30/04/2025
๐จ TE HO NGEZA IANAO ?
MISAKAFO BE NEFA TSY METY NGEZA ?
Maro be ireo nangataka azy ity fa hoe mahia na somary kely foana na misesika hanina be aza.
Aleo ary mba ho andry zareo ny astuces androany eee
Ireto ilay tsiambaratelo
AKONDRO SY RONONO
Be calories sy potassium ny akondro : manome hery anao haingana.
Raha te-ho ngeza, mihinร na akondro 1 isa-maraina + ronononโomby mafana 1 vera + siramamy mavokely (na sucre roux) 1 sotro kely na tantely.
Mbola afaka mihinana anโio rรฉgime io aorianโny sakafo atoandro sy hariva !
Ny avocat koa manampy @ fampitomboana lanja saingy tsara ampiana sakafo hafa hatrany.
VOANKAZO MAINA SY VOANJO
Mampahazo lanja koa ireto voankazo maina ireto :
๐ข Voanjo
๐ข Mahabibo
๐ข Voaloboka maina na raisins secs
๐ข Voankazo maina hafa
Azonao atao goรปter ireo (1 tanana) dia arahina rononโomby mafana. Raha mihinana isanโandro anโio goรปter io + ronono ianao mandritra ny 1 volana, tokony hahazo lanja.
JUS DE FRUITS
Ahoana, tsy hampahia ve izany ? An an !!!
Ataovy jus ny voankazo tianao + yaourt + siramamy mavokely na tantely.
Raha mahita, misotroa lait de coco na ronono avy @ coco nokikisana dia nalona tao anaty ranomafana ary fiazana na potserina. Dia iny ranony fotsy iny no lait de coco azo sotroina 1 isanโandro. Ny manga koa mampitombo lanja fa ampiana rononโomby !
NY PATY SY NY VARY
Mahangeza ny paty, indrindra raha ampiana legioma sy hena. Maro ny fomba ahafahanao mikarakara paty : lasopy, min saoโฆ
Ary ny vary ? Vary gasy aloha no tsara satria feno otrikโaina isankarazany : vao maika tsara izy raha atao vary aminโanana dia ampiana patsa, hena kely, na andrahoina @ rononโomby.
LA SIESTE SY SPORTS
Raha afaka ianao, manaova sieste na matory @ tolakandro (45 min โ 1 ora).
Ny sports koa mampitombo lanja satria mandevon-kanina dia mampitombo ny fitiavanao hihinana. Saingy tsy sports mafy be toy ireny hanao compรฉtition ireny akory.
PARTAGEO MAXIMUM RAHA MAHASOA ANAO, FA HASOA NY HAFA KOA