Actus.mg

Actus.mg Page d’actualités et de culture

🟥🔥🔥 Ireo firenena manana baomba atomika eto ambonin’ny tany.
22/06/2025

🟥🔥🔥 Ireo firenena manana baomba atomika eto ambonin’ny tany.

I Iran 🇮🇷 irery aloha hatreto no voalohany taminy tantaran’ny ady teto ambonin’ny tany no nahavita namotika sy nandresy ...
22/06/2025

I Iran 🇮🇷 irery aloha hatreto no voalohany taminy tantaran’ny ady teto ambonin’ny tany no nahavita namotika sy nandresy firenena iray tsy nandefa olona tany amin’ilay firenena no tsy nampiasa fiaramanidina mpiady .

Ilay missiles nalefan’i Iran 🇮🇷 teo dia manana hafangainam-pandeha 16 mihoatra ny son, ary manana ny IA mibaiko azy mahaleontena makany amin’ny toerana kendreny sy afaka miova lalana raha fantany fa misy loza mitatao aminy .

Mba fantatrao ve fa ny halavirana 2000 km ( ny mampisaraka an’i Iran 🇮🇷 sy Israël dia 1500 km eo , fa ny fiangan’ireo missiles dia mbola any aminy 500 à 700 km miala ny sisitany ) . no mihainga iray missiles Iraniana ary ,ity missiles farany ity dia 10 minitra monja dia tonga an’ Israël 🇮🇱 ? Izany hoe amin’ny fotoana ahitany ny système de défense aérienne ny Tafika Israéliana ilay missiles dia efa tsy misy azo atao intsony .

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗝𝗜𝗙𝗔𝗡𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗲𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗺𝗶𝗵𝗮𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆...
22/06/2025

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗝𝗜𝗙𝗔

𝗡𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗲𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗺𝗶𝗵𝗮𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗼𝗯𝗼𝗿𝗼𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗶𝗻𝗱𝗼𝘀𝘁𝗿𝗶𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗩𝗮𝗿𝗼𝘁𝗿𝗮.

✅Lafarinina efa simba 45 kitapo no nandraisana fepetra ka nogiazana tsy ho azo aparitaka intsony tany Moramanga.

✅Ho an'ny eto an-drenivohitra dia nanatanterahana fitsirihana ireo toeram-pivarotana lehibe sy tsena mahavantana ny mpanjifa tamin'ity herinandro ity. Anisan'izany ny teny Tanjombato, Anosibe, Analakely, Behoririka, 67ha, Antanimena.

👉Androany Sabotsy 21 Jona 2025, nitarika ireo mpanara-maso nidina teny Ankadifotsy sy ny manodidina ny Tale jeneralin'ny Varotra (DGC) Isidore RAZANAKOTO. Nogiazana avy hatrany ireo entana lany daty toy ny lafarinina. Tsikaritra koa ny fisian'ireo entana efa tena atomotra kely ny vaninandro farany azo hampiasana azy. "

MIC

🚨𝐅𝐚𝐦𝐨𝐬𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚: 𝐯𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐁𝐀𝐑𝐄𝐀🇲🇬 𝐡𝐨𝐞 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐬𝐚𝐯𝐲??😱‼️🚨Telo no nampidirina...
21/06/2025

🚨𝐅𝐚𝐦𝐨𝐬𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚: 𝐯𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐁𝐀𝐑𝐄𝐀🇲🇬 𝐡𝐨𝐞 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐬𝐚𝐯𝐲??😱

‼️🚨Telo no nampidirina am-ponja vonjimaika eny Antanimora🚨‼️Fianakaviana akaiky no nahavanon-doza araka ny fiahiahian'ny mpitsara mpanao famotorana.
Tsy mbola voafaritra ny fotoana hanaovana ny fitsarana.

Nahazo fahafahana vonjimaika izy mianaka mpikarakara sakafo.

