22/03/2020
Ry mpanjifa hajaina,ry havana, ry tapaka sy namana, hihato kely ny fifaneraserana mivatana eo amintsika, tsy hamangy, anareo izahay mianakavy sy ekipan'ny KIALA mandritra ny 15 andro noho ny antony fisorohana ny fiparitahana ny valanaretina COVID-19. Marina fa mamy ny mifankahita fa izao, mifampitsinjova isika mianakavy, isika mpinamana mba hitsinjovantsika ny mpiarabelona sy ny mpiray tanindrazana amitsika. maomboka amin'ny fandraisana andraikitisika tsirairay ny tsy hiparitahan'io valanaretina io. Koa manentana anareo koa izahay mba hanao toa anay. Mankasitraka tompoko. Mirary fahasalamana ho antsika rehetra