Cosmopolite

Cosmopolite 🎭 Humour, 🎬 Vidéos, 🎤 Animations, 🎓 Conseils, 🌷Évènements, 😁Blagues

Le rire est notre langue, le partage notre mission 😂✨

♻️Inspirer, enseigner et divertir✅

Mifona re🙈
11/11/2025

Mifona re🙈

09/11/2025

😲Technique tsotra nefa afaka manafoana ny nao, na otrin na otrin ...🤫
Manaova depôt de aloavy ny volan'olona😒

04/11/2025

Inona ny zavatra tena ilainao zao io?

🚨 BE KIBO BE AAA🥴🚨 TE HANENA VATANA AMIN'IZAY🫡.❌ Fantatrareo ve fa anisan'ny mahatonga ny mony, panda, ety amin'ny tareh...
29/10/2025

🚨 BE KIBO BE AAA🥴
🚨 TE HANENA VATANA AMIN'IZAY🫡.

❌ Fantatrareo ve fa anisan'ny mahatonga ny mony, panda, ety amin'ny tarehantsika sy amin'ny vatantsika dia ny LOTO.

Maloto ny ao anatinao🫡 dia maloto ho azy ny ety amin'ny endrikao, tadidio fa otran'ny fiara ihany isika mila atao lavage kely rehefa maloto amin'izay madio tsara foana, mila atao entretien dia milamina tsara ny moteur.🙏

INONA IZANY NO ATAO ? ❓

🟢THÉ MINCEUR ho antsika rehetra te ho taille fine, sady manadio ny any anatintsika izy io an, midétoxifié hahatonga anao hihena, hiala ilay tavy ratsy, hiala ilay LOTO be io, ilay fialany tsy hoe manjavona, fa mivoaka amin'ny halalan'ny p**i ilay loto.

🟢 VENTRE PLAT ho an'izay te hanala ilay kibo fotsiny, tsy te hihena fa hanala an'ilay loto amin'ny kibo fotsiny, azo atao tsara satria be dia be ny misotro LABIÉRA🫣 dia lasa be kibo, dia ity manala anazy hahatonga antsika rehetra ho salama lalandava.

Efa maro no nahita vokatra tsara, ary be tsaka no mijoro vavolombelona, kelikely ihany izy ato an, mila miazakazaka ianao ✅

Prix tena mirary ho antsika rehetra.

Toerana: MAJUNGA
Contact: 032 90 106 65 - 038 73 787 15
Afaka miditra mp amiko ianareo fa manao livraison ihany koa.

Hainareo ve fa OLON'i SEKTAMBRA NIMOZA nge i GASIKARA FENOSOA EH🫣
28/10/2025

Hainareo ve fa OLON'i SEKTAMBRA NIMOZA nge i GASIKARA FENOSOA EH🫣

Ireto avy ireo MINISITRA VAOVAO mandrafitra ny gouvernemanta 🥰Ahoana ny fahitanao azy  ? 🚨
28/10/2025

Ireto avy ireo MINISITRA VAOVAO mandrafitra ny gouvernemanta 🥰

Ahoana ny fahitanao azy ? 🚨

26/10/2025

🫣Tsy mora ny mamelom-bady hono 😅
Marina ve ?

21/10/2025

❌ DISO FANANTENANA🚨
Araho kely anie ity video ity eee😓

Any izay : Pierre Bleu😵‍💫🙈
20/10/2025

Any izay : Pierre Bleu😵‍💫🙈

🇲🇬 Première DAME de Madagascar 🫡Betsaka no manakihana amin'ny fiankanjony , izao no atao hoe :❤️ TSOTRA NEFA TSARA ✅Ahoa...
18/10/2025

🇲🇬 Première DAME de Madagascar 🫡

Betsaka no manakihana amin'ny fiankanjony , izao no atao hoe :

❤️ TSOTRA NEFA TSARA ✅
Ahoana ny fahitanao azy?

17/10/2025

🇲🇬
Tanindrazana-Firaisankina-Fanorenana ... Indro tazako ny fiovana ee🥰

Address

Majunga
Antananarivo
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cosmopolite posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share