❗Vehivavy, zaobavin'ny tompona anniversaire ny iray 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙫𝙖𝙙𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙡𝙖𝙡𝙖𝙤 𝙗𝙖𝙤𝙡𝙞𝙣𝙖 𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙯𝙖 𝙡𝙖𝙨𝙖 𝙖𝙣𝙮 𝙞𝙫𝙚𝙡𝙖𝙣𝙮 𝙚𝙣𝙮 𝘼𝙢𝙗𝙤𝙝𝙞𝙢𝙞𝙧𝙖𝙧𝙮. Izy izay zaobavin'ilay tompona anniversaire, misy disadisa tsy fifankahazoana amin'ny tompon'ny fanasana teny Ambohimalaza.

❗Vehivavy iray hafa izay "cousine" n'ilay tompona anniversaire, izay tsy mifankahazo ihany koa tamin'ilay tovovavy tompona tsingerin-taona nankalazaina teny Ambohimalaza.

❗Ary ombiasa, no tompon'ny ody mahery nampiasain'ity cousine-ny ity nakana poizina mahery vaika.

Naharitra ora maro ny famotorana nataon'ny teny amin'ny fampanoavana taorian'ny nandefasan'ny zandary misahana ny ady heloka bevava teny Fiadanana. Nalefa eny Antanimora izao hariva izao avokoa izy telo voapanga ho tompon'antoka tamin'ny famosaviana.

Misy resaka mande any anaty commentaires any mety ho marina ihany izany !!!😬😬😬
(©️: Nicky Nantenaina ,RADIO ANTSIVA)

📌🤨𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗕𝗨𝗦  #𝗘𝗟𝗘𝗖𝗧𝗥𝗜𝗤𝗨𝗘𝗦 12 𝗦𝗬 30 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘𝗛𝗔  #𝗚𝗔𝗭𝗢𝗜𝗟 𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧'𝐢 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐁𝐮𝐬 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 42 ...
20/06/2025

📌🤨𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗕𝗨𝗦 #𝗘𝗟𝗘𝗖𝗧𝗥𝗜𝗤𝗨𝗘𝗦 12 𝗦𝗬 30 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘𝗛𝗔 #𝗚𝗔𝗭𝗢𝗜𝗟
𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧'𝐢 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐁𝐮𝐬 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 42 𝐧𝐚𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐒𝐢𝐧𝐠𝐚𝐩𝐨𝐮𝐫, hanao eto Antananarivo.
‼️Ny 12 dia raha mandeha ny 30 amin'izy ireo. Ho tanterina hiakatra aty Antananarivo avokoa izy ireo ary 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗶𝘁𝗮𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 #𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗲𝘁𝘀𝘆 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝘀𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗟𝗮𝗰 𝗜𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 mandritry ny fankalazana ny 26 jona.

⚠️ URGENT ‼️ TSY HO ELA INTSONY NY 3 ÈME GUERRE MONDIALE IRAN 🇮🇷 NAMALY AN'I DONALD TRUMP NY GUIDE SUPRÊME 𝐀𝐘𝐀𝐓𝐎𝐋𝐋𝐀𝐇 𝐀𝐋𝐈...
18/06/2025

⚠️ URGENT ‼️ TSY HO ELA INTSONY NY 3 ÈME GUERRE MONDIALE
IRAN 🇮🇷 NAMALY AN'I DONALD TRUMP NY GUIDE SUPRÊME 𝐀𝐘𝐀𝐓𝐎𝐋𝐋𝐀𝐇 𝐀𝐋𝐈 𝐊𝐇𝐀𝐌𝐄𝐍𝐄𝐈

➡️ 𝐇𝐨𝐲 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧𝐣𝐞𝐫𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 : « 𝐓𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐥𝐚𝐯𝐨 𝐥𝐞𝐟𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 𝐢 𝐈𝐑𝐀𝐍, 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐟𝐨 𝐧𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢 𝐈𝐬𝐫𝐚𝐞𝐥. 𝐓𝐬𝐲 𝐡𝐨 𝐭𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐲 𝐛𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐢 𝐈𝐑𝐀𝐍 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐢𝐞𝐫𝐢𝐭𝐫𝐞𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐚𝐝𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐢 𝐄𝐭𝐚𝐳𝐨𝐧𝐢𝐚.

18/06/2025

🔥🔥🔥😱 Nirehitra ny afobe tamin’ireo fiara manodidina ny 20 tany Tel Aviv, afovoan’ny faritra Palestiniana , vokatry ny daroka baomba nataon’i Iran.

