LukAdis Picture

LukAdis Picture Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LukAdis Picture, Digital creator, Itaosy, Antananarivo.

20/05/2025
Pejim-Pitiavako🌷🇲🇬📸❤
04/05/2025

Pejim-Pitiavako🌷🇲🇬📸❤

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
13/12/2024

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Au terrasse de PIETRA HOTEL...📸🌷
🌐ANTANANARIVO🇲🇬





📸Pejim Photography

06/11/2024

La simplicité et l'élégance capturées en un regard🌷❤






📸Pejim Photography

15/10/2024

Dia ahoana marina moa...?😁🌷






📸Pejim-Pitiavako

27/09/2024

× Look At This Picture × ❤📸




📸Pejim-Pitiavako

19/09/2024

💢Ny atao hoe FITIAVANA ah?

✨Ny fitiavana dia tsy tonga ho azy na tadiavina ihany koa anefa fa miankina ny fihetsem~po
✨Eritrereto hoe misy olona miaraka aminao kanefa tsy tsapanao fa tia azy ianao
✨Hoatrany hoe miaraka amin'ny olona fotsiny fa tsy sambatra mihitsy
✨Aza adino fa misy ny atao hoe "Tia" izany hoe mankasitraka anao amin'ny maha-izy anao
✨Ary misy ny "Mody Tia" : tsy manan-tsaina afa-tsy ny handratra anao
✨Mandrosoa amin'ny fizahan-toetra
✨ Matetika tsy fantatrao ny olona iray sy izay tena toetrany raha tsy mifankafantatra efa ela
✨Ao anaty fahatezerana sy adiady kely no hahafantarana izay tena toetrany
✨Eo amin'izay ianao no mandinika hoe mety aminao ve sa tsia ny miaraka aminy ! Tsy terena io !❤️

💫𝑭𝒆𝒉𝒊𝒏𝒚 : 𝑻𝒊𝒂𝒗𝒐 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒕𝒊𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒇𝒂 𝒂𝒛𝒂 𝒂𝒎𝒑𝒊𝒋𝒂𝒍𝒊𝒂𝒏𝒂

💢𝗟𝗲𝘀𝗼𝗻𝗮 : 𝗔𝗼𝗸𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆, 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝘁𝗶𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗹𝗮𝘇𝗮𝗼 𝗵𝗼𝗲 𝘁𝘀𝘆 𝘁𝗶𝗮 , 𝗳𝗮 𝗮𝘇𝗮 𝗮𝗺𝗽𝗶𝗳𝗶𝗹𝗮𝗳𝗶𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼𝘃𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗳𝗮💔

📸Pejim-Pitiavako

Abonnez-vous ❤🌹
19/06/2024

Abonnez-vous ❤🌹

Look...
13/06/2024

Look...

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LukAdis Picture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share