
26/09/2025
❌MIHATO NY PEJY❌
Hifonanay etoana fa tsy afaka miasa aloha izahay eto amin’ny pejy noho ny antony maro (raha tsy hiteny afa-tsy ny korontana izay misy tsy ahavita ny livraison, ny fournisseur anay sy ireo orinasa mandinika sasany miara miasa aminay…) noho ny toe-javatra misy eto amin’ny firenena ankehitriny🙏🏼
Ireto avy no tsy ho vitanay mandra-piovan’ny toe-draharaha:
- Fanaovana livraison ny commande efa voaray❌
- Fandraisana commande vaovao❌
- Famaliana message (na ny MP na ny WhatsApp)❌
Ireo rehetra ireo dia hiverina miandalana eo ihany araky ny fivoaran’ny toe draharaha.
Mamelà ianareo anay noho izany fa mandohalika miaraka izahay mpiasa tena madinika🙏🏼
Misaotra tompoko.