Studio Kalokanto

Studio Kalokanto Studio Kalokanto Andraisoro
Studio de Répétition à Ar 10 000/h
et Prise de son à Ar 10 000/h A 100 m FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro

Dia mbola misaotra anareo HFNJ.mr nahatoky ny Studio Kalokanto anio.Sonorisation ato amin'ny hotel PanoramaIty ny contac...
02/08/2025

Dia mbola misaotra anareo HFNJ.mr nahatoky ny Studio Kalokanto anio.
Sonorisation ato amin'ny hotel Panorama
Ity ny contact hoan'izay hiara hiasa aminay 0345446400

Misaotra An'i Manitra sy Mirabelle nahatoky ny Studio Kalokanto amin'izao fahasoavana lehibe izaoContact 0345446400 sy p...
27/07/2025

Misaotra An'i Manitra sy Mirabelle nahatoky ny Studio Kalokanto amin'izao fahasoavana lehibe izao
Contact 0345446400 sy page Studio Kalokanto hoan'ireo izay manam-pikasana hiantso anay.

Misaotra anareo nahatoky ny Studio Kalokanto.- Alarobia 25/06/25 takarivam-pifaliana tato amin'ny Studio Kalokanto Andra...
28/06/2025

Misaotra anareo nahatoky ny Studio Kalokanto.
- Alarobia 25/06/25 takarivam-pifaliana tato amin'ny Studio Kalokanto Andraisoro
- zoma 27/06/25 tany ambatolampy tany isika. Vodiondry Fenohasina sy Tsanta

25/06/2025
Tato amin'ny espace ANF3T indray za sy Kalokanto androany.Mbola manasa anareo hatrany raha mila sonorisation ianareo dia...
07/06/2025

Tato amin'ny espace ANF3T indray za sy Kalokanto androany.
Mbola manasa anareo hatrany raha mila sonorisation ianareo dia eto izahay
Sonorisation sequence niaraka tamin'ny Studio Kalokanto



Tena mahafinaritra kosa e?
14/04/2025

Tena mahafinaritra kosa e?

Misaotra ny New Called - Madagascar Christian Ministry mahatoky ny studio Kalokanto foana.
31/03/2025

Misaotra ny New Called - Madagascar Christian Ministry mahatoky ny studio Kalokanto foana.

Sonorisation Studio Kalokanto Carnaval ecole Baby BossMisaotra tamin'ny fiaraha miasa.Dia mbola vonona foana raha misy m...
18/02/2025

Sonorisation Studio Kalokanto
Carnaval ecole Baby Boss
Misaotra tamin'ny fiaraha miasa.
Dia mbola vonona foana raha misy mila sonorisation isika e!!

Ny akama tena favo teny Ankatso rehetra! Ilay mahay mandamina pli, manao coupe, ...
12/02/2025

Ny akama tena favo teny Ankatso rehetra! Ilay mahay mandamina pli, manao coupe, ...

Fandalovan'ny Anim's Group Orchestre tato amin'ny Studio Kalokantoo. Manasa antsika hatrany izay mila sonorisation, Stud...
12/02/2025

Fandalovan'ny Anim's Group Orchestre tato amin'ny Studio Kalokantoo. Manasa antsika hatrany izay mila sonorisation, Studio de répétition sy prise de son fa eto foana izahay.

Hoy ny toriteny tamin'ny mariazinay hoe anatin'ny tontolo ratsy fanahy ianareo no manorina fitiavana AGAPE, fa eo no amp...
06/01/2025

Hoy ny toriteny tamin'ny mariazinay hoe anatin'ny tontolo ratsy fanahy ianareo no manorina fitiavana AGAPE, fa eo no ampamirapiratan'Andriamanitra anareo! Dia mirary antsika ho Mpandresy amin'ny alàlan'ilay tia antsika mandritra ity 2025 ity ka amafiso ny fifandraisana Aminy! Merci amin'ity hafatra ity.

Address

Andraisoro ( Arret Tanimalalaka Tamboho Gasy )
Antananarivo

Telephone

+261345446400

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Kalokanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Studio Kalokanto:

Share