11/05/2026
Lesson: Talking about money ๐ธ
| Dialogue 1 |
A: Are you joining the HiTako Spoken English Course this June? ๐บ๐ธ
๐ฒ๐ฌ Hiditra ao aminโny HiTako Spoken English Course ve ianao aminโity volana Jona ity?
B: I really want to, but ๐ ๐ฎ๐บ ๐ฏ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฒ right now. I spent all my money on rent and bills ๐ญ
๐ฒ๐ฌ Tena te hiditra aho ๐ญ fa tsy manam-bola mihitsy aminโizao. Lany taminโny hofan-trano sy ny factures daholo ny volako.
| Dialogue 2 |
A: Why did you choose the Standard offer instead of Premium?
๐ฒ๐ฌ Fa maninona ianao no nisafidy ilay offre Standard fa tsy Premium?
B: I am ๐ผ๐ป ๐ฎ ๐๐ถ๐ด๐ต๐ ๐ฏ๐๐ฑ๐ด๐ฒ๐ right now, but I still want to improve my English little by little ๐
๐ฒ๐ฌ Mbola mila mitsitsy vola aloha aho aminโizao ๐ fa te hanatsara ny anglais-ko tsikelikely ihany.
Fanamarihana kely:
โ
I am broke: Ampiasaina rehefa tena tsy misy vola mihitsy (0 Ar).
โ
I am on a tight budget: Midika hoe misy ihany ny vola, fa voafetra ny fandaniana ka mila mitsitsy tsara.
๐ Ao amin'ny commentaire voalohany ny tsara ho fantatra rehetra momban'ny ๐๐ถ๐ง๐ฎ๐ธ๐ผ ๐ฆ๐ฝ๐ผ๐ธ๐ฒ๐ป ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ต ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐ฒ โ ๐ข๐ป๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐บ๐ธ [Niveau 1]
Aza adino ny mizara sy manasa ny namana hanaraka ny pejy - HiTako Academy : Learn Languages ๐
"๐น๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐, ๐
๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐."
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ โจ