’ny lalao Saudi Pro League.

👏 Nisongadina tamin’ny lalao voalohany nataony i Ollie Watkins 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿, raha namirapiratra teo amin’ny fanafihana kosa i Summerville 🇳🇱.

➡️ ✅ Notolorana an’i Lamine Yamal 🇪🇸 ny loka Meilleur joueur de la saison 2025/2026 tao amin’ny Liga. 🏆🎙️ Ary rehefa nan...
02/09/2026

➡️ ✅ Notolorana an’i Lamine Yamal 🇪🇸 ny loka Meilleur joueur de la saison 2025/2026 tao amin’ny Liga. 🏆

🎙️ Ary rehefa nanontaniana ny tanjony amin’ity saison ity izy, dia mazava ny valiny: « Ny handrombaka ny Ligue des Champions. » 🌟

➡️✅Nanambara i Antonio Rüdiger 🇩🇪 fa hisotro ronono amin’ny sélection allemande izy, rehefa nahatratra 86 sélections tao...
01/09/2026

➡️✅Nanambara i Antonio Rüdiger 🇩🇪 fa hisotro ronono amin’ny sélection allemande izy, rehefa nahatratra 86 sélections tao anatin’ny 12 taona.

« Fotoana izao hanomezana toerana ny génération vaovao », hoy ilay défenseur du Real Madrid.

Hifantoka amin’ny club-ny indray izao i Rüdiger. ⚽️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasyfoot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share