Kiala SOA

Kiala SOA 💖💖💖 vente en gros
🥰🥰🥰Vente en détail

08/07/2025
25/06/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mamisoa Lucie, Mamitiana Armandine

📢📢 Tonga ny entako oo,, Tonga ny       entako oooo😁😁   Disponible ho antsika manana zazah indray ny PORTE BÉBÉ ERGONOMIQ...
17/06/2025

📢📢 Tonga ny entako oo,, Tonga ny entako oooo😁😁

Disponible ho antsika manana zazah indray ny PORTE BÉBÉ ERGONOMIQUE aminy vidiny tsy miova🤗🤗 90 000 ar.

👉 Lay misy sezakely fipetrahana,, afaka asiana entana mahasolo poketra. Afaka ampiasana mitokana.

👉Misy positions 6 bé izao afaka Atao aminy,, trotroina,, babena...

👉 Natokana hoan'ny zazah 00 à 36 mois.
👉 Article vaovao hatrany, sous carton et sous étiquettes.

👉 Couleur grenat, bleu nuit et bleu gris.

Livraison à partir de 3 000 ar
0345549324.

♥️♥️♥️ mankasitraka foana foana.🙏🙏🙏🙏🙏🙏
28/05/2025

♥️♥️♥️ mankasitraka foana foana.
🙏🙏🙏🙏🙏🙏

Tennis pour homme indray no disponible oo.Pt 41. Mafy tsara .60 000 ar.Vaovao sous carton.Vrai marque
21/05/2025

Tennis pour homme indray no disponible oo.
Pt 41. Mafy tsara .
60 000 ar.
Vaovao sous carton.
Vrai marque

Coucou maman 💖💖           Mbola misy fona fona aaa👉 PORTE BÉBÉ ERGONOMIQUE ,, AVEC SIÈGE DE RANGEMENT Multifonctionnel, ...
15/05/2025

Coucou maman 💖💖
Mbola misy fona fona aaa

👉 PORTE BÉBÉ ERGONOMIQUE ,, AVEC SIÈGE DE RANGEMENT

Multifonctionnel, 6 positions
Siège détachable.
Portée du poids jusqu'à 20 kg.
De 00 mois à 36 mois.
Vaovao sous carton

90 000 ar.
0345549324.

Livraison à partir de 3 000 ar.

😮😮 LIVRAISON GRATUITE POUR TOUTE COMMANDE 😮😮😮 😉 Porte bébé ergonomique avec siège de rangement,( misy sezakely fipetraha...
03/05/2025

😮😮 LIVRAISON GRATUITE POUR TOUTE COMMANDE 😮😮😮

😉 Porte bébé ergonomique avec siège de rangement,( misy sezakely fipetrahana Sady afaka asiana entana)
🥳 Multifonctionnel 6 en 1 ( afaka itrotroana, ibabena,...)
🥰 Article neuf, importation,sous carton et sous étiquettes.
,🤩🤩90 000 ar.
0345549324.

28/04/2025

Fantatrao ve hoe rehefa ohatrany aona ianao noho atao hoe manimba ny tokatrananonao? 🏡

Manimba ny tokantranonao ianao rehefa: manome lanja ny olona any ivelany noho ny vady ama -janakao.

Manimba ny tokantranonao ianao rehefa: lany andro mamonjy fety sy mirevy miaraka amin'ny olona any ivelany any nefa tsy mahavita miaraka amin'ny vady aman-janakao

Manimba ny tokantranonao ianao rehefa: ho an'ny vahiny mpitsidika ihany ny kaopy sy ny vilia tsara tarehy, fa ho an'ny ao an-trano kosa ny kaopy tapaka sy vilia vaky.

Manimba ny tokatranonao ianao rehefa: miezaka mampifaly sy mamaha ny olany ny hafa, nefa tsy mahavita manao soa ho an’ny fianakavianao.

Ny fianakaviana no zava-tsoa lehibe indrindra ho an'ny olombelona iray ka noho izany ataovy laharam-pahamehana hatrany ny fianakavinao.

Address

Mahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala SOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share