ALF - Aro Lozan'ny Fifamoivoizana

ALF - Aro Lozan'ny Fifamoivoizana Fandaharana manabe ny olom-pirenena momba ny aro lozan'ny fifamoivoizana

15/09/2025

🏤 Taom-pianarana 2025 - 2026 :

Indro zaraina amintsika eto indray ary ireo fihetsika tokony atao rehefa mirava avy any an-tsekoly.

Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

08/09/2025

🏤 Taom-pianarana 2025 - 2026 :

Amin'izao fanombohan'ny taom-pianarana 2025 - 2026 izao, dia indro haverina hampatsiahivina antsika indray ireo fihetsika tsara hofantatra rehefa miala avy any an-trano mamonjy toeram-pianarana.

Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

19/08/2025

đźš« TSY MIARAKA NY ALIKAOLA SY NY FAMILIANAđźš—

👉 Rehefa mampiasa ny lalana sy ny arabe aho, dia tompon’andraikitra amin’ny aiko sy ny ain’ny hafa.

👉 Tsy ampy ny fahaizana mitondra fiara raha tsy ampiarahana amin’ny fanajana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana.

👉 Ny fisotroana alikaola dia mampihena ny fifantohana, mety mitarika loza ho anao sy ho an’ny mpiara-mandeha aminao ary ny mpampiasa lalana hafa.

✋➡️ AROVAKO NY AIKO, AROVAKO NY HAFA⬅️

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

11/08/2025

❌ *Voararan'ny lalàna ny fitondrana olona na entana mihoatra an'izay voalaza ao anaty taratasy fahazoan-dalana* :

🏖️ Ao anatin'izao vanim-potoanan'ny fialan-tsasatra lehibe izao, dia betsaka isika no mandeha miala sasatra, mamonjy raharaham-pianakaviana, lasy, zaikabe sy fihaonam-be isan-karazany,

âś… Hajao ny isan'ny olona azon'ny fiara hoentina sy ny vesatra azon'ny fiara hoentina,

❌ Fandikan-dalàna, ary mety hitera-doza ho anao sy ho an'ny hafa ny fanaovana taingim-be,

👉 Ho an'ny fiara tsotra : hajao ny isa voalaza ao anaty "Carte grise",
👉 Ho an'ny fiara fitaterana olona : hajao ny isa voalaza ao anaty "Licence d'exploitation" na "Autorisation Spéciale", tsy azo itondrana olona ny fiara fitaterana entana.
👉 Ho an'ny fiara fitaterana entana : hajao ny isa sy ny vesatra izay voalaza ao anatin'ny "Carte grise",

👍Hajaiko ny lalàna, mba ho fiarovana ny aiko sy ho fiarovako ny hafa !

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

04/08/2025

Ny fitandremana rehefa mitondra fiara, mitondra malina tsy ho tampohin'ny loza.

Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

21/07/2025

Ry mpamily, mampidi-doza ary fandikan-dalĂ na ny fitondrana olona mihoatra ny izay voalaza, ny isan'ny voasoratra ao anaty taratasy ihany no entina.

Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

16/07/2025

Mila mitandrina hatrany amin'ireo loza tsy hampoizina mety hitranga! Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

30/06/2025

Horesahintsika anio indray ny « ceinture de sécurité » ho an’ny zaza.

Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

10/06/2025

Inona avy ary ireo fitandremana tsara atao raha mandeha amorona lalamby?

Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

02/06/2025

26/05/2025

Ry mpamily, aza milalao aina, tsy fitsapana tanjaky ny fiara sy kodiaran-droa ny lalam-bahoaka.

Mpampiasa lĂ lana tompon'andraikitra aho, arovako ny aiko, arovako ny hafa!

Agence des Transports Terrestres - ATT
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
Groupement Pétrolier de Madagascar

Address

Soarano PK0
Antananarivo
101

Telephone

+261342431094

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALF - Aro Lozan'ny Fifamoivoizana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ALF - Aro Lozan'ny Fifamoivoizana:

Share