Habit bébé bdb

Habit bébé bdb Tiako raha isika rehetra tsy an-kanavaka no ho tafita. Samià mahay dia samià tafita!

03/07/2026

Cc daholo! Ato amizay ary lay live tsika an
✅️livraison manomboka am 3.000Ar hatram 5.000Ar

Cc!✅️Zay mahay ny ora anaovantsika live androany mahazo crédit 1.000Ar✅️Zay mahay koa hoe inona lay entana ho amidintsik...
03/07/2026

Cc!
✅️Zay mahay ny ora anaovantsika live androany mahazo crédit 1.000Ar
✅️Zay mahay koa hoe inona lay entana ho amidintsika am live avy eo dia mbola mahazo crédit 1.000Ar
✅️Zay fa misy live tsika androany.
✅️Zay manao partage max live mahazo crédit 2.000Ar sy cadeau surprise.

29/06/2026

Aiza daholo tsika?
✅️Mety aminareo v raha asiana live solde sy destockage 1.000Ar.
✅️Raha mety aminareo d hariva am 21h00 ny fotoana.

17/06/2026

Bonne nuit daholo!
✅️Rahampitso indray manao misy2
✅️Misy manaraka élimination mondiale v ato?

Lot num 4 spécial fa d an_dehilahy taille L _ iray ty ian an.✅️0Ar fa frais de livraison fotsiny no aloa 5.000Ar ho aniz...
15/06/2026

Lot num 4 spécial fa d an_dehilahy taille L _ iray ty ian an.
✅️0Ar fa frais de livraison fotsiny no aloa 5.000Ar ho anizay mipetraka Analakely na Tsaralalana na Antaninarenina
✅️Ataovy Jp haingana ary an

15/06/2026

Ôdy ô!
✅️Efa misy mahita anilay vidéo nataoko lot 1 sy 2 v?
✅️Ito zao ny lot 3
✅️Efa mande tsikelikely an, d ho anizay livréna analakely, tsaralalana sy antaninarenina rahampitso alou zay ataoko androany
✅️D aza hadino koa manaraka live am 12h30 hatram 13h30 avy eo fa mbola tohizako ao lay fizarana 0Ar
✅️Tena aleo stop kely alou lay jp wera2, fa efa fizarana ito, d sans retour koa ty offre tsika ty.
🙏Misaotra indrindra anareo sahady manjifa
✅️Tonga d andefasako crédit 2.000Ar par mobile money zay manao meilleure partage live tsika isaky ny atoandro manomboka androany.

15/06/2026

Lot 2 _ 0Ar fa frais de livraison ian no aloa 5.000Ar ho anizay taille L sy ho anizay mipetraka manodidina analakely, tsaralalana, antaninarenina
L

15/06/2026

Lot 1 _ 0Ar fa frais de livraison no 5.000Ar _ zay taille S na M mipetraka ety analakely na tsaralalana na antaninarenina no mahazo azy.

15/06/2026

Bjr daholo!
✅️Sao d misy mahay mamerina live voafafan’ny fb fa misy ilako azy azfd?
Misaotra mialoha!

14/06/2026

Tena manao azfd re fa tapaka indray lay live teo 😭😭😭😭
✅️Tena mbola betsaka nefa lay entana ato d ts hitako ny atao nefa miverina manao live za ts mety tsoun 😭😭
✅️Tena manao azfd alou fa d ho anareo zay nanao partage alou d crédit no hozaraiko d amizay samy mahazo fa lay izy ary ts hitako tsoun lay live teo
✅️D’efa rahampitso indray zany sy hiezaka hanao live photos raha tratrako

Address

Soavimbahoaka
101

Telephone

+261340842521

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Habit bébé bdb posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share