🟥🔥 Nisy tamin’ny mpiasan'ny Mossad no nandrehitra afo teo akaikin’ny Tour Milad ho fikasana hampiely tahotra sy horohoro...
18/06/2025

🟥🔥 Nisy tamin’ny mpiasan'ny Mossad no nandrehitra afo teo akaikin’ny Tour Milad ho fikasana hampiely tahotra sy horohoro, nefa tsy nisy fanafihana natao tamin’ilay tilikambo mihitsy.

FANAMBARANA 😳‼️🔴 Iran🇮🇷🔥🇮🇱 : "Israely no manao ilay asa maloto ho antsika rehetra", hoy i Friedrich Merz🇩🇪🔶 "Manana heri...
18/06/2025

FANAMBARANA 😳‼️

🔴 Iran🇮🇷🔥🇮🇱 : "Israely no manao ilay asa maloto ho antsika rehetra", hoy i Friedrich Merz🇩🇪

🔶 "Manana herim-po" i Israely hanao ilay "asa maloto ho antsika rehetra" amin’ny fanafihana an’i Iran, satria hoy ny Chancelier alemà Friedrich Merz, “fanjakana izay niteraka fahafatesana sy fandravana maneran-tany” ny fitondrana Iraniana.

🔶 Raha tsy nisy ireo daroka nataon’i Israely, 🗣️**"mety mbola ho tratry ny fampihorohoroana avy amin’ity fitondrana ity isika mandritra ny volana na taona maro, ary mety ho tonga hatrany amin’ny fananana fitaovam-piadiana nokleary aza izy ireo"**, hoy izy tao amin'ny fahitalavitra ZDF nandritra ny fihaonambe G7.

🔥🔥🔥Raha ny antontanisa azo avy amin'ny HJRA omaly tamin'ny 6 ora hariva, manoloana ny tranga fanampoizinana ara-tsakafo ...
17/06/2025

🔥🔥🔥Raha ny antontanisa azo avy amin'ny HJRA omaly tamin'ny 6 ora hariva, manoloana ny tranga fanampoizinana ara-tsakafo teny Imerikasinina, dia fantatra fa 43 no niditra tao amin'io hopitaly, 9 namoy ny ainy tao ary 3 namoy ny ainy tany amin'ny Hopitaly hafa (ny 01 tao Andohatapenaka, ny 01 tao amin'ny HOMI, ny 01 tany amin'ny Toeram-pitsaboana tsy miankina). 13 no mbola ao anatin'ny fahasarotana ary 21 tsy dia misy ahiana intsony.

🔥Tonga nitsidika ireo niharam-boina teny amin'ny HJRA omaly hariva ny Minisitry Fahasalamam-bahoaka, ny Minisitry ny Filaminana anatiny, ny Minisitra delege misahana ny Zandarimaria ary ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina.

17/06/2025

🥰 Tsara tsodrano ny kilonga rehetra hanala CEPE anio 🙏🏻 Misy 571 367 izy ireo manerana ny NOSY ka ny 177 559 eto Antananarivo.

😱🔥𝗠𝗔𝗡𝗔𝗢  #𝗙𝗜𝗛𝗘𝗧𝗦𝗜𝗞𝗘𝗧𝗦𝗘𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗘𝗡𝗬  #𝗔𝗡𝗢𝗦𝗜𝗕𝗘𝐌𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐞𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲  #𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐣𝐢𝐫𝐨 𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐢...
15/06/2025

😱🔥𝗠𝗔𝗡𝗔𝗢 #𝗙𝗜𝗛𝗘𝗧𝗦𝗜𝗞𝗘𝗧𝗦𝗘𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗘𝗡𝗬 #𝗔𝗡𝗢𝗦𝗜𝗕𝗘
𝐌𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐞𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 #𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐣𝐢𝐫𝐨 𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐢𝐛𝐞, amin'izao fotoana izao.
‼️Tapaka tanteraka ny lalana noho ny doro kodiarana eo afovoan'ny arabe.

©️Rakotomanga Herisedra Fanevatiana

Address

Mahamasina
Antananarivo

Telephone

+261385209305

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Actus.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Actus.mg:

Share